dons

1. diamondra27 ( 11/06/2007 12:44)
mitovy daholo ireo fa samy hafa
raha tsy hainao ny fihaviany dia mety avy @ satana izay
na ampiasain'ny satana le olona

ohatra don de guerison: misy mahay manasitrana
raha entiny hanasoavany ny tenany izany = hangalany vola ilay olona sitraniny de tsy avy @ Atra intsony fa avy @ satana

dia tahaka izany koa le "parler en klangues" refa tsy mampandroso ny mpiara-mivavaka aminao" dia tokony heverina

de etc etc ho an'ny dons hafa


répondu par marozevo le 19/06/2007 21:53
2. Imahaka ( 11/06/2007 12:51)
diamondra27:


ohatra don de guerison: misy mahay manasitrana
raha entiny hanasoavany ny tenany izany = hangalany vola ilay olona sitraniny de tsy avy @ Atra intsony fa avy @ satana




dia ahoana izany ny dokotera mpitsabo kle? misy amin'izy ireny ange efa manana dons mihitsy no ampiany fianarana e. Tsy maintsy maka saosy nefa izy, inona kosa aza no hamelomany ny vady aman-janany? sa misy mana milatsaka avy any an-danitra rehefa mitsabo maimaim-poana? hein :-$
3. diamondra27 ( 11/06/2007 13:02)
raha dr mpitsabo de tokony hainy ny mampiasa azy
mety misy moment ampiasainy ny zavatra nianarany nanaovany études = any @ cabinet
fa raha manana don izy de tokony hisy moment ampiasainy an'iny koa hanasoavana ny manodidina fa zay no antony nanomezana azy e

efa nahazo maimaimpoana ianreo dia mizarà maimai-mpoana ihany koa
ao anaty baiboly daholo izany, mila tanterahina ny SM
raha tsy izany dia na ny kely izay hanananao aza dia halàna aminao:cry::cry:
4. xxx ( 11/06/2007 16:29)
diamanondra27
efa nahazo maimaimpoana ianreo dia mizarà maimai-mpoana ihany koa
ao anaty baiboly daholo izany, mila tanterahina ny SM

Tsy mandiso izay lazainao aho fa tsy azo atao kosa ny mandray be fahatany izay lazain'ny Baiboly e.

Aza adino koa fa i Kristy dia nanohana ny hevitra hoe: mendrika omena ny valin-kasasarany ny olona. Sady nolazainy io nanaovany fanoharana ihany koa.
raha tsy izany dia na ny kely izay hanananao aza dia halàna aminao

Ny contexte misy ny tenin'i Jesoa momba an'io indray da mikasika ny tsy fampiasana ny talenta fa tsy momba ny valin-kasaranana velively.

Aza afangaro ny resaka fa manjary mandiso izay tena tiana hampitaina amintsika. Raha io zavatra lazainao io mantsy no jerena dia ohatra ny hoe lozabe Andriamanitra.

Ho amantsika hatrany anie ny Fitiavan'i Kristy! Amen.
5. diamondra27 ( 11/06/2007 16:37)
xxx: ye ka izay mihintsy nge e! rehefa nomena tamenta enao fa tsy nampiasa azy de na ny kely hanananao aza alaina aminao
Voalaza ny baiboly daholo izany koa:(

io no tiako lazaina ka!

efa nahazo famonjena maimaimpoana isika dia tokony hizara ilay fanomenjana maimaimpoana koa

tsy ara-bakiteny ireo fa fanatanterahana ny SM ka!
6. xxx ( 11/06/2007 16:49)
efa nahazo maimaimpoana ianreo dia mizarà maimai-mpoana ihany koa
ao anaty baiboly daholo izany, mila tanterahina ny SM
raha tsy izany dia na ny kely izay hanananao aza dia halàna aminao

Io no zavatra nosoratanao. Vakio tsara aloha.

Mety diso famaky aho angamba. Raha diso ny famakiko azy dia miala tsiny indrindra. Ny fahitako azy mantsy dia zavatra mitambatra ireo teny ireo satria tsy misy mari-piatona mihitsy.
7. diamondra27 ( 11/06/2007 17:01)
Miala tsiny @ le fandefasana msg fa hiezaka @ manaraka izany. Misaotra @ fampahatsiahivana

azafady izany fa io voalaza io ny tiko lazaina e!

averiko eto sady mbola nisy faute de frappe koa tsss

xxx: ye ka izay mihintsy nge e!
rehefa nomena talenta ianao fa tsy nampiasa azy dia na ny kely hanananao aza alaina aminao
Voalaza ny baiboly daholo izany koa

io no tiako lazaina ka!

efa nahazo famonjena maimaimpoana isika dia tokony hizara ilay famonjena maimaimpoana koa

tsy ara-bakiteny ireo fa fanatanterahana ny SM ka!
8. xxx ( 11/06/2007 18:25)

Diamondra27: Izay dia manaiky aho.

