leo be za @fitiavan-tena ny vadiko
1. xxx
(
03/06/2007 11:05)
bjr doly za reto manambady fa ny tena tsy tantiko de ty tena be izy tsy mahalala afa-tsy ny tenany sy ny familleny nefa ny ahy na ny reniko aza tsy rarahiny nefa mananintena ; tena leo be za ! za moa mbola tsy miasa de izy no mamelona nefa na izany aza tokony hicomprendre ihany izy ; tsy hoe izy no hamelona ny reniko fa meme na tel ary tsy ataony aminy
leo be za nefa raha familleny ny azy no atao an'izany de tsy haiko tsony fa ady be : inona hoy nareo no ataoko ? fa tena leo eh!zay aloha mbola sty misy zaza eh!
leo be za nefa raha familleny ny azy no atao an'izany de tsy haiko tsony fa ady be : inona hoy nareo no ataoko ? fa tena leo eh!zay aloha mbola sty misy zaza eh!
répondu par Jeankely le 07/06/2007 03:36
2. booboo
(
03/06/2007 11:17)
euh...tokony hanome ny vola ny reninao ve no tianao tenenina sa inn @ lé hoe fitiavan-tenany ?
3. tess
(
03/06/2007 11:19)
hummm! io resaka famille ny andaniny sy ankilany io aloha dia tena mampiady mpivady mihintsy e!
tsy misy hafa tsy ny fifampiresahina ihany e!
ampilaminana tsara.....
rehefa tena tsy mety miova amin'ny fitiavantenany izy dia enao ihany no mahalala oe ho zakako mandrakizay ve ity vadiko ity sa tsia , dieny mbola tsy misy zaza dia mieritrereta lalina fa raha vao misy zaza sarotra ihany indrindra ho an'ny zaza tena mampalahelo zany fiasarahan'ny ray amandreniny izany.... tsy mampiadana koa anie ny fieritreretana lava ny olana misy efa ho lava e!....
korazy retsy dia mitadiava asa ihany aloha fa iny no tena zava-dehibe;-):-*

4. Jeankely
(
04/06/2007 03:25)
Tsy misy afatsy ny miasa aloha voalohany na izany aza raha ny tena izy dia izay vola miditra rehetra dia an'ny fianakaviana. Noho izany ny lalana alehany dia anasoavana ny fianakaviana. Ny Ray amandreny na ny an'ny Ramatoa na ny an'ny Rangahy dia samy tokony jerena. Indraindray moa tsy mitovy ny fananan'ny Ray amandReny ka raha mpivady mahay mifankatia dia mahita fa izay osa tokony hampiana kokoa. Raha misy ny fahavoazana dia samy Ray aman-Dreny ireo. Ny zvtra sarotra kosa anefa dia ny ao antrano aza matetika tsy hita izay hanasoavana azy noho izany sarotra ny hoe hanampy Ray aman-dreny. Ny Ray aman-Dreny koa anie mahafantatra tsara fa sarotra ny fanambadiana satria niainany io e. Rehefa mifankatia dia hiraisana daholo na ny fifaliana na ny fahoriana.
5. diamondra27
(
04/06/2007 04:08)
sao dia mahasoa andry akia mamaky ilay dinika nataoko ao @ fivavahana ao , le we midera an'Atra , fa ao anatin'ilay rohy misy fampianarana momba ny tokantrano
Olona marobe no voavonjy @izany, ary be de be ny mijoro vavolombelona ka mba tsidiho kely e!
vao nihaino azy mihintsy aho izao alina , raha vao miditra @ le site , de klik @ le we tokatrano sambatra de misy audio 3 ery ambony de klik , fa ho hitandry ao fa voalaza we tia tena ny lhl sns... de tapaka le connexion-ko après quelques minutes...
henoy fa hisy fiovàna ny fomba fijerinao e!
dia mivavaka ho anao aho.:-*:-*

6. diamondra27
(
04/06/2007 04:11)
efa t@ 1984 aho no naheno ny seminera nataony , t@ izany mbola tanora 17ans , robo be @ fanompoana ny Tompo ary t@ herintaona indray vao naheno azy, fa samy hafa foana ny fandraisana ilay fampianarana
Olona marobe tsy tambo isaina no manatrika azy any dago, planning surchargé...
Koa raha tena tianao ny tokatranonao dia mba jereo topazy maso re e!
Olona marobe tsy tambo isaina no manatrika azy any dago, planning surchargé...
Koa raha tena tianao ny tokatranonao dia mba jereo topazy maso re e!
7. tsiafoi1
(
04/06/2007 09:13)
Toro-hevitra tsotra dia ny miasa aloa voalohany idd mba ahazoana manefa ny adidy rehetra mety tsy ho vitan'ny lhl.
Matetika ny lhl rehefa manan-tokantrano dia mahatsiaro ho 1er responsable ny famelomana ny ankohonany ary tsy te-hieritreritra ny ankoatr'izay. Ambinambiny sisa ny ankoatr'izay. Ary firehana voajanahary ny tsy mijery afa-tsy ny an'ny tena, koa aza lany andro mifanome tsiny hoe tia tena sns...Fa avy dia ny solution tadiavina.
Eto ambavaka ny fitadiavan'asa, ary rehefa omen'Andriamanitra anao izany dia ataovy lanja mitovy kosa ny fitondranao ny andaniny sy ankilany dia hotsapan'ilay vadinao ihany izany ataonao izany, ary hanova azy aoriana kely.

