VOABABONAO

1. fanomezantsoa ( 25/05/2007 10:34)
MIARAHABA TOMPOKO SAIKA ANONTANY OE TOA TSY HITA ANY @ TONONKIRA NY TAKRIVA IO LOHATENIN6KIRA IO OE VOABABONAO NEFA EFA NAMPIDITRA ANIO IZAHAY EFA ELA IHANY NO NAMPIDIRINAY AZY TAO MISAOTRA BETSAKA O!
répondu par xxx le 30/05/2007 02:01
2. rush ( 25/05/2007 10:48)
fa inona ity mivatravatra be ity?
3. ari.malala ( 25/05/2007 11:50)
moramora alo fa aza mivazavaza ee!!
4. lalaina2 ( 29/05/2007 09:59)
mba fangatahana fotsiny ny azy e! nareo koa masiaka a!
5. fanomezantsoa ( 29/05/2007 10:06)
f'inona koa ary ty za ange miteny tsotra fotsiny fa tsy oe mivatravatra sy mivazavaza akory e! f'inona no eritreretin'i rush sy ari.malala an'izany?
6. xxx ( 30/05/2007 02:01)
fanomezantsoa tokoa fa na izany aza ilay maziskil nge hono ka makadiry ny namaky azy e :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4047