amalona
21. Fiffi
(
05/06/2007 19:36)
"miangalyandria":zah akia tena marik'hoditra rah vao mahita an'io an !
Ah, hay tsy izaho irery io tsy tia amalona io ve e, ny ahy ry reto na trondro fibata aza dia efa tsy tiako a ! Ratsy tarehy be tsy mahate-hihinana ! brrrrr
mandrindra: misaotra akia an ! (tena tsy nahay an'io indray zah )
22. nathie86
(
07/06/2007 08:21)
za ra mahita ny anamboarana azy d tena tsy t hinanana lay maita an'azy ôtrany bibilava iny fa ra hoe hoanina ftsny lay izy fa hita d mlay eh tsy aiko ra azonareo ny tiako ambara eto
23. mangabe
(
25/06/2007 18:59)
tess:
Manao ahoana daholo!
mba afaka manome recettes na amalona ve ianareo na nahandro gasy io na nahandro fazaha...
misaotra mialoha! misy amalona mora be mantsy ao amin'ny magazay ao dia hararaotiko ny fividinanana azy anefa ny mahandro azy tsy haiko loatra....
CARI AMALONA
amalona
votabia 2
tongolo gasy 2
tongolo 1
persil
tamotamo 1 sotro kely
sira vaingana
poivre
Tetehina kely ny tongolo.
Anaty loana totona ny sira, tongolo gasy sy ny poivre.
teteho ny votabia
Anaty cocote alu hafanao ny menaka (2 sotro dasopy). Rehefa mafana dia hendaso ny tongolo. Rehefa mendy tsara dia arotsay ny sira sy tongolo gasy. Mipetaka @ ny lafiny cocotte. Arotsay ny tamotamo. afaga-roy. Arotsay ny votabia. Hendaso kely dia saromy mandritrany 10 min eo.
Arotsao amin'izay ny amalona.Ampio rano 1 vera.
Saromy.. Rehefa hitanao fa tsy ampy rano ampio. Masaka ny sakafo raha masaka ny amalona...
vozotoa omana e!
http://tour-en-cuisine.over-blog.com
24. booboo
(
26/06/2007 10:11)
Mangabe > " tsara be " ilay blog fa misaotra nizara :miam::miam::miam::miam::miam: