Mba mahagaga ihany e!!
21. sakaizakely
(
20/05/2007 22:20)
ary ra-Jacques martin koa ange mba nanao ny nataony ihany e f'angaha moa izy dia fotsy botsiaka ?
saingy izao zao lery efa trotraky ny taona ka na hitelina viagra 1 boaty aza tsy hiakatra intsony. De tsy aleo kosa ve madama maka olona mavitrika mbola mahavita azy, sa tadiavin'i bazylou ho karemy mandrampahafaty nefa mbola vao tanora kely io ?:-D:-D:-D:-D:-D

22. anare
(
21/05/2007 09:12)
ny olona reetra dia tokony hanana 2ème chance daolo eo @ fiainana. Nisarabady izy dia nanambady hafa ndray tsy olana zany fa saingy refa iny indray ny vady dia tokony ajaina. Ny fiainako zao na ndeha hanao sipa 3 aza aho, koa za aza tsisy mpahalala koa iza moa no ijery ahy eo ankoatra ny fianakaviako, fa na izany aza dia manaja tokatrano iany aho, koa mainka kosa ve fa mpitondra. Ny toerana misy azy na inona na inona lazaina dia tsy mitovy @ ny ahy sy enao, noho izany mila mitandrina. Refa tsy te hivady tsony dia misaraka ndray dia mazava ny resaka fa tsy manao sinema manambany tena.
Ny anireo koa anie efa avo lenta be ny fijangajangana e ! mbola nanambady andrazaka anie i rasesily no niarahany e, ary mbola nanambady andramaria rasarko dia efa niaraka tamindrasesily. Ny dikany samy mpangalabadinol daolo izy roa. Za alohan tsy nifidy azy fa na zany aza izy no mitondra eo ka tiako ho fantatra ze miseo e !
Tsy ilaina ny ol polygame e ! marina zany fa zany hoe izy afaka manao atsy sy ary iany. Amiko refa miaraka @ol hafa enao dia poly zay. Ra tsy le oe poritra angaha dia mamely @ sisiny, dia rapitso tsy miaona tsony.

24. Fiffi
(
21/05/2007 11:01)
ka tsy hitako ange hoe aiza ny blèm am-zany eh ??? :roll::roll::roll: fa inona aza no idirana am-fiain'olona tahak'zao ? ny zavatra vitany sy ho ataony jerena fa avelao ry zareo hanambady na hisaraka am-zay tiany ! rehefa tsy manisy blèm am-fiainanao ny zavatra ataony de....
25. JR2
(
21/05/2007 12:39)
hihih ary be vava fotsiny ilay bazyl nareo fa tsy hita mamaly hevitra intsony?
27. Fiffi
(
21/05/2007 13:07)
JR2:dainnnn...an'iza koh io ? :{:{:{:-D:-D:-D:-D
hihih ary be vava fotsiny ilay bazyl nareo fa tsy hita mamaly hevitra intsony?
28. mazavaloha
(
26/05/2007 00:00)
Tena mahagaga mihintsy izany eh.
Mahita anle Gasy mieritreritra ny hafa nefa ny any atanana makafoka be am'zao. Tsy aiko samy manana ny eritreriny tokoa angamba, nefa na dia izany aza, na ny frantsay, na ny anglisy na ny amerikana tsy hieritreritra ny momba antsika izany. Ny karana sy ny sinoa angamba. Isika fotsiny no variana mieritreritra lalina ny aminy eo. Eo ianao no raisina.
Tokony hieritreritra ny hampandroso ny antsika aloha isika vao mieritreritra ny hafa. Fa ny azy mandeha nefa tsy antsika, ka raha miverina any amintsika isika dia akory atao ? Very, tsy nieritreritra ny an-tena fa variana tany amin' ny hafa.
Samy manana ny eritreriny moa fa dia tsatok' hazo antsampanan-dalana iny tsy hanakana anao tsy androso fa miazona anao hieritrerina.
IO ANAY_MAZAVALOHA

29. Fiffi
(
28/05/2007 09:13)
mazavaloha:de zay zany koh !
Samy manana ny eritreriny moa fa dia tsatok' hazo antsampanan-dalana iny tsy hanakana anao tsy androso fa miazona anao hieritrerina.
30. bazylou
(
06/06/2007 12:14)
ity aho ry j2r ka inoa no ilainao ??
ny prezda dia taratry ny firenena 1, ary izy no tokony ho filamatra raha fianakaviana sy fitondra-tena fa tsy mandalo amin'izao fatim-behvv rehetra izao

32. Fiffi
(
07/06/2007 05:36)
bazylou:ny reninao , ny zanakao , ny anabavinao sns mba vehivavy hiany......
ity aho ry j2r ka inoa no ilainao ??
ny prezda dia taratry ny firenena 1, ary izy no tokony ho filamatra raha fianakaviana sy fitondra-tena fa tsy mandalo amin'izao fatim-behvv rehetra izao
33. bazylou
(
08/06/2007 23:08)
jereo fa tsy sahy nirotsaka amin'ny place misy azy akory i cecilia fa naleony namorona ekskizy bidon hoe anniverseran'ny zanany!! mahagaga an, taiza koa no mbola nisy vady tsy nanotrona ny vadiny raha toa ka manana fonction ambony be izy!!! tsssss daba loaka be cecilia e!! efa vita !!
34. xxx
(
09/06/2007 13:13)
ny any i bazylou efa daba loaka hatrany aminy saina aza ! inona moa ny olany rehafa izay no tiany ? fangaha voatery hanao otrany vadina prezidà hafa foana ?
35. Fiffi
(
10/06/2007 12:25)
bazylou:heu....ndao hoe mba jerena kely indray ny zavatra nataon'cécile ? :{:{:{