Malaika......

1. Fiffi ( 31/05/2007 12:26)
heu....somary gaga hiany zah raha nahita an'ity teo..
Titre :
VOLA SY NORO - MALAIKA (00:02:56)
nefa tsy Vola sy Noro veli2 no mihira an'io fa Rabeson Lalao..:roll::roll:
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 16:46
2. hery ( 31/05/2007 13:28)
Sao dia ilay hoe Malaika Nakupenda Malaika?

Raha iny dia tsy hira gasy fa mi-interpreter azy daholo ny mpihira.

http://mwanasimba.online.fr/F_songs_malaika.htm

3. Samoana ( 31/05/2007 13:38)
hery/ mbola misy version gasy elakelan-trano koa fa adinon-drizalahy:wink: ( "Manaitra ....")
Misaotra anareo nanome ny toniny fa foromporona hatrany no nihiraiko azy io hatr@ izay:-D
4. hery ( 31/05/2007 14:19)
Samoana> izaho koa nihirahira an'iny otrandry zalahy :-) fa nony tonga tany Kenya vao haiko hoe kay teny Kiswahili ilay izy. Dia Malaika = Anjely :-p
5. Fiffi ( 31/05/2007 16:46)
Hery: iƩ ! tena io le hira henoko fa tena i Rabeson Lalao koh no henoko nihira azy teo koh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3096