Ampy ve izany fanaraham-pivavahana zany ?
22. LazaDaddy
(
07/06/2007 06:32)
ikaretsaka> tsy manda ny teninao aho fa marina mihitsy izany. Ary hifehezana ny tenako mihitsy no mahatonga ahy miteny hoe:
"Ny tsy itiavako ny ankabeazan'ny TV fa tsy ny TV rehetra akory" :).
Taty aoriana moa dia nifehy tena misimisy kokoa ka nahatonga ilay hoe:
"Ny tsy itiavako ny ankabeazan'ny TV fa tsy ny TV rehetra akory" :).
Taty aoriana moa dia nifehy tena misimisy kokoa ka nahatonga ilay hoe:
=> Izaho manokana dia tsy mijery TV hatr@ 2006 na dia indray mandeha isan-kerinandro aza.Tsy ny hanina ihany no azo anaovana "fifadiana" :)
23. nathie86
(
07/06/2007 07:19)
Fanarahana fivavaha @ téle, misy mahatsara azy aloha io satria lay ol mitory teny ao tsy fantatrao d inoana b ny zvt teneniny, sady tsy mafantatra ny kilemany ianao:).
Saingy @ko ny fivavahana d mampitombo ny finoana ka noho izany mila manao debat ary manontany ny tsy azo no tena ampy, ny toriteny mantsy d mitovy @ kabary tsy valiana iany.
Saingy @ko ny fivavahana d mampitombo ny finoana ka noho izany mila manao debat ary manontany ny tsy azo no tena ampy, ny toriteny mantsy d mitovy @ kabary tsy valiana iany.
24. Fiffi
(
07/06/2007 10:59)
nathie86:nefa pretra no mitory teny ao koh !
Fanarahana fivavaha @ téle, misy mahatsara azy aloha io satria lay ol mitory teny ao tsy fantatrao d inoana b ny zvt teneniny, sady tsy mafantatra ny kilemany ianao:).
25. marozevo
(
07/06/2007 22:07)
Sady tsy mahafantatra ny kilemany ianao ....
Izany hoe, araka ny hevitr'i nathie86 izany, dia tokony ho tsaraina aloha ilay mpitory teny.
Avy ato anaty hantsana aho ry Tompo ny miantso.
Tompo o henoy re izany feoko.
....
Raha tsikilovinao irony heloka natao.
Zovy re ry Tompo no haharitra.
Araka ny fahafantarako azy dia tsy ao amin'ny toriteny no anaovana debat, fa farafaharatsiny any amin'ny Katesizy.
26. Fiffi
(
08/06/2007 05:57)
f'anga koh tsy maintsy fantarina aloha le olona mitory zah vao afaka mihaino zay lazainy ? indrindra fa ny pretra ?
heu...de ahoana zany rehefa mba sendra mandalo toerana hafa ny olona ka mahita fiangonana de ny fo te-hivavaka ka hiditra ao ao mba hiangona nefa tsy mahafantatra na iza na iza ?
heu...de ahoana zany rehefa mba sendra mandalo toerana hafa ny olona ka mahita fiangonana de ny fo te-hivavaka ka hiditra ao ao mba hiangona nefa tsy mahafantatra na iza na iza ?
28. linarako2
(
08/06/2007 20:57)
pissoa:
Tsy tsara mihitsy ny manaraka ny fivavahana amin'ny tele raha olona afaka mamonjy ny fotoana. Fanaparana hakamoana izany ... tsisy zavatra tsara ao anatiny na dia mody hoe "tsara noho ny tsy misy aza" :oops::-D:-D:-D
=D .Mila manantona an'Andriamanitra isika midera Azy,miaram-paly mahita ireo namana mila vonjy.Ny fiangonana anie dia toy ny hopitaly e,raha maro no miaramanotrina dia samy ho faly fa tsy izy irery no misy olana sy mitady an'Andriamanitra.
Aleo anefa tsy mandeha raha tsy manaraka ny teneniny fa mamandrika ny tenantsika isika.
29. marozevo
(
08/06/2007 23:54)
Mandehana foana kanjo na manan-kilema sy tsy mendrika aza. Fa natao ho an'ny mpanota mitady famonjena ny Fiangonana.
30. ikaretsaka
(
10/06/2007 04:17)
Tsy ny hanina ihany no azo anaovana "fifadiana"
fa tsy hoe "mifady" hanina = tsy mihinana mihitsy!
hafa i jesoa! satria izy andriamanitra
32. ikaretsaka
(
11/06/2007 06:02)
raha vitany tsy maninona mihitsy ary amporisihiko izy ... fa raha hizahozahoanny sy hamonoany ny tenany na hampiteraka olona ny fiaraha monina hoe misy gasy mahihy kely tsy mahatsiaro tena ary fa nifady hanina sy fisotro nandritra ny 40 andro...
tsy te hahita kosa aho
tsy te hahita kosa aho
33. diamondra27
(
11/06/2007 07:41)
fomba entina ampielezana ny filazantsara doly zany fa tsy mahasolo ny mankany ampiangonana akory
35. prime
(
11/06/2007 14:07)
Sady mampandroso amin\'ny finoana mihitsy ny firaisana ao amin\'ny fanompoam-pivavahana fa tsy haingitraingitra akory ka anoloana izany amin\'ny TV...
36. marozevo
(
12/06/2007 08:37)
ie.... raha milaza izahay hoe "tsy mety ny manaraka fivavahana am Tele", dia tsy midika izany fa ratsy anh...
Ilaina ny mass-media amin'ny evangelisation ankehitriny.
Ilaina ny mass-media amin'ny evangelisation ankehitriny.
