Aorian'ny masera dia an'iza indray ny tour?
1. pimaso
(
18/05/2007 15:01)
Aleo tonga dia mioman-komana fa tsy ankitsitsy ity,
ho telo izany sisa ny membre ny FFKM,
na ho lasa dimy : miampy ny Apokalipsa sy Adventiste
mahereza ry relijiozy;
;-)
;-)
;-)
ho telo izany sisa ny membre ny FFKM,
na ho lasa dimy : miampy ny Apokalipsa sy Adventiste
mahereza ry relijiozy;
;-)
;-)
;-)
répondu par ikaretsaka le 22/05/2007 14:30
2. simplex
(
18/05/2007 15:26)
ary manin marina aza no tsisy mamorona hoe Fiombonan'ny fiangonana secta eto Madagasikara e: FFSM :P
6. rakaroka
(
18/05/2007 19:40)
simplex:
jiolahy :{:{:{
tahaka izao ve:roll::roll::roll::?::?::?:8O8O8O
http://www.assidu-madagascar.org/izao/html/satan.htm
7. ikaretsaka
(
18/05/2007 19:45)
simplex:
ary manin marina aza no tsisy mamorona hoe Fiombonan'ny fiangonana secta eto Madagasikara e: FFSM :P
za ko letsy mba gaga ry simplex..
fa le fanafohezana azy nataon'ialahy koa ity no lalina ko... mampatsiaro ahy an'ilay .. inona moa ilay t@ 91 92 ilay nisy retaka ireny?
MMSM!
9. Zina
(
22/05/2007 00:41)
Imahaka [ Valio ] 18-05-2007 17:38:43
Lohateny : Re : Aorian'ny masera dia an'iza indray ny tour?
aza afangaro oa ny vitsika sy ny pétrol