le tombeau de Jesus
1. sakaizakely
(
29/05/2007 21:40)
misy fandaharana mahaliana amin'i TF1 mitondra io lohanteny io ho an'izay te hijery. Nanomboka t@ 23h20
2. marozevo
(
29/05/2007 22:25)
Hitako koa fa efa ho tapaka vao hitako. Inona no niseho tao ? Tamin'ny vaovao no nahitako azy.
3. majesty
(
30/05/2007 07:54)
ôtran'ny ahoana no voalazany tao fa ny tenanay tsy mba nanana tombotsoa nahita an'izany,:D
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.3771