Votez Cindy Lee

1. nikopol ( 08/06/2007 10:11)
Ho an'ny namana izay mipetraka eto amin'ny Paris 12 na 11 dia mba tohano ny kandidan-tsika ... amin'izao érlection législativa zao

http://kandidatur.over-blog.com/article-5733254.html

répondu par meva2 le 12/06/2007 06:13
2. mandrindra ( 08/06/2007 11:39)
ary ny nonony sy ny fitombenany izany tsy mafana satria nosaromany akanjo
3. Fiffi ( 08/06/2007 15:59)
4. meva2 ( 11/06/2007 06:54)
oayyyyyyyyyy, elle accuse les "autres" de malheureux, fragiles et déséspérés, alors qu'elle est remplie de botox de la tête au pied.
TANDREMO fa hoavy ny campagne hoan'ny lifting, sy chirurgie éstétique !!!
Non mais.....
5. meva2 ( 11/06/2007 06:55)
pardon: ésthétique
6. booboo ( 11/06/2007 08:59)
:-D:-D:-D:-D
7. sakaizakely ( 11/06/2007 09:07)
meva2> k'efa hoe hedoniste kou, botox écologique zany ve no ampiasainy ?

nikopol> election legislative sa erection legislative fa toa mifandipandipatra be ihany elah izany ?

nikopol:
Ho an'ny namana izay mipetraka eto amin'ny Paris 12 na 11 dia mba tohano ny kandidan-tsika ... amin'izao érlection législativa zao
8. meva2 ( 12/06/2007 06:13)
Hi,hi,hi!!!
Mety ditin'ny sapin no natao t@ pômety sy ny handrina dia avy eo tapatapaka bambou no natao @ molotra!!
ha,ha,ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1228