maha tsara azy ve izany?

1. Aino ( 22/05/2007 13:38)
izaho mahare faona hoe raha miady na mifamaly na pinamana io na mpifankatia sns dia vao maika maha tsara ny fiarahana, nefa misy pifankatia mbola tsy nifamaly mihintsy na dia a aza fa tambitamby faona ny any ry zareo dia gaga aho!! hoe mety mbola hiady ihany ve izy hireo any ahoriana any?:?:
répondu par arialy le 15/06/2007 10:35
2. nathie86 ( 22/05/2007 14:31)
Inona no ifandraisan'ilay loha hevitra sy lay ventiny ao anatiny kay.

Mety hiady zareo ka tsy maintsy misy mapifamaly fôna aloha eh fa vety² d miombona ndray d tsy hita miintsiny hoe miady v izy :lol:
3. Aino ( 22/05/2007 14:45)
nathie hoe maha tsara ve ny tsy miady mihintsy!! raha iznay manko dia mba ande hianarako ko!!
4. sariaka ( 22/05/2007 15:48)
Aino, ny tena tsara dia ny tsy miady mihitsy, fa raha sendra misy izany dia tokony samy mifandefitra sy mifamela. Misy mantsy ady tsy manimba fiarahana, misy rehefa tafahoatra mety hipoaka:roll::cry: Arakaraka io. Ka amiko dia mahatsara ny tsy miady mihitsy nefa koa tokony hisy foana ny fifankalozan-kevitra fa sao misy zavatra kobonina miafina ao.
5. nathie86 ( 23/05/2007 07:29)
aino an miady kely iany no tsara iny mantsy aitana ny tsy mety natao d miova avy eo.
Ra tsy miady mintsy d tsis feeling fa monotone b iany @ko io
6. diamondra27 ( 23/05/2007 19:57)
refa tsy miady ka tondraka ny vase de ratsy be, tsy azo raofina intsony

7. tess ( 23/05/2007 20:16)
raha zavatra milamina be loatra izany tsy normale...
8. sariaka ( 23/05/2007 20:35)
Ny ady anie mety hisy fa tsy tadiavina kosa e. Ho shy ny ady efa déviation fa tsy normalité. Ekeko fa tsy misy tsy miady fa izay to fo mpamosavy fa miadia lava moa e, farany mety hisy tsy hahatanty. Izay ilay nilazako hoe mila fifamelana sy fifandeferana.
9. xxx ( 23/05/2007 20:45)
mila tsy ho azo zay lazainao ry sariaka:roll::roll::roll:
10. ikalakintina ( 24/05/2007 10:37)
hoatry ny tsara zany tsy miady zany k'ty!
11. tsiafoi1 ( 24/05/2007 10:58)
Ny ady dia vokatry ny fiafanoheran-kvt, na toetra roa. Matoa tsy miady de mitovy foana izany ny fomba fijery. Mety ho lojika ve izany??, nefa ny oha-pitenenan'ny Ntaolo aza manao hoe : "Ny itokatokanan'ny loha samy manana ny sainy. Ary lalan'ny natiora ny fisian'ny hery roa mifanandrina (- sy + ; lahy sy vavy ; marina sy diso sns...)

Tsy possible izany fa misy iray mandefitra be na miaritra be ao, satria ny toetra tsy maintsy misy fifanoherana, de tsy fitiavana intsony le izy raha mampiforitra be ny anankiray. Aleo mivoaka le fifanoheran-kvt na toetra, ny fifampizakana manoloana izay no tena fitiavana.
12. dongadonga ( 25/05/2007 03:31)
fa hoatrany mahafinaritra kalongany le miady an,de rehefa miombona avieo an tena lasa mafy ny fifatorana ,:-D:-D
13. arialy ( 15/06/2007 10:35)
dongadonga
za manana namana couple, de manao fananiana mila vaniny fona le vhv satria oe tiany le réconcil otranao, fa leo le bandy de lasa ... tanjemo ann!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1137