Permis B

1. infinity ( 23/05/2007 14:35)
Hiatrika fanadinana "code de la route" hahazoana taratasy ahafahana mitondra fiarakodia sokajy "B" ny tovolahy.

Tonga ny fotoana hanaovana ny fanadinana....:

- Mpanadina: inona avy ireo karazana "permis de conduire" hainao ankoatry ny "permis B" izay ho alainao??

Tvlh: ankoatry ny permis Be moa izany tompp..ooko dia mm..iisy ny permmm..iis "kely" dia ao koa ny sahalantsalany....:(

....Gaga ny mpanadina...^^^^:-w:-w t@ valinteny, nefa mbola te ho afa-po ka dia niroso t@ fanontaniana manaraka..

-Mpanadina: inona avy kosa ary ireo fiarakodia afaka entinao @ alalan'ny "permis B" ?

Tvlh:...:( euhh....ny fiarakodia azoko entina @ permis Bee diaaaa...euhhh...:idea: tsy mifidy fa afaka entiko daholo na manga, na mena, na fotsy, na mainty..:-D:-D :-$
répondu par Bita le 29/05/2007 17:34
2. nanoukely ( 23/05/2007 17:59)
=))=))=))=))=))=))=D=D
3. mandrindra ( 23/05/2007 18:28)
:-D:-D:-D
4. mengoty ( 23/05/2007 19:21)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. Stretch ( 23/05/2007 20:49)
6. mandrak ( 23/05/2007 21:04)
:-D:-D:-D
7. sympa ( 24/05/2007 00:20)
=))=))=))=)):-D:-D:-D:-D
8. pimaso ( 24/05/2007 06:36)
=D=D=D
;-)
;-)
;-)
9. ikalakintina ( 24/05/2007 10:42)
:-D:-D:-D
10. mamzelkely ( 24/05/2007 11:07)
:-D:-D:-D
11. johnnyandri ( 24/05/2007 11:49)
milay kah:-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. Bita ( 24/05/2007 17:47)
:lol::lol::lol:
13. nathie86 ( 25/05/2007 12:44)
tsy d nampe ana ndray iny
14. kiadi ( 27/05/2007 08:47)
fa inona ihany no mapimé an'i nathie86 ty eh?
15. majakely ( 27/05/2007 09:07)
16. Bita ( 29/05/2007 17:34)
saika hadinoko ilay tantaran'ilay rangahy tany Diego: nampidirina tany @ tribonaly fa voan'ny accident fa ts'isy permis. Nanontany aloha ilay mpitsara hoe iza no anaranao? Boutou manambady vaiavy ary ny anabaviko mipetraka anjahambe manambady lahilahy. Dia sady tezitra ilay mpitsara no nihomehy fa ny fiteniny no mapihomehy. Ka ianao moa izany Boutou tsy nisy permis nefa nitondra ilay moto. Ka hoy izy azavao ny nahatonga ny loza dia sady nanao fihetsika i Raboutou @ tanany 2 manondro hoe: izaho mandeha @ a gauche aty , izy mandeha @ a gauche ny ary ary izaho mandeha @ a droite-ko ary, izy mandeha @ a droiteny ary... sady nanaraka nihodikodina niaraka t@ ilay tananan-draboto koa ny lohan'ilay mpitsara fa tsy fantany intsony hoe aiza ary ny a gauche sy a droiten'ilay ity hoy izy. Vita ary ny fitsarana iza no diso?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0798