Ravalomanana

21. Fiffi ( 23/05/2007 07:33)
iƩ
22. LazaDaddy ( 24/05/2007 05:27)
cutie:
anontanio direct izy e lol
koa raha tratran'ny "expulsion"? Hevitra tsara ho an'izay te ho any an-dafy tokoa ny manao politika manohitra dia avy eo "voaraoka". Farafaharatsina lasa any an-dafin'ny riaka any Nosy Lava =))


23. cutie ( 24/05/2007 22:23)
koa raha tratran'ny "expulsion"?

tsy tratra zany fa mety hahazo free consultation any @ psy-n'i Ravalo koa aza i LD :-D:-D:-D:-D:-D
24. watafon ( 25/05/2007 10:27)
tsy za alou le psy-any fa ts haiko e!:-D:-D:-D
misy mpitsabo manaraka azy foana fa toa tsy manana psy izy k !
25. tamberina ( 25/05/2007 12:12)
eh!eh!eh!raha tany andafy zao dia tsy maitsy mijery "PSY" isika, na ny zaza mitomany lava aza dia entina any @ zany olona zany,mbola eto dago isika ranamana dia manga ny lanitra e!
26. Zina ( 25/05/2007 12:48)
Fa ahona aloha i ra8 no mila psy e?
27. Imahaka ( 25/05/2007 12:55)
LazaDaddy:

Hevitra tsara ho an'izay te ho any an-dafy tokoa ny manao politika manohitra dia avy eo "voaraoka". Farafaharatsina lasa any an-dafin'ny riaka any Nosy Lava =))




tena mila "psy" marina 'se :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3529