kel inquetide!!!

1. ainaheri ( 25/05/2007 14:24)
Navoakan'ny gouvnt Sarko androany fa tsy misy amnesty ho an'ny Chauffards!!
D ho foanana koa hono panneaux mampilaza ny fisian'ny radar :roll::-w
répondu par ainaheri le 26/05/2007 14:27
2. Fiffi ( 25/05/2007 15:28)
heu....normale zany amiko aloha an ! be loatra manko ny olona maty tsy fidiny...

Ny signal ny radar koh aleo alana satria raha vao mahita an'io ny olona de ahidina aingana ny vitesse fa raha vao dilana le radar de iny mitsitsitra be indray....
Be loatra ny isan'olona maty ka aleo atao enjana ny lalana momba an'io...
3. kally ( 25/05/2007 16:52)
ainaheri:

Navoakan'ny gouvnt Sarko androany fa tsy misy amnesty ho an'ny Chauffards!!
D ho foanana koa hono panneaux mampilaza ny fisian'ny radar :roll::-w



Ny GPS -nareo angaha tsy maneno rehefa misy radar?
4. mandrindra ( 25/05/2007 17:14)
aleo ataony fa izay no hitany fa mety.

ny ahy aloha dia tsy maintsy, averiko tsara hoe tsy maintsy, mandeha mafy aho rehefa malalaka ny lalana satria fy manokana ho ahy ilay izy; rehefa tratra dia mizaka ny vokany
5. sudou ( 25/05/2007 18:46)
zany mintsy ka
6. Fiffi ( 25/05/2007 18:55)
ainaheri:

Navoakan'ny gouvnt Sarko androany fa tsy misy amnesty ho an'ny Chauffards!!
D ho foanana koa hono panneaux mampilaza ny fisian'ny radar :roll::-w
heu....de inona aloha le inquiétude am-zany ?


7. mirana5 ( 25/05/2007 19:21)
Lay mametraka fanotaniana hoe quelle inquiétude ?aloha dia mino aho fa lay sokajin'olona manana PV miavosa be é!:-D:-D:-D:-D

Aloavy ny volan'olona é!:-w:-w:snif::snif:

8. ds ( 25/05/2007 22:20)
Ny famotsoran-keloka aloha, dia tsy tokony hisy amiko e. Rehefa meloka, dia tokony handoa ny sazy mifanentana aminy.
Fiffi:

Ny signal ny radar koh aleo alana satria raha vao mahita an'io ny olona de ahidina aingana ny vitesse fa raha vao dilana le radar de iny mitsitsitra be indray....
Be loatra ny isan'olona maty ka aleo atao enjana ny lalana momba an'io...


Raha esorinao ireny, dia voa mainka koa tsy hitandrina ny olona...:-)
Any amin-dry rainiboto afaka mihazakazaka be tsisy fetra kanefa ny lozam-piarakodia tsy mifankaiza amin'ny eto Frantsa.

9. ainaheri ( 26/05/2007 14:22)
10. ainaheri ( 26/05/2007 14:27)
Mirana5 za tsy manao collection-na pv zany :lol::-D
Araka ny fanazavandry zareo momba lay radar d otran'io nazavain'i fiffi io;satria hono mafantatra ary nampilazana izy fa hisy haka sary ao aloha ao d mody mandè mora rangah fa refa esorina hono iny fampilazana iny d mitandrina doly hono ny mpamily fa tsy fantany oe aiza ndray ny misy??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4294