malgache mipetraka ao France

21. xxx ( 24/05/2007 10:11)
salmo1:

karinah:
ny fanakihanana mety mahatsara zvt!! marina sa tsy marina:idea:
Non:!: tena tsy marina. Ratsy izany.
izaho manko mba gaga hiany!izany no tena atao hoe fomba ratsy!


22. karinah ( 24/05/2007 10:26)
:lol:
23. xxx ( 24/05/2007 10:52)
:twisted:
24. xxx ( 24/05/2007 11:57)
=))=))=))=))=))=))
xxx:

hay izany ny foban'i xxx?:-D :-D :-D



25. bunny ( 24/05/2007 12:13)
be zesta sy mirediredy ange ity salmo ity reoul e! Raha arakiny fandehany resakany dia toa tsy misy mahay mihaina le-oula ao france f'izy vao tonga dia tena tiany ny frantsay be...ny sipa indray tena mandady mihintsy mahita azy, misolelaka manao bjr etc...amiko manokana dia misy visy nipitsoka kely tao ra salmo, eritrereto io fa tena gravy raha mitohy:°):-P:°):°)
26. karinah ( 24/05/2007 12:17)
xyz:-D
27. salmo1 ( 24/05/2007 12:33)
bunny: ve alou mahay an-le hymne a la joie:?:

Si esk no enkuentras la alegria en esta tierra
buskala hermano + aya de las estrellas
ven canta sueña cantado vive soñando el nuevo sol
en k los hombres volveran a ser hermanos.



28. xxx ( 24/05/2007 13:54)
aleo za mba hanao xxx kely klou fa matahotra :°)

za zany refa mijery ny dinika avôkan salmo de ôtrany vizaka be zany fa resaka zesta be fotsiny ny bdb ee

- tamin za tany paris....
- tam za tany am renivohitra lafrantsa...
- ny sipa rehetra mandady amiko...

oh la la!!! mandreraka beuu enfin tokony ovaina kely le fomba fisainana ry salmo fa mizesta lôtra marina mo (tsy fahasikana ny anah fa anatra fotsiny, raisinao izy tsar atsy raisinao izy tant pis)
29. xxx ( 24/05/2007 14:01)
zah koh mba hanao xxx ! zah aloha de efa leo be eh ! olona sarotra torona salmo ! tena mandreraka an ! satria raha samy hi-geste angé samy mahavita eh ! fa tsy hitondra anao ho aiza velively zao ! zah za ....zah zao....de inn koh ? misy hotel 5* misy piscine ve any ? tsy manam-potoana zah nefa ny sipa miarahaba am-tsisy antony :evil::evil::evil:

fa salmo kosa aloha miseho azy ho iza marina eh ? bandy kely milay indrindra ve ? :arrow::arrow:
30. xxx ( 24/05/2007 14:02)
t@ zà tany Espagne an, nahita espagoles be dia be , dia nahita gasy hafahafa izay, salmo moa ity anarany :-D
31. salmo1 ( 24/05/2007 14:16)
Aoka zao zany fa ôtrany oe, zah ndray no be zesta.
32. xxx ( 24/05/2007 14:28)
k'hita fa be zesta enao nefa ange ts de makaiza eee :-/ mbola betsaka ny bandy milay noho enao :?

33. xxx ( 24/05/2007 14:38)
:-D :-D
34. xxx ( 24/05/2007 15:36)
salmo1 tsy ampy taratasy ary mila miverina makany Madagaskar maka VISA. Mampalahelo ilay bandikely
35. xxx ( 24/05/2007 17:45)
de maninn?:-D :-D
36. bonnechance ( 24/05/2007 19:08)
Mora ny mikiritika ane e! fa rehefa tonga eo aminao ny zava misy tsy arakio mihitsy enao. heverinao moa fa reo gasy monina aty ivelan'i M/car de heverinao ho fizestiavana no andehanany aty. Miaritra avokoa ny ankabeazany na ny fandatsana na ny fanambaniana saingy mipetraka satria tsara kokoa ny fiainany aty noho ny miverina any M/car . Hodiantsy re avokoa ny fitenin'ny sasany. Fa enao na aiza na aiza vahiny foana enao rehefa tsy eo @ taninao. Noho izany aza miteniteny foana rehefa tsy hiainanao ny iainan'ny olona.
37. xxx ( 24/05/2007 19:40)
salmo: tsy ampahafirin'i zaza natsangan'i espagnol de be zesta be mitsiny......
38. fijo ( 24/05/2007 20:15)
nareo kosa,salmo anie ka zaza ry zareo e,avelao ny zaza mba hiresaka
39. sympa ( 24/05/2007 21:08)
8-)8-)8-) :roll::roll::roll: 8O8O8O
40. salmo1 ( 24/05/2007 21:29)
Diso zany aho nametraka an'ity dinika ity. knefa nataoko ho andrabazylou ihany izy ity... @ tsy fifanajahana ny Malagasy mipetraka any an-tanindrazana.

Mialatsiny ho any Malagasy rehetra mipetraka aty ivelany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4925