pedophile : efa don ?
21. lapino
(
16/05/2007 14:00)
sakaizakely:Ahoana ary no nahatonga azy ho ao amin'ny olona iray raha tena izay tokoa ?
Izaho dia anisan'ny mino fa ny homosexualité de efa ao amin'olona iray. Fa kosa mino aho fa tsisy gène de l'homosexualité na gène de pédophilie dieny vao torontoronina ny olona iray.
Subjectif be io affirmation-n'i sakaizakely io, izay mifanaraka rahateo amin'ny zavatra voizina amin'ny radio sy tele sns, saingy vaky betroka noho i Sarko.
Samy tendance sexuelle ny homosexualité sy pedophilie ary ny zoophilie, mitovy laharana ireo. Ny homo lazaina fa efa ao amin'ilay olona (exprimé avy tao @ gene-ny zany), hoe efa toe-batana vokatry ny natiora hono. Tsy ekena akory ilay hoe fahasembanana ara-tsaina na ara-batana ilay izy anefa, fa lazaina fa olona normal ihany ireny.
Rehefa ny pedophilie anefa no lazaina fa ohatra an'izany koa, dia mahatohina ny maro. Kanefa inona no mahasamihafa an'ireo ka mahatonga ny homo lazaina fa toe-batana ?
Raha efa ao amin'ny olona ny homosexualité, dia misy izany ny gene-n'ny homosexualité. Torak'izany koa, misy izany ny gene-n'ny pedophilie ! ... raha ilay lojika voizina etsy sy eroa no arahina.
Ka raha diso io, dia diso daholo izany izay milaza fa toe-batana ny homo.
pissoa:Tsy toe-batana no mahatonga ny homo, fa ny maha-pede no mampiova ny toe-batany, oh: lasa tsy misy volon-tongotra :-P:-D:-D
lapino : tsy haiko ! fa za aloha tsy siora hoe "toe-batana" e ! taiza koa ... :-P:-D:-D:-D
Fa za aza mbola manontany tena foana hoe olana ara-nofo ve io sa ara-tsaina sa ara-panahy ? :roll::roll:
22. Stretch
(
16/05/2007 19:47)
fa tsy hitanareo ve ireny lhl any Inde indrindra ndrindra no betsaka , no manao operation (manapaka an lay mahalhl).
dia ny fihetsiny sy ny fombafombany de vhv zao ,
nisy reportage sendra hitako momba an'io.
dia mandihy ry zareo de vhv zao,
Ka amiko reto ilay izy de oh tran'ny hoe karazana mal formation ihany a !
fifangaroan'ny vhv sy lhl ao am toe batana ol iray,
ka aza manenjika fa misaora ny avo raha toa ianao ka lhl tomombana tsara , na vhv aradalana.
dia ny fihetsiny sy ny fombafombany de vhv zao ,
nisy reportage sendra hitako momba an'io.
dia mandihy ry zareo de vhv zao,
Ka amiko reto ilay izy de oh tran'ny hoe karazana mal formation ihany a !
fifangaroan'ny vhv sy lhl ao am toe batana ol iray,
ka aza manenjika fa misaora ny avo raha toa ianao ka lhl tomombana tsara , na vhv aradalana.
23. xxx
(
20/05/2007 17:33)
aleo haverin-tsika @ Rasarko ny resany ! izy koa moa toa milaza mahay ny zava-mitranga rehetra izao