Analakely lasa Analagam...

1. johnnyandri ( 14/05/2007 17:24)
Dia inona koa ny sasany???
Anareo indray ary ny tohiny
ohtra: Soavimasoandro lasa soleil...:lol::lol:
Amerika lasa bekintana...
répondu par tynah le 25/05/2007 19:20
2. cialaurie ( 14/05/2007 19:32)
singapour lasa singapika
3. pissoa ( 14/05/2007 19:38)
=))=))=))
4. booboo ( 14/05/2007 20:38)
:-D:-D:-D
5. mandrak ( 14/05/2007 22:06)
:-D:-D:-
6. mzuri ( 15/05/2007 05:38)
Antsirabe lasa Bira, Majunga lasa Djangil, Manjakaray lasa Dakar, Tulear lasa Toulouse, Tamatave lasa Tamagà, ...sns..:roll:
7. hery ( 15/05/2007 08:13)
Soanierana = Sodoma
Ampefiloha = Ampefitety
Besarety = Besagam

Antanambao Manampotsy = Dezaka :-p
8. simplex ( 15/05/2007 09:11)

67ha = six sept
Sabotsy namehana= Sabnam

Betroka= Dezaka :-P
9. pissoa ( 15/05/2007 09:16)
Akaikin'ny tonela ambanidia = Siperma :-D
bazylou tatsy ambadika:
-Misy miala ao @ siperma? ao le fréan'le miala ao @ siperma azafady ô!
10. Bita ( 15/05/2007 17:24)
vietnam = vetin'ampango ve izy koa sa MADAGASIKARA = DAGO?
11. votavmout ( 25/05/2007 07:07)
rasalama = rasagam

ireo anarana olomalaza indrindra mpipolitika ve azo atao ?:

ratsiraka = deba
ravalomanana = ra8
zafy = zefa
voninahitsy = zonera

lasa ôri sizé ve ?
12. xxx ( 25/05/2007 10:56)
andriamanjato=pasitera
13. tynah ( 25/05/2007 19:20)
Arivonimamo:1000 katry , Talatamaty: talata mort, Imerintsiatosika: Tségah , Ambatolampy: 104 , Antsirabe: Bira,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0496