Ampy ve izany fanaraham-pivavahana zany ?
1. Fiffi
(
05/06/2007 16:52)
Ampy ve zany fanaraham-pivavahana am fijerana télé zany ?
Gaga manko zah raha tafaresaka tam ireo mpikambana niaraka tamiko fa tsy tonga niangona intsony zareo...(olona 3)
De nilaza ry zareo hoe "ampy anay ny fanaraham-pivavahana isak'alahady ao am télé"
Misy ny atolotra anay ka nahoana no hisahirana hivoaka indray ? Manaraka an'io fotoam-pivavahana io zahay ny alahady ary tena ataonay ohatran'ny any am-piangonana mihintsy....na hatram-fandraisana aza de zahay hiany no manolotra ny mofo zay hanaovana ny bénédiction miaraka am télé io...de mandray zahay avy eo ! tena miaraka en même temps ny ao am télé.
-Mety ve zany ? ampy ve zany ?
répondu par marozevo le 12/06/2007 08:37
2. marozevo
(
05/06/2007 16:56)
Tena tsy mety izany retsy ah... Ny Télé dia natao ho an'izay tena tsy afaka mihitsy, fa tsy natao ho an'ny kamo.
Le fandraisana komonio amin'io dia tena "sacrilège" mihitsy. Na ny marimarina kokoa mandray sy mihinana mofo fa tsy mandray an'i Kristy.

3. kally
(
05/06/2007 17:34)
Niangona sa nivavaka? Miangona ohatry ny hoe mivangongo eo fotsiny fa tsy hay izay tena atao ao?
Misy lafiny roa azo ijerena an'io :
Ho any am-piangonana nefa ny saina tsy mifantoka, tsy misy fampianarana azonao na tsy misy tombony hampamiratra ny ao anatinao fa fahasorenana no azo avy any dia aleo mijanona fa vao mainka maha-be devoly.
Ny iray kosa dia ohatry ny afo ny finoana ka raha mirehitra mitokana ela loatra ny kitay dia ho faty ho azy ny afo.

4. xxx
(
05/06/2007 17:36)
Inona no antony hisian'ny fiangonana, inona no antony handehanana any? Tsy hoe: ny tavan'ny Rahalahy no mandranitra ny tavan'ny rahalahy? Ary inona no vokatra azo @ fijerena Telé? (aza raisdina ny hoe: raha misy 2 na 3 miantso ny anarako dia eo afovoabny aho)
5. Fiffi
(
05/06/2007 17:54)
"marozevo":ka zay indrindra manko...@ fomba ahoana moh no hanolorana io (tena ataoko hoe mofo" io hoe béniséna ?
Le fandraisana komonio amin'io dia tena "sacrilège" mihitsy. Na ny marimarina kokoa mandray sy mihinana mofo fa tsy mandray an'i Kristy.
"kally":de am-nao zany aleo manao io nataon-zareo io ?
Ho any am-piangonana nefa ny saina tsy mifantoka, tsy misy fampianarana azonao na tsy misy tombony hampamiratra ny ao anatinao fa fahasorenana no azo avy any dia aleo mijanona fa vao mainka maha-be devoly.
"xxx":io aloha de tena ekeko satria arakin'nolazain'marozevo hoe "tena "sacrilège" mihintsy io !
(aza raisdina ny hoe: raha misy 2 na 3 miantso ny anarako dia eo afovoabny aho)
6. hery
(
05/06/2007 18:09)
Io efa nolazain'i Marozevo io.
Ho an'ny Katolika (io no fantatro) rehefa misy lamesa amin'ny télé dia hazavaina foana hoe ity transmission ity dia tsy mahasolo velively ny lamesa any ampiangonana fa natao kosa ho an'ireo marary sy antitra izay tsy afaka mandeha any intsony.
Raha ho an'ny katolika koa dia tsy afaka manamasina ny mofo ny olona any antrano fa tsy maintsy ny pretra amin'ny alalan'ny lamesa ihany. Izay no mahatonga an'ilay hoe sacrilège.
Fa marina aloha ilay nolazain'i kally hoe raha tsy hivavaka no aleha any am-piangonana dia aza mandeha... ary aza mivavaka ao antrano manaraka télé akory fa lany andro fotsiny.

