Mba mahagaga ihany e!!

1. bazylou ( 18/05/2007 22:55)
CECILIA SARKOZY::,, Efa nandalovandra zaka martin in-piry dia avy eo notsiponin'i SArkozy!!izany ve no mba taratry ny 1ere famille de France e!!, tsss tena mampalahelo, tsy aleo i Segolene , concubinage avec 4 enfant legitime et vie de famille normale !!
:roll::roll::roll::°)
répondu par Fiffi le 10/06/2007 12:25
2. fijo ( 18/05/2007 23:03)
iny kosa tsy hidirana lalina ry bazy an.na dia mahaamo tokoa aza
3. tslem ( 19/05/2007 05:59)
ka na nisy hafa ankoatra ndRazaka aza ,iny no safidiny, g tiany ihany io
4. sipagasy ( 19/05/2007 07:12)
Tsy hitako izay idirana @ fiainana manokana na vie privé n'olona any, tsy ny anao no atao izay maha mety azy ppffffff, eto mety tsara ilay famille recomposée tsikerainao atsy ambadika atsy tsy misy porofo loool :wink:
Fa fiainana miserana ity ve dia tadiavinao ho tokam-po ny olona e!!!!!, tsara ny tokam-po raha tsy te hahita fiainana hafa izy lool fa aleo hoy ny fitenenana izay hoe mandendeha mahita raha annnn, sady raha hiverina @ i Cecilia ihany adinonao ilay editeur new yorkais hihihh. Ary hainao angaha moa i Ségolène indraindrainao io??? mba jereo ilay boky nivoaka farany @ edition albin michel e!! dia ho hainao ny tantarany hhihiii:-D
5. bazylou ( 19/05/2007 07:55)
Hitako ary vovakiko hatramin(ny farany iny boky iny nefa , inona no tianao iny tantara iny sa vady efa nandalovana in...!!:?::?:.
Aza mitsikera fiainan'ny olona hoyianao , nefa , ianao anie 1ere famille e, !! tokony ianao no taratra, ary raha ny nantenaina hanrina indray no nampivandravandra dia inona no eo ??
NY taratra amin(izao fotoanaizao izany dia ny vhv janga sy ny famille recomposée ???
6. sipagasy ( 19/05/2007 08:09)
tena fiainany iny fa tsy tantara sy ise annn, fa inona ny tsy tantinao anefa e! ny famille recomposée sa ny vehivavy janga???? hihih io ry namana dia fiainana annn ka na ianao mahatanty ny fiainana @ izao vanim-potoana izoa na ianao miverina any @ faha golan-tany, ary na tany aza dia efa nisy iznay famille recomposée izany ka tsy hitako ilay olana e! ny saindra bazil no mbola tsy nivoatra, fa tavela tao anaty tsy haiko hihihihi;-)
7. Ralay ( 19/05/2007 08:15)
Aza afangaro kosa ry bazylou ny politika sy ny vie privén'olona.Izay niova vady rehetra zany ve @ ise dia tsy ho tokony hitondra firenena.Fiainana mandalo io ve tsy hanararaotra kosa izy rehefa tsy mety aminy intsony. Amiko tsy misy olana izany ary @ frantsay koa dia tsy misy olana matoa mbola voafidy i Sarkozy.
8. sipagasy ( 19/05/2007 09:21)
za mba gaga 8-):-D
9. tslem ( 19/05/2007 09:44)
bazy:
tokony ianao no taratra, ary raha ny nantenaina hanrina indray no nampivandravandra dia inona no eo ??NY taratra amin(izao fotoanaizao izany dia ny vhv janga sy ny famille recomposée ???

ny taloha sy ny ankehitriny ary ny rahampitso tsy mitovy.Mbola afaka mivadika masera ndray izy na efa janga tahaky ny inn aza ra tiany zany:-D
10. Fiffi ( 19/05/2007 10:26)
fa inona no idiran'bazylou am fiainany aloha eh ?:roll::roll::roll::roll:
11. sakaizakely ( 19/05/2007 10:33)
rabazylou ty de olona frustré ve sa maninn fa mitsikera foana no hainy. ratsy daholo ny rehetra aminao. Fa ianao mba manao ahoana kay ?

