Malaika......
1. Fiffi
(
31/05/2007 12:26)
heu....somary gaga hiany zah raha nahita an'ity teo..
Titre :nefa tsy Vola sy Noro veli2 no mihira an'io fa Rabeson Lalao..:roll::roll:
VOLA SY NORO - MALAIKA (00:02:56)
répondu par Fiffi le 31/05/2007 16:46
2. hery
(
31/05/2007 13:28)
Sao dia ilay hoe Malaika Nakupenda Malaika?
Raha iny dia tsy hira gasy fa mi-interpreter azy daholo ny mpihira.
http://mwanasimba.online.fr/F_songs_malaika.htm
Raha iny dia tsy hira gasy fa mi-interpreter azy daholo ny mpihira.
http://mwanasimba.online.fr/F_songs_malaika.htm
3. Samoana
(
31/05/2007 13:38)
hery/ mbola misy version gasy elakelan-trano koa fa adinon-drizalahy:wink: ( "Manaitra ....")
Misaotra anareo nanome ny toniny fa foromporona hatrany no nihiraiko azy io hatr@ izay:-D
Misaotra anareo nanome ny toniny fa foromporona hatrany no nihiraiko azy io hatr@ izay:-D
4. hery
(
31/05/2007 14:19)
Samoana> izaho koa nihirahira an'iny otrandry zalahy :-) fa nony tonga tany Kenya vao haiko hoe kay teny Kiswahili ilay izy. Dia Malaika = Anjely :-p
5. Fiffi
(
31/05/2007 16:46)
Hery: ié ! tena io le hira henoko fa tena i Rabeson Lalao koh no henoko nihira azy teo koh !
