Bitsika mangina

1. fanoly ( 04/06/2007 06:40)
Manao ahoana daholo indray nareo mpakafy mozika e.
Mba mitady ilay hira efa tranaininainy iny aho zay mba mahay e.Tsy haiko tsara ny tonony fa toy izao no fanombohany

Bitsika , mangina
Resaka tsiambara telo
La... ; nefa kosa lahy
Injay , fa toa mamelovelo
Dinika , tsiahy
Resadresaka aminao
Mitondra fifaliana
Izay hitambarako aminao.

Tsy fantatro ny mpihira azy fa de izay mba mahay e...
Misaotra mialoha o!!!!
novalian'i Fiffi ny 09/06/2007 08:14
2. sympa ( 04/06/2007 11:32)
fanoly :arrow: enao ve hibitsika amiko :!: :}:}:-P:-D:-D:-D
3. fanoly ( 04/06/2007 14:50)
enao ve hibitsika amiko
:D; tena sympa marina ianao aloha e, fa ilay hira ihany anie no milaza izany e.
4. Fiffi ( 04/06/2007 17:28)
ny anaha ny aiko de le hoe......

Misy bitsika mangina
Ao am-ponao ao
Te-hiteny anefa enao
Toa ......
Misy tsiambaratelo
Ny fitia aminao
Hambarao , fa sao mandratra anao.......
5. fanoly ( 05/06/2007 06:20)
:D ; misaotra an'i Fiffi na de izay ihany aza e, fa tsy mety misy mahay ilay izy izany sa efa antitra loatra?
6. ari.malala ( 05/06/2007 12:52)
hira samy hafa mitns reo hira ireo ry Fiffi!
7. fanoly ( 09/06/2007 07:42)
:o, ary sao de hay ari.malala kosa ar ilay izy e , mba omeo sopapa moa e.
8. Fiffi ( 09/06/2007 08:14)
de tena tsy aiko le hira an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.153