8. andrea
(
04/06/2007 13:36)
Tsy azo vakian'izay 'âme sensible' .. fa mahemenatra ny valiny raha ampitahaina amin'i an'i Diams ..
xxx> elao kambony rehefa tsy mety fa aza trèfles ao, mbola aiza izany raha miteraka 5 ???!! Tonga de soloy vaovao jojopily be fa tssss !
xxx> elao kambony rehefa tsy mety fa aza trèfles ao, mbola aiza izany raha miteraka 5 ???!! Tonga de soloy vaovao jojopily be fa tssss !
9. sitlo
(
04/06/2007 13:58)
euh... raha izaho aloha dia asiako fifanazavana vao mandray fanapahan-kevitra eh. :wink:
10. soanja
(
04/06/2007 14:02)
Ny zava-dehibe indrindra alohan'ny hidirana amin'ny tokatrano ry Tovovavy rehetra izay mbola tsy manambady no resahiko eto dia ny fiezahana ny hahaleo tena aloha.
Rehefa manana ny mahaizy azy ianao dia tsy ho tsinotsinoavin'ny olona intsony, moa ianao koa tsy hiankina amin'iza n'iza amin'ireo zavatra tena mahasarotiny anao. Ataovy izay hahaleovana tena aloha: Asa, fianarana, fikarakarana ny tena ara-panahy, ara-batana ary ara-tsosialy.
Ny fitiavana dia mifandray foana amin'ny fifaneraserana misy fifandanjana.
Ianao tokiny izy tokinao.
Resaho aminy ny mampalahelo anao ary ampitivana izany resaka izany. Rehefa tsy vonona ny hihaino izy dia mangataha aminy sao misy afaka olona tiany na tianareo afaka hanelanelana ny fifandraisanareo (communication) na ray aman-dreny io na namana akaiky.
Refa tsy mety izy dia ianao indray no miova na mamela azy satria azonao tiavina amin'ny fitiavan-tenany koa izy na hoe manaova divorsa.
Sa ve sarotra koa io farany io satria?... Mahereza hatrany. :-*:-*:-*

12. andrea
(
04/06/2007 14:05)
sitlo> eha we leo izy kou! sady amin'izay lery miavonavona amin'i maman.. tsss tsy mety klé ! :D
13. sitlo
(
04/06/2007 14:09)
andrea> ka mety ovana izany koa, aleo aloha fantarina ny antony. Sao dia i maman no saro-piaro
14. andrea
(
04/06/2007 14:52)
eny e! maman aloha saro-piaro, normal fa izany fa zanany io. N aizany aza tsy afaka ho aiza i maman fa manaja izay safidin'ny zanany ihany..
Tsy siora za hoe mety tsy miova izy satria efa sahy miavona amin'ny fianakaviana sns..
Tsy siora za hoe mety tsy miova izy satria efa sahy miavona amin'ny fianakaviana sns..
15. sitlo
(
04/06/2007 15:00)
Za koa tsy siora :-D fa na dia izany aza mba ala-nenina eh. Tonga dia tenenina izy hoe nahoana sady ampiarahana am tena :}
17. diamondra27
(
04/06/2007 15:35)
1500 sa 15000 le izy zany?
soanja: tiako be le valinteninao an! soa fa misy anareo zoky afaka mananatra ny zandry aty aoriana sy mbola tsy nahita tokantrano dia afaka mitandrina
courage daholo
manambady mijaly , tsy manambady mijaly fa ahoana ihany izy ity e!
kiss njy soanja :-*:-*

18. Jeankely
(
05/06/2007 02:26)
Angaha adinonao fa vao teraka dia tomany no ahalalana hoe velona? Misy foana ny fijaliana na vokatry ny ataon'ny olombelona miaraka aminao izany na ny tonga hoa azy voajanahary. Anjaranao no miady sy manamboatra izay ahasoa sy ahakely kokoa ny jaly. Izay no mahatonga ny vehivavy sasany atsy amin'ny loh-hevitra hafa nilaza fa aleo manambady vazaha fa mihena hoy izy ny jaly ary fiadanana no betsaka. Azy iny resaka iny fa tsy ahy fa ny tiako lazaina fotsiny dia ny fiainana sy ny fijaliana miaraka ka tsy izany no hisakana anao tsy hanambady.
19. sakaizakely
(
05/06/2007 08:28)
Miresaha tsotra ianareo roa. Aza manome tsiny azy toy ny hoe ny reniko tsy rarahianao, fa ataovy tsotra hoe zao sy zao no fahatsapako sy fahitako azy, dia izao no mba angatahiko aminao, azonao atao ve ? De mody araho tsiky sy tositosy na sangisangy kely le fangatahana fa hisy vokany:wink: Raha mamaly izy hoe tsia, dia anontanio izay antony, sao mba manana antony manokana izy. Fa mino aho fa hahatsapa tena izy raha toa ka tenenina mora. Ary valable @ situation rehetra rehetra mitranga io fomba fampidirandresaka tsisy fifanomezantsiny arahintositosy io :-P:-P:-P