sos allergie

1. xxx ( 12/05/2007 15:29)
mba miangavy vonjy maika hevitra avy aminareo fa zanaky zokiko lasa mangana sy simba ny endriny hilany saika nanakotra ny masony potika bé ny endriny,mampataotra zaza efa taona ary efa manao vaccin,nefa toy zany no mitranga,izy nefa mantajaka bé,vonjeo ramisy mahala sao :?::?:
répondu par diamondra27 le 18/05/2007 07:25
2. diamondra27 ( 13/05/2007 07:47)
vô nande t@ tv omaly ty t@ info koa (le 12/05)
allergie alimentaire...

manatona dr na urgence fa tsy mijanona @zao.
Mila fanaraha-maso akaiky izanyn na any ampianarana na ao antrano
Tokony efa misy le trousseau any aminareo na an-dakozia na SAM na salon na any anaty poketra na any ampianarana au cas où ...
3. xxx ( 13/05/2007 10:41)
misaotra anao diamondra fa tena mila lasa gaigy izahay,indrindra kamboty ny reniny ka mitolona irery fa tsy hitanay ilay télé'emission io)fa tiako anotaniana anao ramety nisy io tache bé io ko vé tao télé,ilay bombe kely vé io sam io sa fanafody hafa,misaotra ary azfady fa mila vonjy e,ny tompo hitahy
4. booboo ( 13/05/2007 11:08)
fa maninona raha tondé mandeha any @ urgence ? :roll:
5. diamondra27 ( 13/05/2007 14:09)
xxx:

misaotra anao diamondra fa tena mila lasa gaigy izahay,indrindra kamboty ny reniny ka mitolona irery fa tsy hitanay ilay télé'emission io)fa tiako anotaniana anao ramety nisy io tache bé io ko vé tao télé,ilay bombe kely vé io sam io sa fanafody hafa,misaotra ary azfady fa mila vonjy e,ny tompo hitahy



de tsy haiko tsara aloha fa misy fanafody kely iny tsy nasehony fa anaty trousseau, tao @ placard- an-dakozia no nanehoany azy...
Angamba vaccin le izy na tsindrona
4ans ihany koa le ankizivavy no lazainy fa voan'io allergie alimentaire io
Le manjo ny havanao eto tsy haiko na allergie @inona fa ndana ahaingana makany @ urgence wa

efa otran'zany ve de mbola miandry ihany nareo sa any toerana lavitra ny renivohitra na tanandebe no mipetraka?

ny aina tsy hanana-mpiry ange e!

de manomboka zao de tadidio we inona ny zavatra tsy tantin'io zaza io (fanafody, sakafo, polen vovoka sns...)

za koa manko allergie na phenergan de tsy minana io tsony fa efa lasa mangana doly ny tenako t@zay (25ans za t@zay)
misy ny olona sasany tsy matanty aspirine, tetrazepam etc...


6. Fiffi ( 13/05/2007 15:27)
booboo:
fa maninona raha tondé mandeha any @ urgence ? :roll:
zah mba gaga....
de nanao ahoana hiany nefa izy tao zao ?


7. bidagda ( 13/05/2007 22:37)
inona no tsy tonga de nandehanany tany @ Dr, le 12 izy nametraka le forum, le 13 zany mbola tsy tany @ Dr ra azoko tsara satria mbola namaly an'i diamondra27
8. xxx ( 14/05/2007 06:48)
:arrow:izaho manoratra tsy eo akaikiny,fa mitaraina amiko ny reniny,dia mila vonjy taminareo aho,misaotra anareo namaly ny antso fa hapitaiko io,misaotra e:*
9. Fiffi ( 14/05/2007 06:52)
ka efa mba tany am urgence ve aloha ? de mba nanao ahoana izy zay ?
10. bidagda ( 14/05/2007 07:40)
asaivo mankany @ urgence le ol fa tsy hitanao angaha le zaza nivoaka gazety sy télé maty teo iny vao t@ty herinandro ity zahay afaka manome torohevitra hanampiana fa tsy afaka mitsabo ka mandehana re any @Dr
11. sakaizakely ( 14/05/2007 15:04)
Voalohany dia tokony manatona dokotera ahafahana manao diagnostic exact mikasika ilay aretina

Aiza no ahafahanao miteny hoe allergie izy io, nefa tsy fantatrao akory hoe allergie am n\'inn ? Mety tsy allergie fa mety naevus na zavatra hafa. Dia tsy hisy hahavonjy anao afatsy ny manatona dokotera tsisy hatak\'andro ihany.

Manaraka koa dia tsy miaro @ aretina rehetra ny vaksiny fa aretina 1-2 fotsiny, ohatra hoe Dt polio miaro @ poliomyélité sy tetanosy + dyphtérie fa tsy hiaro @ aretina rehetra akory.
12. xxx ( 15/05/2007 17:31)
:arrow:misaotra fa arakin'ny reko dia efa niatsara lay zaza,efa nolazaiko ny reniny fa mila fanarahamaso bé na any am-pianarana aza ka dia misaotra e, vao nia-nahadio hono ilay tarehiny dia narahany lait de toilette,tena misaotra fa tsy nanary ianareo fa efa kivy zay mianakavy hoe efa nandeha tany an'idr allergique zareo,eny nanohina ny fo ny fietsikareo,indrindra ny reniny efa kivy tanteraka,ary tsy mba misy afaka ni-conseiller fa kamboty e,misaotra daolo fa misy havana misy anareo ary marina daolo ny conseil nareo fa tsy toro-vohana e,misaotra o:idea:
13. diamondra27 ( 18/05/2007 07:25)
de tandremo @ manaraka fa tondé urgence ra vao misy zavatra tsy mazavazava fa tsy miandry , zany an!

de en attendant koa de manaova formation secourisme sy formation incendie fa prévention daholo zany rehtra retra zany.

Tsy haiko aloha no misy anao fa raha eto france de any @ croix-rouge sy ny protection civile manontany an'io formation io.

Mahazo lesona tsara ianao @izay sady ilaina foana izany @ fiainana

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4415