vehivavy ono.....?
1. princesseN
(
22/05/2007 13:46)
ny vehivavy ono de:
_fanaka malemy
_mora voadona
_kely saina
_tsy tsara mintatana satria tsy izy ono no lohan'ny fiankams e!
de ina koa no zavatra hafa mety hilazana anay vhv tsisy ratsy2 koa2 no izany e!
za alo maray mintsy ny(l)-ko ra vo zany no tenenina antsika vhv e!

répondu par princesseN le 18/07/2007 14:09
2. maditra
(
22/05/2007 14:19)
- Fanaka malemy dia marina izany (physiquement, en generale, ny vehivavy dia kanosa kokoa noho ny lehilahy.
- Mora voadona: tsy dia marina izany, samy mora voadona doly na lehilahy na vehivavy (ny tampoka hono tsy mahalehilahy, sns...)
- Kely saina: tsy marina. Misy vehivavy kely saina dia misy koa lehilahy kely saina
- Mahay mitantana tsara aza ny vehivavy koh
Aza marary fo amin'izany ry princessN fa ilaina dia ilaina tokoa ny vehivavy amin'ny fiarahamonina!

3. Aino
(
22/05/2007 14:34)
Mpandefa : princesseN [ Valio ] 22-05-2007 15:46:10izao lazaina any izay niteny any izany fa tsy ny vhv rehetra fa @izao fotoana izao dia matetika ny lhl izao no kanosa noho ny lhl!!!
Lohateny : vehivavy ono.....?
ny vehivavy ono de:
_fanaka malemy
_mora voadona
_kely saina
_tsy tsara mintatana satria tsy izy ono no lohan'ny fiankams e!
de ina koa no zavatra hafa mety hilazana anay vhv tsisy ratsy2 koa2 no izany e!
za alo maray mintsy ny-ko ra vo zany no tenenina antsika vhv e
ary ao Afrique dia vhv dol ny mitondra ny tokan-trano, fa ny lhl kanosa amelona ny vady amandranany ka dia lasa tsy hita popoka!!
5. Fiffi
(
22/05/2007 14:40)
princesseN:heu.....tsy misy ekeko ireo na de 1 aza !
ny vehivavy ono de:
_fanaka malemy
_mora voadona
_kely saina
_tsy tsara mintatana satria tsy izy ono no lohan'ny fiankams e!
de ina koa no zavatra hafa mety hilazana anay vhv tsisy ratsy2 koa2 no izany e!
za alo maray mintsy ny(l)-ko ra vo zany no tenenina antsika vhv e!
6. mandrak
(
22/05/2007 14:53)
:roll:
http://www.dailymotion.com/relevance/search/francis%2Bturbo/video/x1e9uh_francis-film-visa/1
http://www.dailymotion.com/relevance/search/francis%2Bturbo/video/x1e9uh_francis-film-visa/1
7. Samoana
(
22/05/2007 15:00)
princesseN:
ny vehivavy ono de:
_fanaka malemy
_mora voadona
_kely saina...
Fanatsaràna tsotsotra:
-tsy fanaka malemy intsony fa fanaka malefaka:wink:
-tsy mora voadona fa efa "mafy daka"
-tsy kely saina izany fa mavesatr'ati-doha:-D
8. sakaizakely
(
22/05/2007 16:45)
Samoana> =))=))=))=))=))
mavesatra atidoha ve = mafy loha ?
mafy daka ve = efa zatra voadaka ?
misy de mahay azy ato ka :-D:-D:-D:-D
mavesatra atidoha ve = mafy loha ?
mafy daka ve = efa zatra voadaka ?
misy de mahay azy ato ka :-D:-D:-D:-D
9. sitlo
(
22/05/2007 16:58)
princesseN:
tsisy ratsy2 koa2 no izany e
Mbola misy kah:
kizitim-belona,
mpifosa alika maty,
be filirony,
tsara tarehy,
malefaka (tendre)...
11. mirana5
(
22/05/2007 18:04)
ANDRIAMBAVY LANITRA. TSARA FANAHY. KANTO. MAHAY MANDAJALANJA. MAHAY MANDAMINA.RAVAKY NY TOKA TRANO. TSARA SARIAKA RAHA FINTININA DIA NY VEHIVAHY DIA TONGA LAFATRA DAHOLO RAHA MIVOANA NY VEHIVAVY DIA NY RY NGAHY TSY TONONINA NO MAHATONGA NY FIOVANY!!8O
12. pissoa
(
22/05/2007 18:45)
Raha ny fahalalako azy [notovoziko teto amin'ny serasera], ny hoe FANAKA MALEMY dia tsy natao hanambaniana vehivavy mihitsy ! Diniho fitandremana sy ny fikolokoloana ny fanaka malemy ao an-tokatrano e (ao mantsy no misy fanaka) ! Hajaina tsara, dia kolokoloina tsara, omena ny toerana sahaza azy mba tsy ho simbasimba fotsiny ny hatsarany ... dia izay ny hevitr'ilay hoe vehivavy toy fanaka malemy raha tsy diso aho !
15. malalatinasoa
(
23/05/2007 03:56)
sitlo:
princesseN:
tsisy ratsy2 koa2 no izany e
Mbola misy kah:
kizitim-belona,
mpifosa alika maty,
be filirony,
tsara tarehy,
malefaka (tendre)...
kizitim-belona rehefa miasa saina mijery hoe ahoana ny itaizako ireto zaza ireto fa i rams tsy mandray anjara mihintsy no mbola maditra be ihany koa,
mpifosa alika maty nefa mbola mety resinareo lehilahy ihany indrindra @ ilay resaka hoe vohako ry sy ry
be filirony satria tsy maintsy jerena daholo ny mpitsopitsony rehetra fa dia atsaraina
tsara tarehy, ie, otrany fisiany bandy bogosy ihany
tendre naturellement :-P:-P.
Fanaratsiana hafa njay ve?
Bezesta, miseho milay (rehefa resinao kely iny).
:D:D:D
16. Aino
(
23/05/2007 10:18)
ary fa ahoana aza ny fetin'ny reny ihany no ankalazaina fa ny any ray tsy misy piraharaha?:-P
17. JR2
(
23/05/2007 13:02)
oadray, misy ny fetin'ny ray kannnn sa any @ tany misy anao kosa ngamba no tsy mba mankalaza izany koaaa! aty aminay izao dia ny 17/06 ny fetin'ny ray izany hoe tapa-bolana aorian'ny fetin'ny reny e!:-P
19. Fiffi
(
23/05/2007 21:12)
Isaoranay anefa Andriamanitra
nanome anay andriambavilanitra
ho namanay
sy tapakay
Fa raha toa ka irery
angamba dia ho very
NY LEHILAHY
Iza no hikarakara
hikojakoja tsara
NY LEHILAHY?
nanome anay andriambavilanitra
ho namanay
sy tapakay
Fa raha toa ka irery
angamba dia ho very
NY LEHILAHY
Iza no hikarakara
hikojakoja tsara
NY LEHILAHY?
20. najah
(
24/05/2007 00:57)
ianareo ihany ry Fiffi ah
princesseN-> na dia izany aza misy mahatsiaro anareo ihany eh! raha tsy eo nareo tsy tafavoka zahay lhl
mahatsiaro blagy iray izay aho t@ gazety:
nahantonle ranga t@ rindrina le vadiny
de nanontany le vhv hoe fa maninona za no hampijalianao toy izao?
de hozy le ranga niteny hoe ka ianao ange "ravaky ny tokatranoko eh!" :-D:-D:-D:-D