VOABABONAO
1. fanomezantsoa
(
25/05/2007 10:34)
MIARAHABA TOMPOKO SAIKA ANONTANY OE TOA TSY HITA ANY @ TONONKIRA NY TAKRIVA IO LOHATENIN6KIRA IO OE VOABABONAO NEFA EFA NAMPIDITRA ANIO IZAHAY EFA ELA IHANY NO NAMPIDIRINAY AZY TAO MISAOTRA BETSAKA O!
novalian'i xxx ny 30/05/2007 02:01
5. fanomezantsoa
(
29/05/2007 10:06)
f'inona koa ary ty za ange miteny tsotra fotsiny fa tsy oe mivatravatra sy mivazavaza akory e! f'inona no eritreretin'i rush sy ari.malala an'izany?
6. xxx
(
30/05/2007 02:01)
fanomezantsoa tokoa fa na izany aza ilay maziskil nge hono ka makadiry ny namaky azy e :)
