Antony:Tsy maheno ny olona fa variana rehefa anontaniana ..
1. niryna
(
10/06/2007 23:32)
Misy dinika manokana mikasika ny fanambadiana(niryna) no efa nandefasako an'ity,saingy mikasika ny fanambadiana ihany.Afaka mandray anjara na mametraka olana na vahaolana mikasika izany ao anaty dinika manokana io ny rehetra raha te andray anjara.
Amin'ny fiainana na zaza(be lalao dia tsy maheno)na tanora(mety be marenina sy variana )dia tsy mihaino,na ny olon-dehibe(tsy fantatra ny antony matetika sa mieritreritra zavatra iray?) dia saika misy io olana io daholo.
Inona no mahatonga ny olona tsy maheno rehefa manontany ianao na izy izao aza no nametraka ny fanontaniana?
-Hoy ny sasany:
Tataka mihitsy ny vava fa ie,ie ,angaha izany misy ataony e!angaha henony akory izay lazaina raha tsy averina im-polo:roll:
-Im-piry ary ianareo no antsoina!
-Tena be marenina mihitsy izany raha ..!
-Henonao ve izany teneniko izany!
-tataka ny vava fa tsy henony mihitsy!

répondu par niryna le 14/06/2007 04:45
2. liba
(
11/06/2007 05:21)
misy zvt hafa mahavariana azy,
na tsy mahaliana azy le resaka,
na mety izy mihitsy no marenina,
na tsy mahaliana azy le resaka,
na mety izy mihitsy no marenina,
4. xxx
(
11/06/2007 08:02)
ka efa fantany hoe miala any indray ilay be resaka mampiesona dia aleony tsy mamaly satria efa tsy mampierika azy intsony :lol::lol::lol:
5. bozyboleta
(
11/06/2007 11:57)
Samy hafa aloha ry niryna ny hoe tsy maheno sy tsy mihaino an!
Ny tsy maheno de mety ho olana eo @ fandrenesana (be taintsofina ohatra na tsy niteny mafy le mpampita hafatra).
Fa ny tsy mihaino de fanahy iniana noho ny antony maro, mety ho variana na tsy te-hihaino fotsiny izao. Ity le tena hoe manao bemarenina.

6. tslem
(
11/06/2007 12:50)
xxx:
ka efa fantany hoe miala any indray ilay be resaka mampiesona dia aleony tsy mamaly satria efa tsy mampierika azy intsony :lol::lol::lol:
:-D:-D:-D
8. mirana5
(
11/06/2007 20:05)
Manao be marenina fotsiny zao rehefa tsy hahazona tombo-tsoa lay resaka é, Henoy zany ry azo-damosiko:-D:-D:-D
10. kally
(
12/06/2007 06:38)
mirana5:
Manao be marenina fotsiny zao rehefa tsy hahazona tombo-tsoa lay resaka é, Henoy zany ry azo-damosiko:-D:-D:-D
Ie!écoute ça bois de mon dos hoy izy @ teny frantsainy.
11. Jeankely
(
13/06/2007 04:17)
Na tsy fimenomenomana ary na zavatra soa aza no teneninao ka efa donto na tsy mahatakatra koa ny mpandray dia hodiany tsy re. Sahala ny zavatra tsara rehetra io na vavaka izany na hanatra tsy dia re loatra fa raha resaka vetaveta io na zavatra ratsy avy dia re ary tena mijery fa mody fanina. Ny mihaino ny tsy misy dikany no tena mora indrindra. Tsy ny mpampita foana akory no diso sy be menomenona. Ohatra akaiky ny resaka risoriso raha hananatra izany ianao tsy misy mahare fa raha mahita riso atao dia be ny manaraka. Tanjaky ny demony izany io Bemarenina io.
12. ikaretsaka
(
13/06/2007 05:05)
niryna:
Inona no mahatonga ny olona tsy maheno rehefa manontany ianao na izy izao aza no nametraka ny fanontaniana?
-Hoy ny sasany:
Tataka mihitsy ny vava fa ie,ie ,angaha izany misy ataony e!angaha henony akory izay lazaina raha tsy averina im-polo
-Im-piry ary ianareo no antsoina!
-Tena be marenina mihitsy izany raha ..!
-Henonao ve izany teneniko izany!
-tataka ny vava fa tsy henony mihitsy!
efa mba napetrakako tamin'ny tenanao ve io fanontaniana io?:wink:
13. niryna
(
14/06/2007 04:40)
liba:
misy zvt hafa mahavariana azy,
na tsy mahaliana azy le resaka,
na mety izy mihitsy no marenina,
:lol:
15. niryna
(
14/06/2007 04:42)
xxx:
ka efa fantany hoe miala any indray ilay be resaka mampiesona dia aleony tsy mamaly satria efa tsy mampierika azy intsony :lol::lol::lol:
:cry:
16. niryna
(
14/06/2007 04:43)
bozyboleta:
Samy hafa aloha ry niryna ny hoe tsy maheno sy tsy mihaino an!
Ny tsy maheno de mety ho olana eo @ fandrenesana (be taintsofina ohatra na tsy niteny mafy le mpampita hafatra).
Fa ny tsy mihaino de fanahy iniana noho ny antony maro, mety ho variana na tsy te-hihaino fotsiny izao. Ity le tena hoe manao bemarenina.
marina izany
17. niryna
(
14/06/2007 04:44)
xxx:
sady hitany fa himenomenona eo indray dia tsy henoiny akory!:lol:
Voan'izany angaha i xxx:cry:
18. niryna
(
14/06/2007 04:45)
mirana5:
Manao be marenina fotsiny zao rehefa tsy hahazona tombo-tsoa lay resaka é, Henoy zany ry azo-damosiko:-D:-D:-D
Izaho koa manaiky an'izany,rehefa atao moramora ilay valin'ny zavatra anontaniany dia miteny izy hoe ahoana tsara hoe,sady manongilan-tsofina:roll: