Bitsika mangina
1. fanoly
(
04/06/2007 06:40)
Manao ahoana daholo indray nareo mpakafy mozika e.
Mba mitady ilay hira efa tranaininainy iny aho zay mba mahay e.Tsy haiko tsara ny tonony fa toy izao no fanombohany
Bitsika , mangina
Resaka tsiambara telo
La... ; nefa kosa lahy
Injay , fa toa mamelovelo
Dinika , tsiahy
Resadresaka aminao
Mitondra fifaliana
Izay hitambarako aminao.
Tsy fantatro ny mpihira azy fa de izay mba mahay e...
Misaotra mialoha o!!!!
Mba mitady ilay hira efa tranaininainy iny aho zay mba mahay e.Tsy haiko tsara ny tonony fa toy izao no fanombohany
Bitsika , mangina
Resaka tsiambara telo
La... ; nefa kosa lahy
Injay , fa toa mamelovelo
Dinika , tsiahy
Resadresaka aminao
Mitondra fifaliana
Izay hitambarako aminao.
Tsy fantatro ny mpihira azy fa de izay mba mahay e...
Misaotra mialoha o!!!!
répondu par Fiffi le 09/06/2007 08:14
3. fanoly
(
04/06/2007 14:50)
enao ve hibitsika amiko
:D; tena sympa marina ianao aloha e, fa ilay hira ihany anie no milaza izany e.
:D; tena sympa marina ianao aloha e, fa ilay hira ihany anie no milaza izany e.
4. Fiffi
(
04/06/2007 17:28)
ny anaha ny aiko de le hoe......
Misy bitsika mangina
Ao am-ponao ao
Te-hiteny anefa enao
Toa ......
Misy tsiambaratelo
Ny fitia aminao
Hambarao , fa sao mandratra anao.......
Misy bitsika mangina
Ao am-ponao ao
Te-hiteny anefa enao
Toa ......
Misy tsiambaratelo
Ny fitia aminao
Hambarao , fa sao mandratra anao.......
5. fanoly
(
05/06/2007 06:20)
:D ; misaotra an'i Fiffi na de izay ihany aza e, fa tsy mety misy mahay ilay izy izany sa efa antitra loatra?
7. fanoly
(
09/06/2007 07:42)
:o, ary sao de hay ari.malala kosa ar ilay izy e , mba omeo sopapa moa e.
