Ravalomanana

1. LazaDaddy ( 22/05/2007 04:33)
mba misy "psy" mikarakara azy iny ve sa tsia? Sao dia mba tokony dinihina akaiky ihany mba tsy ho tara loatra?
répondu par Imahaka le 25/05/2007 12:55
2. niryna ( 22/05/2007 05:33)
LazaDaddy:

mba misy "psy" mikarakara azy iny ve sa tsia? Sao dia mba tokony dinihina akaiky ihany mba tsy ho tara loatra?



:roll:=))=))
3. LazaDaddy ( 22/05/2007 05:37)
raha sanatria "marary" kosa ve izy dia ihomehezanao fotsiny ry niryna?
4. Fiffi ( 22/05/2007 05:59)
LazaDaddy:
raha sanatria "marary" kosa ve izy dia ihomehezanao fotsiny ry niryna?
heu....nanantena ve enao ry Laza hoe andé hilaza niryna hoe "aleo izy hivavahana" ? :roll: heu....ny velona raha sanatria marary himehezana ary ny maty tsikeraina
"niryna":
rehefa a maty ny olona toa tsy mba misy sahy miteny ilay toetra ratsy nataony aloha e
:-w:-w:-w:-w:-w (fa tsy lazaina hoe "paix à son âme) :-w:-w:-w:-w


5. LazaDaddy ( 22/05/2007 06:45)
fiffi:
nanantena ve enao ry Laza hoe andé hilaza niryna hoe "aleo izy hivavahana" ?
ny vali-teny andrasako @ rehetra dia hoe:
- ENY misy "psy" mikarakara ny fahasalaman-dRavalomanana,
- na hoe TSIA tsy misy "psy" mikarakara ny fahasalaman-dRavalomanana.
6. Imahaka ( 22/05/2007 08:19)
LazaDaddy:

mba misy "psy" mikarakara azy iny ve sa tsia? Sao dia mba tokony dinihina akaiky ihany mba tsy ho tara loatra?



'se izao no hitako mila"psy" alohany. Ka raha misy "psy" mikarakara an'se dia fantaro fa mety misy misy ihany mikarakara ilay anontanianao, mety hoy aho!
7. kelly13 ( 22/05/2007 12:18)
lazadaddy>ary mety v ra valinteny oe "tsy haiko ra manana psy izy na tsy manana"?
8. xxx ( 22/05/2007 12:21)
kelly13:

lazadaddy>ary mety v ra valinteny oe "tsy haiko ra manana psy izy na tsy manana"?



raha izay dia tsy tokony mamaly ianao satria tsy manana ny valiny :-)
9. kelly13 ( 22/05/2007 12:22)
si, ny valiteniko d oe "tsy haiko" fa tsy oe "tsy manana valiny aho
10. kelly13 ( 22/05/2007 12:26)
nefa toa marina ny an'i xxx fa na eny hono na tsia ny valiny! ou la! esoriko ny teniko hihihi
11. xxx ( 22/05/2007 12:47)
kelly13:

nefa toa marina ny an'i xxx fa na eny hono na tsia ny valiny! ou la! esoriko ny teniko hihihi



:-) vazivazy ny ahy iny fa aiza no dia ho réponse restreinte ohatr'izany foana no atao, ka raha tsy any @ miaramila koa
12. sitlo ( 22/05/2007 12:59)
cf Imahaka
13. simplex ( 22/05/2007 20:31)
Laza:
mba misy "psy" mikarakara azy iny ve sa tsia? Sao dia mba tokony dinihina akaiky ihany mba tsy ho tara loatra?
fa nga tsy refa mahita an'i Lalao izy d mientanentana ny fony? :P
14. pissoa ( 22/05/2007 20:58)

LazaDaddy:
raha sanatria "marary" kosa ve izy dia ihomehezanao fotsiny ry niryna?
heu....nanantena ve enao ry Laza hoe andé hilaza niryna hoe "aleo izy hivavahana" ? :roll:

=))=))=))
15. pissoa ( 22/05/2007 20:59)
Imahaka:


mba misy "psy" mikarakara azy iny ve sa tsia? Sao dia mba tokony dinihina akaiky ihany mba tsy ho tara loatra?



'se izao no hitako mila"psy" alohany. Ka raha misy "psy" mikarakara an'se dia fantaro fa mety misy misy ihany mikarakara ilay anontanianao, mety hoy aho!

:-D:-D:-D:-D:-D

16. Fiffi ( 22/05/2007 21:09)
pissoa: :-D:-D:-D:-D nitandrina tsara zah tsy hanoratra hoe "Pissou" :wink::-D:-D:-D:-D
17. xxx ( 22/05/2007 21:12)
mapmé doll doll!=))=))=))=))=))=))=))
18. pissoa ( 22/05/2007 21:34)
Fiffi:

pissoa: :-D:-D:-D:-D nitandrina tsara zah tsy hanoratra hoe "Pissou" :wink::-D:-D:-D:-D

:-D:-D:-D:-D:-D

Fiffi koa tssss :oops::oops::oops: Tsy mila tandremana zany akory io fa ilay a sy u aza mifanalavitra be amin'ny keyboard! sady misy namana oe Pissou nge ato de manjary mifangaro e :oops::-D
19. pissoa ( 22/05/2007 21:35)
Oops, HS be zak kle ! :oops::oops::oops:
20. cutie ( 23/05/2007 00:46)
anontanio direct izy e lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6676