Pamosavy!!
1. ikalapeta
(
25/05/2007 18:58)
Bjr dol,
:twisted:ahoana kay ny hafantarana anireny pamosavy ireny??? rehefa hitanao @ alina mifanena eny izy? ny toetra ratsiny ve mety hita @ fiainany adavanandro:?:
sotra!:-*
:twisted:ahoana kay ny hafantarana anireny pamosavy ireny??? rehefa hitanao @ alina mifanena eny izy? ny toetra ratsiny ve mety hita @ fiainany adavanandro:?:
sotra!:-*
répondu par dziana le 02/05/2008 13:55
3. mandrak
(
25/05/2007 19:48)
ikalapeta> tsotra kely jereo fotsiny ny masony fa ravô mangiragirana afahafa zay izy defa mailomailo enao (tsy mitovy @ masony olotsotra)
6. menalamba
(
25/05/2007 20:35)
Tsotra kely izany é!!! Mangalà voajobory manga,rehefa mankany @ mpivarotra voamaina ireny ianao dia jereo fa misy voajobory somary mainty ny lokony,dia iny
hono no hitorahana ilai mpanshavy...tonga dé mihinjitra tsy tafihetsika eo hono
ilay izy.Tandremo anefa fa raha tsy mahay mikendry azy hono ianao ka tsy mahav
oa azy dia avy dé loarany ny vavanao an....hon !!8O8O :-D:-D:-D

8. Jeankely
(
07/06/2007 04:35)
Rehefa be fialonana, tsy tia ny hampisondrotra ny hafa ary mamingana ny zavatra soa ho an'ny hafa dia izay no atao hoe "Mpamosavy". Raha olona ara-dalana dia mifanampy ary mifamitsinjo sy mifanosika hisandratra. Izany akory tsy midika hoe tsy misy finaninanana.
9. xxx
(
13/06/2007 17:47)
yes! ireo no tena mpamosavy fa tsy ny mpivoaka @ alina raha ny fahalalako azy! Mbola tena ratsy toy ny mpamadika sy ny mody tsara eo anoloana fa manao zavatra hafa atsy ambadika!:twisted::twisted:
10. andrylahy
(
03/07/2007 07:25)
mpamosavy voalohany ilay mivoaka alina fa ny faharoa dia ireo @ atoandro ka manao izay hahavoa ny hafa, manisy ratsy ny hafa.
11. sarobidy
(
02/11/2007 12:28)
oufff loza dôly ko zany, sarotra b le mamantatra anazy refa am atoandro fa mitovy am rehetra iany, raha tsy oe hitahita taratra am toetrany iany izy ndray²
12. sipagasy
(
02/11/2007 12:31)
dia ahoana izany ny mpamonjy fety tratra alina hihih atao koa hoe mpamosavy ve?? hihihi
:-D:{:-D
:-D:{:-D
13. dziana
(
02/05/2008 13:55)
Refa misy alika manelingelina hono dia atao hoe allez mande ry le hoanin'ny mpamosavy ty ny T...(malotony !! ) dia tsy maintsy tezitra le mpamosavy !
Sotra!!! :°)
Sotra!!! :°)