pedophile : efa don ?

1. lapino ( 14/05/2007 15:14)
Tenin'i Sarkozy talohan'ny propagandy io, hoe efa any amin'ny gene-n'ny olona hono no maha pedophile azy. Izany hoe efa toe-batana. Marina ve izany ?

Voizina matetika koa hoe ny homosexuels efa toe-batana ? Marina ve izany ? Mitovy ihany izany ireo ?

Misy anomalie genetique izany ireny olona ireny ve ?
répondu par Fiffi le 20/05/2007 19:51
2. Fiffi ( 14/05/2007 15:51)
sao de héréditaire ? tsy aiko aloha fa henoko iny nolazainy iny.....
3. sakaizakely ( 14/05/2007 16:08)
lasa lavitra kosa iny resak'i sarkofa iny e ! aiza ko ?

Raha ny hevitro dia samy manana instinct hanao ratsy sy tsara daholo ny olombelona tsirairay. Fa ny fitaizana sy ny fanabeazana ary ny fiainana no mahasarika ny fitongilanana @ ratsy na @ tsara.

Amiko dia tsisy teraka hamono olona ohatra, fa ny zavatra mihatra na ny environnement social no mahatonga ny olona iray hanatanteraka izany. Tsisy teraka ho pédophile koa, fa mbetika maltraitance be loatra nihatra t@ilay olona no mahatonga azy hanana saindratsy. Misy anefa olona voan'izany nefa vao maika aza mitandrina be sy tia zaza be mihitsy. Sarotra be ny hilaza zavatra toy i sarkof io 8O

Izaho dia anisan'ny mino fa ny homosexualité de efa ao amin'olona iray. Fa kosa mino aho fa tsisy gène de l'homosexualité na gène de pédophilie dieny vao torontoronina ny olona iray.

Mety ary @ atidoha ary no misy zavatra mi déconne :-/
4. sitlo ( 14/05/2007 16:43)
:-D voa ndray ny deconne tamn'iny.
5. Stretch ( 14/05/2007 17:04)
6. maditra ( 14/05/2007 18:43)
7. xxx ( 15/05/2007 05:40)
Ny nitaizana ny olona no mahatonga azy hanana fisainana hivadika lahy na vavy.Misy voa ny sain'ireny olona ireny,tsy nisy hoe lahy sy lahy izany,manaiky ny hampiasan'ny devoly izy ireny, tsy miditra ny fanjakan'ny lanitra ireny toy ny mamolava,mpidoroka.Ka na ny fiangonana aza dia efa mivadika sy manaiky ireny satria vola no tadiaviny fa tsy hamonjy olona amin'ny fanahiny.Miambena isika fa efa maro ny devoly manankorontana na ato amin'ny serasera aza.
8. booboo ( 15/05/2007 06:22)
:roll:
9. Achia ( 15/05/2007 06:38)
:lol::lol:
10. pissoa ( 15/05/2007 10:55)
lapino : tsy haiko ! fa za aloha tsy siora hoe "toe-batana" e ! taiza koa ... :-P:-D:-D:-D
11. sitlo ( 15/05/2007 17:42)
avy eo koa ny zoophile ^^
12. Stretch ( 15/05/2007 17:50)
inn zany zoophile :?:
13. sitlo ( 15/05/2007 17:53)
Olona tara am biby, dia raikitra mihitsy. Any Madagasikara ilay izy voararan'ny lalana. Dia nisy kofa nigadra iny mihitsy.
14. Stretch ( 15/05/2007 17:57)
hay ve eeeeee !
le kofa mamely akoho no efa henoko :-D
15. sitlo ( 15/05/2007 18:00)
:-D za koa efa naheno :-D
16. rapala ( 15/05/2007 18:22)
stretch, sitlo: marina tokoa ve izany, dia any dago ve no misy an'izany?:?:?
17. Stretch ( 15/05/2007 18:24)
ny marina klou tsy afaka hanaporofo a , fa betsaka ny ol mitatara , donky mety misy io.
18. sitlo ( 15/05/2007 18:26)
Tany Madagasikara no nisy azy, tam radio no henoko dia nigadra ilery avy eo.
Fa ny vazaha koa, kva, donkey, ...
19. Stretch ( 15/05/2007 18:28)
aaaa ny an vaza ndray klou detsy takona afenina trony fa ny mibosabosa am na kva aza de efa marikoriko, de mon cheri azany no fianatsony ny bibiny :x
20. sitlo ( 15/05/2007 18:30)
beurk beurk :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1058