Draidraidrayyyyyy...... ! :-S

1. cbd ( 12/06/2007 16:40)
Ahoana ny fihetsikareo raha otr'izao ny ataon'ny vadinareo rehefa ao ampandriana ao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/pete-au-lit-2943.gif[/IMG]
répondu par sympa le 23/06/2007 11:00
2. dreamm ( 12/06/2007 17:16)
fa maninona hono ireo????
3. sitlo ( 12/06/2007 17:49)
faly ery cbd, ohatra ny vao nahita emoticon, 8-)
4. cbd ( 12/06/2007 17:49)
dream >> Aiza eritreretina fa jereo fotsiny ka :-D:-D
5. dongadonga ( 12/06/2007 19:58)
to mipitrapitra fotsiny :-D
6. pissoa ( 12/06/2007 19:58)
andray ! ny anaran'ilay sary kely alou hoe pete au lit ... ^^^^^^
7. dongadonga ( 12/06/2007 20:07)
:roll:
8. melody ( 12/06/2007 20:43)
milalao fangalapery zareo kou:-D:-D:-D
9. andry08 ( 12/06/2007 20:46)
sady be loha no mijery inona aloha fa tsy kôpy aho e?
Mivandravandra mampatahotra, angaha tsy matory na manao devoara konjugaly?
10. tslem ( 13/06/2007 08:35)

ohatra ny vao nahita emoticon


:-D:-D:-D

ôtran tsy azoko mitsy g tian' lé sary ambara :roll:

11. hmilay ( 13/06/2007 09:43)
za ko aza mba tsy mahazo mint:?:=))sy.
12. cialaurie ( 13/06/2007 11:50)
:?::?::?::?:
13. cbd ( 13/06/2007 12:58)
Mng*t*tra rireto an! Otr'izao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/gpt.gif[/IMG]

sitlo >> kamo lesy ny anoratra de aleoko ny sary no avoaka an :!: 8-) :-D:-D
14. fanaina ( 13/06/2007 18:13)
8O:roll::-/
15. ikaretsaka ( 14/06/2007 03:55)
miaritra fa fofon-kavana ramatoa o!
16. tslem ( 14/06/2007 05:13)
:roll:
17. kelly13 ( 14/06/2007 06:15)
:-D ary kay nisy setroka maintsomaintso nivôka teo akaikiny teo, :°) (d iza no lhl d iza no vhv @ izy reo klou e?)
18. cbd ( 14/06/2007 07:35)
kelly13 >> Tsy maintsy le kofa zao io ko :-D:-D:-D:-D Fa tsy fantatra aloa ééé mety misy koa vhv manao toy izao :-P :-D:-D:-D:-D
19. Fiffi ( 16/06/2007 07:35)
:-D:-D:-D
20. tslem ( 16/06/2007 11:07)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0723