Blondine 2 vavy

1. Bita ( 12/05/2007 09:18)
Mba efa fantatrareo hoe fa ireny blondine ireny anie ka dondrona. Izaho aloha tsy mahafantatra fa ity misy an'isany.
Indray andro nifanena teo @ fiandrasana bus ireto blondine 2 vavy. Dia hoy ilay ira hoe: ho aiza aky indry? dia namaly ilay faharoa: andeha ho any "Ambondrona". Firy akia ny mandeha any? hoy ihany ilay iray: Nr:1. Namaly ilay iray. Izaho aky andeha ho any "Mahitsy" a ary ligne 3 no andrasako. Hay ve hoy ilay iray ka izay tonga aloha ary. Niandry teo ry zareo: ligne 7, ligne 2, ligne 9..... Nandalo ary ny ligne 13 dia niara nihoraka izy 2 vavy sady niteny hoe: Oay niara tonga akia ny bus andrasantsika 2 ka andao a!!!!! :lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
répondu par Bita le 17/05/2007 14:39
2. Tokinao ( 12/05/2007 15:27)
ity koa misy anankiray efa malaza be fa tsy miteniteny ze efa mahay a :lol: :

Tonga tany an-danitra hono ny vehivavy 3, ary manatrika ny fitsaran'Atra. Ny iray moa dia brune, ny iray rousse, ary ny iray blonde. Mifandimby milaza ny toetra tsarany tety an-tany avy àry zareo. Koa vao misy milaza lainga dia tonga dia mivadika ho [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Anges_et_d%E9mons/0002.gif[/IMG] (devoly )

Nandray fitenenana ary aloha ilay brune :
- Izaho dia mihevitra fa .....( sady mihakanakana izy, matahotra sao hivadika devoly mantsy ) ... fa isan'ny tsara tarehy indrindra teny ambonin'ny tany. --> [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Anges_et_d%E9mons/0002.gif[/IMG] ( tonga de nidadika devoly ilay brune )


Nandray fitenenana ary avy eo ilay rousse :
- Izaho dia mihevitra fa .....( sady mihakanakana koa izy, matahotra sao hivadika devoly mantsy ) ... fa isan'ny mba kinga saina indrindra teny ambonin'ny tany. --> [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Anges_et_d%E9mons/0002.gif[/IMG] ( tonga de nidadika devoly ilay rousse )


Farany dia nandray fitenenana ilay blonde :
- Izaho koa aloha dia mihevitra fa .....( vao tsy tapitra akory izay teneniny tonga dia nivadika ho [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Anges_et_d%E9mons/0030.gif[/IMG] izy. :lol: :lol:



vita tompoko :).
3. simplex ( 12/05/2007 15:53)
sao enao mihevitra fa =))=))=))

:roll::roll:
4. sympa ( 13/05/2007 23:43)
:-D:-D:-D:-D:-D Za mahay ny valiny fa tsy mbola ho lazaiko =))=))=))=))=))
5. pimaso ( 16/05/2007 11:32)
=D=D=D
;-)
;-)
;-)
6. mandrindra ( 16/05/2007 17:30)
nisy blonde roa tafaraka tao anaty ascenceur. dia hoy ny voalohany nony nihidy ny varavarana, misy fofona sperma be ato izany an, tsy diso amin'izany mihitsy ny oroko. dia namaly ilay fahraoa hoe norma izany ka, izaho izao vao avy nandrezatra.
7. Bita ( 17/05/2007 14:39)
Ka hoy ilay blondine iray nanontany: inona no havalinao ity fanontaniana ity mahabevoka ve ny sperma raha atelina?:roll::roll::roll???? Ahoana hoy ny havalinao azy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3116