tsy mba misy zavatra mahafaly anao ve fa de mikentrona lava izao ? ho antibelona vao tanora fa mandiniha tena

zay le fitenenana gasypetaka zay tena mbola tsy matiko lolo am le fatindehl sasany "nandalovana" pffff

matoa be no te hihinana azy dia midika izany fa matsiro izy raBazy a ! mampaninn anao na roa na telo na folo no teo ? ianao ve tsy mba leo raha vary amin'anana foana no hanina ? mba ovaovana ny kaly rehefa tsy te ho leo, fiainanko lava ity.

Aoka izay ity fandinihana t@ taona kalalao ity e ! tsy hitondra anao mankaiza, ny fiainanao tsy hiova na hitsikera an'izao tontolo izao aza.

Ary ianao, modely inona no omenao ny taranakao ? modely be menomenona sy kizitindava ?
pauv'bête !
12. Fiffi ( 19/05/2007 10:36)
bazylou nge de tena adala mintss eh ! matoa Sarko lany teo de izy no tian'olona.....sady efa fantatry ny olona ny momba azy sy ny vadiny sy ny zanany fa bazy hiany no tsy nahafantatra de io be meno2 io ! de aninona nefa zao ??? :roll:
13. izaary ( 19/05/2007 13:18)
dé miombokevitra am reetra ko za. Aza mitsikera fiainan'olona ry bazylou fa zé hampande ny fiainananao no ataovy a!:°)
14. Fiffi ( 19/05/2007 15:44)
eka ouz !
15. mandrindra ( 19/05/2007 16:19)
mba firy tokoa moa izao ny familles recomposées eto frantsa?? misy karazan'olona mahazo manao an'izany ve dia misy tsy mahazo? moraly karaha inona, mba hazavao, ny mandrara an'izany??

ho an'ny tsirairay efa nanampitiavana firy firy aby ianareo vao nanambady?
16. bazylou ( 19/05/2007 16:51)
:-@::miam::miam::miam:-@ beurkkkk:b:b:b
17. nikopol ( 19/05/2007 16:53)
hoy i bazilou

Efa nandalovandra zaka martin in-piry dia avy eo notsiponin'i SArkozy!!!!


tena mba ambany zany fomba fijerin'drabazy zany :lol:

oatroatr'izay ilay mapijaly an-drabazilou, ny olona tsy ampy fivelarana fomba fijery tsy maintsy mijaly rabazilou an !

tsy hoe pro-sarko za, fa 53 % ny mpifidy efa ampy taona kalo dia tsy nirarà izany e !



18. mandrindra ( 20/05/2007 09:03)
bazylou, misaotra nanome ny valin'ny fanontaniana napetrako. tena mazava be ilay hevitra tiana ambara :D
19. Fiffi ( 20/05/2007 15:39)
mba valiny koh zany nomen'i bazylou zany an ! :roll::roll:
20. sakaizakely ( 20/05/2007 21:21)
mitsikera fotsiny no hainy fa argumentation zéro manatody :-D:-D:-D:-D

Segolene , concubinage avec 4 enfantS legitimeS et vie de famille normale


Segolène le milatsaka candidate hamalina faty an'i hollande qui l'a faite cocue ? izay ve no bien ?

De fantatry bazylou hoe aiza moa izao Ségogole ?
Toa hoe any Djerba any izy izay raha tsy diso aho, lasa nanao vakansy miaraka amin'ny zanany fa hollande tsy nande fa mandasipa hafa lery kou :^)

Zany ve ny couple model ry bazyl ? hi hi hi
nefa efa malaza be fa toa tsy mifanaraka intsony ry zareo :roll:

De ahoana le normalité zany ry bazylou ? :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8837