Misaotra anao
9. xxx ( 11/06/2007 20:02)
xxx hafa ity ,

Fanitsiana kely fotsiny :
Ny fanomezam-pahasoavana rehetra na talenta io dia avy @ Andriamanitra fa tsy misy avy @ Satana. Fa ny toe-po sy toe-tsaintsika mampiasa azy no mahatsara sy maharatsy azy.
Raha tokony ho izy dia ny Don dia fitaovana iray nomen'Andriamanitra hanasoavana ny namana sy mpiara-belona ary hanomezam-boninahitra Azy mpanome. Ary ny olona tsirairay dia nomena an'io avokoa.
Matetika anefa dia ampiasaintsika @ tsy izy ilay izy : Entina hitadiavana ny tombo-tsoan'ny tena manokana
sy hanambakana ny hafa.
10. niryna ( 12/06/2007 04:52)
xxx:


Raha tokony ho izy dia ny Don dia fitaovana iray nomen'Andriamanitra hanasoavana ny namana sy mpiara-belona ary hanomezam-boninahitra Azy mpanome. Ary ny olona tsirairay dia nomena an'io avokoa.

Manaiky an'io aho.Ka io no teneniny eto hoe ampiasao izay nomen'Atra anao.

Matetika anefa dia ampiasaintsika @ tsy izy ilay izy : Entina hitadiavana ny tombo-tsoan'ny tena manokana
sy hanambakana ny hafa.

Ny fahafantarako azy dia izay ilay hoe nanaiky nampiasan'ny satana ilay olona dia ny fitiavan-tena no nampiasainy ilay fahasoavana maimai-poana nomen'Atra azy.



11. niryna ( 12/06/2007 05:06)
Ireto misy santionany kely fa tsy voatery ireo daholo ny fahasoavana nomen'Atra antsika
:Tsy ho voatery hanam-bola aloha isika vao afaka manampy olona.Mety vola,fitaovana,harena, fihainoana, fitiavana,fitsikiana,fa nampiana (ara-bola ,vatana, saina) ,fizarana, fivavaka, fanasitrana,ny fampiasana ny talenta,sns.
Izay rehetra fantatrao fa azo ampiasaina ka ampi-roboroboana ny mpiara-monina sy ny hafa ary indrindra ny fivavahana.
Ireo rehetra ireo dia voafehin'ny fitiavana.1kor 13:13
Amin'ny fitiavana sy fo madio no anaovana azy dia hitanoa mihitsy izany fifaliana mizara izany.:D
12. sonwin ( 12/06/2007 07:03)
mitovy hevitra amin'ilay xxx faharoa
13. diamondra27 ( 12/06/2007 07:11)
niryna:

xxx:


Raha tokony ho izy dia ny Don dia fitaovana iray nomen'Andriamanitra hanasoavana ny namana sy mpiara-belona ary hanomezam-boninahitra Azy mpanome. Ary ny olona tsirairay dia nomena an'io avokoa.

Manaiky an'io aho.Ka io no teneniny eto hoe ampiasao izay nomen'Atra anao.

Matetika anefa dia ampiasaintsika @ tsy izy ilay izy : Entina hitadiavana ny tombo-tsoan'ny tena manokana
sy hanambakana ny hafa.

Ny fahafantarako azy dia izay ilay hoe nanaiky nampiasan'ny satana ilay olona dia ny fitiavan-tena no nampiasainy ilay fahasoavana maimai-poana nomen'Atra azy.





___________________________________

xxx sy nyrina: izay indrindra
aza manaiky ambakain'i satana na voafitak'i satana
na tratry ny fakam-panahy hampiasa ilay don @ tombotsoan'ny tenanao

14. diamondra27 ( 12/06/2007 07:19)
niryna:

Ireto misy santionany kely fa tsy voatery ireo daholo ny fahasoavana nomen'Atra antsika
:Tsy ho voatery hanam-bola aloha isika vao afaka manampy olona.Mety vola,fitaovana,harena, fihainoana, fitiavana,fitsikiana,fa nampiana (ara-bola ,vatana, saina) ,fizarana, fivavaka, fanasitrana,ny fampiasana ny talenta,sns.
Izay rehetra fantatrao fa azo ampiasaina ka ampi-roboroboana ny mpiara-monina sy ny hafa ary indrindra ny fivavahana.
Ireo rehetra ireo dia voafehin'ny fitiavana.1kor 13:13
Amin'ny fitiavana sy fo madio no anaovana azy dia hitanoa mihitsy izany fifaliana mizara izany.:D