7. Fiffi
(
05/06/2007 19:26)
hery:nefa miheritreritra zah hoe "tsy aleo ve mba manaraka an'io hiany toy zay tsy manaraka mihintsy" ?
ary aza mivavaka ao antrano manaraka télé akory fa lany andro fotsiny.
8. kally
(
05/06/2007 20:27)
Fiffi:
Ho any am-piangonana nefa ny saina tsy mifantoka, tsy misy fampianarana azonao na tsy misy tombony hampamiratra ny ao anatinao fa fahasorenana no azo avy any dia aleo mijanona fa vao mainka maha-be devoly.
[size=13px]de am-nao zany aleo manao io nataon-zareo io ?[/size]
Ka inona ary hoy i Fiffi no hataony eo am-pitoerana eo rehefa tsy hivavaka ny alehany any?
9. Fiffi
(
05/06/2007 20:50)
kally:kally: tsy mandà an'io zah an ! fa ozy zah hoe "tsy aleo ve hoa hanao an'le hoe fivavahana manaraka am-télé zareo toy zay tsy misy mihintsy ?
Ka inona ary hoy i Fiffi no hataony eo am-pitoerana eo rehefa tsy hivavaka ny alehany any?
Fa marina ny anao an ! satria inona tokoh moa no atao any am-piangonana raha izany ?
10. marozevo
(
06/06/2007 07:18)
Hoy i kally :
Olana hafa io... Fa na ahoana na ahoana dia tsy tokony hoe tonga dia izay no jerena na sainina satria karazana préjugé ny filazana an'io. Ny feon'ny fieritreretan'ny tsirairay ihany fa tsy ny fitsarana avy eto ivelany.
Fa ny version mba efa henoko koa dia ity : Ho anay ny fivavahana dia tsy contrainte ka rehefa tsy tia handeha izahay dia tsy mandeha fa mianona amin'ny télé. Ahoana indray ny hevitrareo amin'io àry ?
Ho any am-piangonana nefa ny saina tsy mifantoka, tsy misy fampianarana azonao na tsy misy tombony hampamiratra ny ao anatinao fa fahasorenana no azo avy any dia aleo mijanona fa vao mainka maha-be devoly.
Olana hafa io... Fa na ahoana na ahoana dia tsy tokony hoe tonga dia izay no jerena na sainina satria karazana préjugé ny filazana an'io. Ny feon'ny fieritreretan'ny tsirairay ihany fa tsy ny fitsarana avy eto ivelany.
Fa ny version mba efa henoko koa dia ity : Ho anay ny fivavahana dia tsy contrainte ka rehefa tsy tia handeha izahay dia tsy mandeha fa mianona amin'ny télé. Ahoana indray ny hevitrareo amin'io àry ?
11. prime
(
06/06/2007 11:24)
"aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon'ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro." Hebreo 10:25
Tena fanamasinana sy fanomezam-boninahitra an'Andriamanita ary firaisana amin'ny finoana ao amin'i Kristy amin'ny sitrapon'Andriamanitra mihitsy ny fankanesana any am-piangonana ka iraisana amin'ny fiangonana masina... tsy haingitraingitra io na filàna vaniny ho an'ny mpino efa reraka sy trotraky ny fiainana andavanandro fa tena fitsaharana feno ao amin'Andriamanitra ka iraisana amin'ny fiangonana amin'ny mahavatan'i Kristy ny fiangonana sy mahalohan'ny fiangonana an'i Kristy... araka ny voasoratra hoe :
"Fa ny lahy no lohan'ny vavy, dia tahaka an'i Kristy koa no Lohan'ny fiangonana*; ary Izy no mpamonjy ny tena. [* Gr. eklesia]" Efesiana 5:23
...raha tsy izany dia lasa loha tsy misy vatana fa samy manana ny azy any an-trano sy any an-tsaha any (samy afaka manao fanompoam-pivavahana araka izay ilainy manoloana "radio" na TV na boky koa aza...)

13. ikaretsaka
(
06/06/2007 14:10)
tena tsy mizara komonio ny tele... donc tsy ampy izany
ny ahy ny Jesoako tsy raisiko aran-TENY fotsiny fa raisiko ara TENA koa.
Ilay resaka saina tsy mifantoka, mifantoka foana io rehefa tena mifoha sy vonona ianao ka.
na ny fijerena ny manodidina, na ny fijerena ny lamaodin'ilay ramatoa eo aloha, na ny zaza madinika mandehandeha sy mitomany ao ampiangonana, na ny fofona isan-karazany mivoaka amin'ilay olona eo alohanao anie ka rehefa tena dinihina lalina dia mampi te hidera an'Andriamanitra koa e,
ny ay aloha tena teneniko hoe "misaotrra anao aho Ray fa mbola nomenao andro sy maso sy sofina sy orona ary saina sy fo hahafahako midera anao amin'ny alalan' ireto hakanton'ny zava-boarinao sy ny fahasalamany sy ny hafaliany manodidina ahy , , mbola communaute sy fiangonana zahay, mbola samy mino anao, sns...

