amalona
1. tess
(
26/05/2007 07:23)
Manao ahoana daholo!
mba afaka manome recettes na amalona ve ianareo na nahandro gasy io na nahandro fazaha...
misaotra mialoha! misy amalona mora be mantsy ao amin'ny magazay ao dia hararaotiko ny fividinanana azy anefa ny mahandro azy tsy haiko loatra....

répondu par booboo le 26/06/2007 10:11
2. Fiffi
(
26/05/2007 16:28)
http://ikalapiso.free.fr/Recette_malgache_21.htm
http://razafimalala.free.fr/Recette/AmalonaHK.htm
http://info-afrique.be/modules/recette/article.php?storyid=147

4. Rafotsy
(
27/05/2007 09:26)
Manao ahoana daholo ô !!
Zah efa nanao ilay amalona sy henakisoa io fa nony tena vita ilay sakafo , lasa ny eritreritra hoe : sao kosa aza ity bibilava sy henakisoa , dia tena tsy nahinana moa e ! ( amalona surgelés nividina tany @ Tang io !) Ka dia mahereza e !:-*:-*

5. Fiffi
(
27/05/2007 16:44)
Rafotsy: de nariana fotsiny ve ? heu..zah aloha de tsy tia an'zany amalona zany an !
6. Rafotsy
(
27/05/2007 19:00)
Salut indry Fiffi !
Zah koa tsy de tia fa sakafo notediavin'ny vadiko t@ anniversaire - ny ! Izahay 3 mianaka tsy nihinana fa izy irery no nihinana dia ni congeler ko ho azy ny ambiny !:-D:-D
Ny tena nahadiso ahy koa toa paquet feno rambony no azoko fa tsy haiko ny nifidy angamba e ! any ka toa mahita bibilava notetehina ! beurk be aloha ny mijery azy e !:-*:-*:-*

7. Fiffi
(
28/05/2007 09:43)
Rafotsy: bonjour :)
zah aloha rehefa mandé vakansy de manandrana manjono de efa nahazo amalona fa....heu...malama beeeeee :{:{:{ de na de mahita an'io aza de tsy mampi-te-hihinana ....de averina anaty rano le izy :-D:-D:-D

9. mandrindra
(
29/05/2007 08:21)
andao ihinan'ny amalona fa matsiro be io.
ny hitako tsy ampy kaly amin'ireo recette ireo dia ny fomba fikarakarana ny amalona. rehefa voatetika, sahabo eo amin'ny 8 santimetatra eo ny halavany, ny amalona dia avadika. ny amadihana azy dia ny mba hidiran'ny tsironkenakisoa tsara ao anatiny. rehefa avy avadika ny amalona dia fatorana amin'nirany tady kely fampiasa ao andakozia ireny mba tsy hiparitaka ny nofony.
ny ahy ny fandrahoako azy dia tena henakisoa sy amalona ary sira fotsiny fa tsy asiana fangarony. fidiana ho ilay tratrany matavy tsra iny no atao lafika.

11. mandrindra
(
29/05/2007 18:10)
tsy hoe tsy fihinana fa somary nofosana no sady matsatso ny henany
12. tess
(
29/05/2007 19:34)
misaotra anao mandrindra an! ho hataoko io e!
dia ilay mahandro azy ve andrahoina rano fotsiny zany hoe henakisoa sy amalona ary sira zany fotsiny???..;tsy mba asiana sosy votabia sy tongolo ve:?

13. tess
(
29/05/2007 19:36)
fiffi: ka mbola tsy nananjana zaho fa lany tao lay izy fa mora loatra;.....taraiky aho no niantsena....fa mbola hataoko ny re7 fa mbola tsy nahandro amalona mihintsy aho:?
14. Fiffi
(
30/05/2007 16:41)
zah aloha efa nahita olona nihinana fa tena tsy lasako na ny mijery an'le izy aza an ! :{:{:{
15. tess
(
30/05/2007 16:43)
fiffi: izany an! izaho anefa tia be rehefa ilay mande any am cote madà ireny fa ilay mahandro azy no tsy haiko:?
16. mandrindra
(
01/06/2007 17:27)
tess, aza asiana saosy voatabia sy tongolo izany fa andrahoy amin'izao fotsiny. ataovy lafika tsara ny henakisoa, raha afaka mifidy dia poitrine fumée hanaovana azy. somary atao mendy kely aloha ny taviny dia apetraka eo amboniny ny amalona avy eo. fa sady matsiro io no be taipiraka an.
17. miangalyandria
(
02/06/2007 03:47)
Ah, hay tsy izaho irery io tsy tia amalona io ve e, ny ahy ry reto na trondro fibata aza dia efa tsy tiako a ! Ratsy tarehy be tsy mahate-hihinana ! brrrrr
19. Fiffi
(
03/06/2007 15:03)
mandrindra:mandrindra: fa inn akia ity "taipiraka" ?
fa sady matsiro io no be taipiraka an.