malgache mipetraka ao France

1. salmo1 ( 23/05/2007 21:20)
ohatra voalohany i bazylou.

Tamin'ny izaho tany France renivohitra, hitako tsara fanahy be ny Frantsay rehetra, miezaka daholo nifandray tamiko @ teny Espaniol... ary ny Frantsay koa dia niteny Espaniol avy hatrany tamiko... Izay tsy mahay.. nangataka ahy sôde miteny anglisy.

Nahafinaritra ny fifandraisam-pirenena T@ Frantsay, ary tiako i France ao anatiny La Union Europea.

Ny olana kely fotsiny de ry zareo frantsay samy frantsay ôtrany kizitinjitin-dava, tsy mba ôtrany Espaniol mavitrivitrika lalandava.

Ny tena mahafaly ny sasany tamiko mou izany dia izaho miteny Espaniol:°)^:^

Kou raha izany no hisainana kely: dia mila psikologa ny Malgache sasantsany mipetraka any France. Mety ara-politika no mahatonga izany, mety fanavakavahana hataony Frantsay, ny fatahorana ny frantsay sns...

Dia mety izay no mahavoa any bazylou8)
répondu par Cherry le 19/08/2007 14:21
2. xxx ( 23/05/2007 21:25)
salmo1:
Kou raha izany no hisainana kely: dia mila psikologa ny Malgache sasantsany mipetraka any France.
aleo atomboka @ salmo1 aloha io!izay avy any espagne tsy mahafantatra ny fandehan'ny fiainana eto frantsa, dia rehefa sitrana soamantsara ianao izay vao afaka miteny an'io!


3. xxx ( 23/05/2007 21:37)
ny Malgache sasantsany mipetraka any France.
ny sasantsany zany
4. rush ( 23/05/2007 21:39)
salmo1:
Kou raha izany no hisainana kely: dia mila psikologa ny Malgache sasantsany mipetraka any France.
sao dia nijery psy kosa ary ny nahatongavan'i rasalmo taty frantsa?


5. salmo1 ( 23/05/2007 21:40)
:-D:-D
6. salmo1 ( 23/05/2007 21:42)
Ka i bazylou anie, mpanakiana ny gasy mipetraka any Madagascar, de tsara kokoa kianina ny gasy mipetraka ao Frantsa rehefa tsy mahay mipetraka.

Ary mino izaho fa i bazylou anisany gasy tsy tafapetraka tsara!
7. diamondra27 ( 23/05/2007 21:45)
:-D:-D:-D
8. xxx ( 23/05/2007 22:03)
Io indray fa niverina indray le gasy atsy à frantsa eee,:-D:-D-D(voir tetsy sy teroa). Angaha tsy efa vita iny resaka iny????:-D:-D:-D
9. rush ( 23/05/2007 22:07)
salmo1:
de tsara kokoa kianina ny gasy mipetraka ao Frantsa rehefa tsy mahay mipetraka.
dia hitondra anao @ inona nefa ny fanaovana an'izao?ianao izany ny gasy tsara fipetraka any espagne?aza mba misehoseho tahaka izao hoy aho e!izay mahatsara ny fiainanao atao dia avelao ny sasany hanao ny fiainany!


10. salmo1 ( 23/05/2007 22:08)
rush: zah zany tsy hiteny intsony:oops:
11. xxx ( 23/05/2007 22:56)
salmo1:
Kou raha izany no hisainana kely: dia mila psikologa ny Malgache sasantsany mipetraka any France.
=))=))=))=))=))=))=))=))
12. fijo ( 23/05/2007 22:58)
le izy letsy ry zandry de izao an,mandalo elahy de hoatry ny hoe tsy nahatazana firy le fiainana aty.za koa izao raha manao vokansy any espana de mety hofaly ny sipa espagnola hiresaka amiko teny frantsay.fa rehefa mipetraka ao mety hafa ny fandehany.fiainana izany
13. salmo1 ( 23/05/2007 23:07)
za koa izao raha manao vokansy any espana de mety hofaly ny sipa espagnola hiresaka amiko teny frantsay
:Dk mola xaval, miaiky ndray zah t@ iny :-D^:^
14. fijo ( 23/05/2007 23:12)
de hoatra an'izay foan aio ka.taty izao variana ny olona hoe ary mahay teny hafa koa lery izany.de te hisisika hiresaka amin'ialahy aby.
15. karinah ( 24/05/2007 00:22)
ye,.. salmo ve moa tsy mahita kihanina fona :? ,

ohatra ftsn izao ny radio aty france tia mandefa hira italian, ny any espagne no tsy fantatro:?::D
16. karinah ( 24/05/2007 00:30)
salmo1:

Ka i bazylou anie, mpanakiana ny gasy mipetraka any Madagascar, de tsara kokoa kianina ny gasy mipetraka ao Frantsa rehefa tsy mahay mipetraka.

Ary mino izaho fa i bazylou anisany gasy tsy tafapetraka tsara!
:? naninn indray i bazylou:?: , salmo a, hoatranao manakihana io koa anie, misy zvt tsy mety matoa manakihana, ny fanakihanana mety mahatsara zvt!! marina sa tsy marina :idea:


17. xxx ( 24/05/2007 07:40)
karinah:
ny fanakihanana mety mahatsara zvt!! marina sa tsy marina
ny fanakihanana izany dia zavatra tsara @ nareo?tsy io ve ilay manatsatoka antsy ao an-damosina?tena hafakely indray izany fombanareo izany a!


18. xxx ( 24/05/2007 07:47)
hay izany ny foban'i xxx?:-D :-D :-D
19. xxx ( 24/05/2007 08:42)
sujet efa nandeha lava sy mankaleo koa ity
20. salmo1 ( 24/05/2007 09:29)
karinah:
ny fanakihanana mety mahatsara zvt!! marina sa tsy marina:idea:
Non:!: tena tsy marina. Ratsy izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.962