14. prime
(
06/06/2007 14:21)
ika:...:-D hafakely indray izany...:)
na ny fijerena ny manodidina, na ny fijerena ny lamaodin'ilay ramatoa eo aloha, na ny zaza madinika mandehandeha sy mitomany ao ampiangonana, na ny fofona isan-karazany mivoaka amin'ilay olona eo alohanao anie ka rehefa tena dinihina lalina dia mampi te hidera an'Andriamanitra koa e,
Tena misy fototra iorenan'ny fiainam-pinoana mihitsy ny firaisana amin'ny fiangonana rehefa manao fanompoam-pivavahana...
15. Fiffi
(
06/06/2007 16:22)
prime:marina zany ....sady @ fomba ahoana moh no handraisana ny nofon'Kristy raha tsy nisy ny fangataham-pamelana ...ny "déroulement" ny fotoam-pivavahana hatram-voalohany miafara am tso-drano farany ?
Tena misy fototra iorenan'ny fiainam-pinoana mihitsy ny firaisana amin'ny fiangonana rehefa manao fanompoam-pivavahana...
16. dailynews
(
06/06/2007 18:56)
Fiffi:
Ampy ve zany fanaraham-pivavahana am fijerana télé zany ?
Gaga manko zah raha tafaresaka tam ireo mpikambana niaraka tamiko fa tsy tonga niangona intsony zareo...(olona 3)
De nilaza ry zareo hoe "ampy anay ny fanaraham-pivavahana isak'alahady ao am télé"
Misy ny atolotra anay ka nahoana no hisahirana hivoaka indray ? Manaraka an'io fotoam-pivavahana io zahay ny alahady ary tena ataonay ohatran'ny any am-piangonana mihintsy....na hatram-fandraisana aza de zahay hiany no manolotra ny mofo zay hanaovana ny bénédiction miaraka am télé io...de mandray zahay avy eo ! tena miaraka en même temps ny ao am télé.
-Mety ve zany ? ampy ve zany ?
tsara ny manaraka fivavahana amin ny tele anefa tsy ampy fa ilaina ihany koa ny fiaraha mivavaka amin ny mpino hafa. mila mifanerasera amin ny kristiana namana ihany koa. ary ny TA dia nampirisika ny mpino tsy hahafoy ny fiaraha mivavaka amin ny samy mpino.
ny fifaneraseran ny mpino dia mahatonga fifankaherezana, ary raha lavo ny iray dia mitondra ambavaka azy ny namana iray, ary eo ihany koa ny adidy izay ilana ny tsirairay any ampiangonana ho fampandrosoana ny asan Atra.
17. pissoa
(
06/06/2007 22:35)
Tsy tsara mihitsy ny manaraka ny fivavahana amin'ny tele raha olona afaka mamonjy ny fotoana. Fanaparana hakamoana izany ... tsisy zavatra tsara ao anatiny na dia mody hoe "tsara noho ny tsy misy aza" :oops::-D:-D:-D
18. LazaDaddy
(
07/06/2007 01:40)
Ilaina ny fiaraha-mivavaka, fifankaherezana, fifanarenana. Tsy misakana ny fijerena TV anefa izany raha misy soa azo tovozina toy ny famakiana boky.
1) Ny tsy itiavako ny ankabeazan'ny TV dia noho izy sady mandefa "fivavahana" no mandefa fandaharana mamoa fady, sary mihetsika mitaiza herisetra, valifaty, lainga, fanompoan-tsampy ...sns...
2) Tsy haiko heverina ny "fametraha-tanana" @ TV
3) Ny TV dia mamporisika hakamoana (Tele-commande)
=> Izaho manokana dia tsy mijery TV hatr@ 2006 na dia indray mandeha isan-kerinandro aza.

19. ikaretsaka
(
07/06/2007 03:12)
Misy tsy azoko kely , tsy hoe manitsy na mi critique be an'i LD aho fa mba isaintsainana kely
amiko ny TV dia fitaovana ohatran'ny fitaovana rehetra, ary ny atao hoe fitaovana dia afaka maitriser-ny tena
1)Fitaovana ny basy, fa tsy mamono ny basy raha tsy misy olona mamahana azy bala sy mampiasa azy hitifirana olona.. toy izany koa ny TV
2) fitaovana ny net: Ny internet koa dia sady misy site "fivavahana" no misy site mamoafady, misy resaka herisetra , lainga , sy ny sisa marobe tsy voatanisa
3) ny fiainana sy ny zava-miseho isan'andro koa dia fitaovana aby . fa ny saintsika no mitondra an'io
rehefa tsy hainao ny mi maitriser azy, na rano, na fivavahana, na inona na inona aza mety hahafaty sy manimba ny tena sy manimba ny fiaraha monina!
==>misy antony ny zavatra rehetra matoa nohariana sy namboarina, ka anjarantsika no mampiasa azy araka izay mahasoa antsika sy ny fiara monina, izay ilay hoe mila mandinika!