_______________________

misaotra mampahatsiahy fa indraindray manko dia tsy tonga saina hoe: hay ve ka don ity sourire ity na we don ity fifaliana ity sns fa ohatran'ny hoe fahazarana ilay izy dia tsy dia ampiasaina firy @ tokony ho izay

marina tokoa ireo dons voalazanao ireo satria par ex hoe: raha misy olona sendra fahoriana izao dia mila olona mihaino azy izy mba hitenenanay ny souvenir izay niraisany t@io olona lasa io; raha tsy afaka mihaino azy ianao izany satria OQP na maika de very ho azy le izy nefa tokony hahasoa ilay voan'ny fahoriana

oh2: raha sendra olona marary ianao de mba mila fanasitranana mazava ho azy izy
mila ihany koa anefa tsiky any @ ilay olona mamangy azy; koa raha tsy manana ilay fitsiakiana ianao de very ho azy ilay izy tsy tafa tany @ ilay marary
supposons zany we: tena tsy vokatry ny fonao fa par obligation ny nandeha namangy le olona marary dia ho tsapan'ilay marary izany fihetsikao izany ary mety hahatrotraka azy

dia tsara ihany ny mahafantatra hoe: inona daholo ny dons mety hananako mba ampiasaiko à fiainako?
mAZzotoa daholo aza e!


15. marozevo ( 12/06/2007 07:56)
Tena tia be an'ity tovovavy iray ity tovolahy. Nanontaniany ary ilay tovovavy :
- Inona no fanomezana tianao homeko anao ?
* Ny fon'ny reninao, hoy ilay zazavavy.
Dia lasa tokoa razazalahy naka ny fon'ny reniny. Novonoiny ilay reniny, nalainy ny fony dia nentiny teo amin-dRazazavavy. (mafy tokoa rehefa tia).
- Ity ary ilay fanomezana notadiavinao, hoy izy.
* Tsy afaka ny hanam-bady anao aho, hoy Razazavavy, fa ny reninao niteraka anao aza novonoinao, maika fa izaho, izay mbola tsy fantatrao akory.

Fehiny : Ny fo nolazain'ilay zazavavy dia ny fitiavan'ilay reniny, fa tsy fo materialy.

Hors sujet ve ?
16. diamondra27 ( 12/06/2007 08:44)
non , tsy HS mitsy zany amiko

fampilazana aminay hoe: mba eritrereto tsara ny dikanteny tiana lazaina fa tsy raisina arabakiteny
17. xxx ( 12/06/2007 14:31)

Ny fahafantarako azy dia izay ilay hoe nanaiky nampiasan'ny satana ilay olona dia ny fitiavan-tena no nampiasainy ilay fahasoavana maimai-poana nomen'Atra azy.


Mbola fanamarihana kely : tsy tokony ho raisina fakam-panahy avy @ demony avokoa aloha izay hadalana rehetra vitantsika. Lasa tsy responsable intsony isika @ izay fa afindra any foana ny tsiny.
Nomena saina hahay mandinika, hahalala ny tsara sy ny ratsy isika. Ary olona salama saina sy mahay mandanjalanja no manao zavatra dia ka tompon'andraikitra tanteraka @ zavatra ataontsika.

Ka ny fitiavan-tenantsika matetika no mibaiko antsika hanao ny ratsy. Ohatra mba hahazoako toerana tsara ao ampiasaina dia azoko atao ny manao tsolotra @ RAdiry, na mi-saboté ny hafa eo alohako, sns.
18. ikaretsaka ( 13/06/2007 05:50)
mitovy hevitra @ xxx farany io aho
19. majesty ( 13/06/2007 09:12)
xxx:
Ka ny fitiavan-tenantsika matetika no mibaiko antsika hanao ny ratsy. Ohatra mba hahazoako toerana tsara ao ampiasaina dia azoko atao ny manao tsolotra @ RAdiry, na mi-saboté ny hafa eo alohako, sns.



Dia iza no nametraka an'ilay fitiavan-tena tao amin'ilay olona na koa hoe fanahin'iza no nanolo-tsaina azy ka nahatonga azy ho nanao tsolotra :D


Amiko ny devoly no fototry ny haratsiana fa isika raha manaiky miara-miasa aminy dia afaka ho ampiasainy tsara tokoa,kanefa tsy afaka manery antsika izy fa isika ihany no tompon'ny teny farany.
20. xxx ( 13/06/2007 09:35)
Ianao koa mety ho ratsy satria manan-tsafidy ianao. Ka raha olona zatra manao ratsy : mandainga, mangalatra, mamono olona dia responsable tanteraka @ zavatra ataony. Hoy Jesoa: avy @ fo no ivoahan'ny hevi-dratsy rehetra: fijangajangana, fahalotoana, sns.

Nomena saina handinika sy hahalala ny tokony hataontsika isika, ka raha minia manao ny ratsy ve aho dia mbola manome tsiny ny demony ihany.

MAtetika ny fakam-panahy mamely rehefa hitany ho mafimafy ianao. Fa raha ho an'ny olona efa mpanao ratsy dia tsy dia idirany firy intsony satria efa mandeha ho azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2117