leo be za @fitiavan-tena ny vadiko
21. Jeankely
(
05/06/2007 09:54)
Aiza koa no ahafahana manadino ny Reny izany. Ny resaka mitady asa kosa dia miombonkevitra aho. Nefa be koa ny mitady asa nefa tsy mahita fa mihevitra fa mora ny mitady asa. Mbola tantara hafa koa io fa mety tsy ho tian'i leiry ny asa hita.
22. andrea
(
05/06/2007 13:04)
Mitady asa hoy ianareo dia mahaleo tena:
Betsaka ny reny tsy te-hanankina ny toka-tranony amin'ny olona hafa, no te handray an-tanana ny fanabeazana ny zanany : misy ramatoa 4 ny zanany, izy no mikarakara tokatrano , tsy mijanona miasa ao an-trano maraina, atoandro hariva fa manao raharaha foana.. nohon'ny fitiavan-janaka. Ramose tonga: rosoina ny sakafo, ary tsy maintsy asiana "tsikitsiky" fa raha tsy izany mimototra izy de sao de ilaozane eo ....
De ahoana? rariny ve? sa rehefa misafidy mijanona tsy miasa fa hikarakara toka-trano dia voatery miaritra ??? nefa amiko mendrika kokoa ilay ramatoa, mahafoy ny fitiavantena nohon'ny fitiavan-janaka .....Sa hoe tsy mitody ny mijanona an-trano na dia vizaka raharaha aza, nohon'ilay mivoaka isan'andro, mandeha birao de lasa moderna ?

23. sakaizakely
(
05/06/2007 16:56)
andrea> Manaboto tena be le vhv raha izany
tsy zany ve no atao hoe esclavage moderne :lol::lol::lol::lol:
tsara ny mikolokolo vady amanjanaka, nefa koa ilaina ampahafantarina azy ireo fa tsy acquis akory izany, ça s'achète tous les jours amin'ny fanaovana azafady, fisaorana, fanazarana ny tsirairay handray andraikitra sns...
Donnant donnant io : ataoko izany satria tiako atao (j'en ai envie), saingy kosa ataovinareo izay hitohizan'ny fitiavako anao izany (il faut savoir me donner l'envie) isanandro isanandro
Fa raha le hoe hanompo fotsiny be izao tsy lasa... manjary ataon'ny ao antrano boto be tsotra izao.

24. Jeankely
(
06/06/2007 02:44)
Marina izany tsy fanompoana fa fitiavana. Ny fitiavana tokony mivaly fitiavana ary lehilahy adala raha homena fitiavana nefa mamaly zavatra mifanohitra amin'izany. Ny zavatra rehetra rehefa entina ampitiavana na lhl na vhv dia tokony handeha saingy rehefa entina ho zioga kosa dia tsy lasa ary aleo tsy misy. Taona maro ve zioga foana mba avadio hoe taona maro fitiavana foana na mafy sa sarotra ary ny vokatra soa dia hiraisana.
25. andrea
(
06/06/2007 09:51)
Marina izany ry sakaiza, kanefa na izany aza miankina amin\'ny izay tiant tsirairay... Raha toa ka safidy ny mijanona ao an-trano ka manao raharaha tsy midika akory izany hoe fanompoana ny fianakaviana, tsy midika izany hoe botovavy..Ary tsy voatery mistikistiky amnin\'i ranhagy na sorena aza satria \'femme au foyer\'.
Betsaka ny olona no misafidy hoe i Rangahy miasa any ivelany mitady vola, ramatoa mitaiza zaza sy mahandro sakafo ary mipasoka... (misy koa rangahy mitaiza zaza, ramatoa miasa )
Raha izay no marimaritra hiraisana koa maninona?.. tsy midika izany fa milanja zioga
Ny zavatra mampalahelo dia tsy heverina hoe \"asa\" mitovy amin\'ny asa rehetra ny fijanonana ao an-trano mikarakara toka-trano fa tonga dia heverina hoe tsy manana ny maha izy azy, satria .. tsy mitovy an\'ireo izay misafidy mampiasa mpanampy hitaiza zaza mba hitadiavana vola ... Voilà la vision de la société moderne

27. Jeankely
(
07/06/2007 03:36)
Marina izany ary tsy misy tsara sahalan'ny reny raha hijery sy hikarakara ny ho avin'ny zanany. Raha ny any Mada ohatra dia ny mpiasa antrano mitolona amin'ny sipa ny zaza avelany eo. Raha miasa koa moa tsy diso fa arak'ireo voasoratra ireo ianareo mivady no mampiady ny rehetra. Mampiady ny fitiavana, ny fifanarahantsaina, sns. Ny rehetra aty ivelany hevitra fotsiny fa tsy mahalala ny tena olana satria maro no tsy sahinao soratana ary tsy voasoratra koa fa lava loatra. Ianao ihany no mahavaha io.