Lany lasantsy

1. johnnyandri ( 12/05/2007 03:16)
Neny a, andeha hoentiko mandehandeha i toto manodidina ny farihy.
Neny: Angamba tsy tokony hoentinao izy fa mbola en chaleur io izao.
Fa inona no dikan'izany en Chaleur kay???^^
Anontanio ny rainao fa ao anaty garazy ao izy e...
Dada a inona no dikan'ny hoe en chaleur fa tsy tokony hoentiko mandendeha hono toto fa en chaleur:roll:
Dada: avia aty dia ento aty i toto. Dia nasian'i dada lasantsy ny chiffon ka nosafoiny tamin'iny ny lamosin'ilay alika.
Izay vita ndehana amin'izay ento mandehandeha i toto fa tour iray ihany dia miverina ianareo an.
Sotra dada a.
:lol:Niverina avy any ilay sipakely, gaga ny rainy:?::?::?:Fa nankaiza i Toto:?:
LANY LASANTSY IZY DE NATOSIK"ILAY ALIKA IRAY NANDEHA NAKA LASANTSY ANY:^):^):^)
répondu par sympa le 14/05/2007 00:42
2. cialaurie ( 12/05/2007 06:22)
=))=))=)):-D:-D:-D
3. besoiiin ( 12/05/2007 07:04)
:-D:-D:-D:-D:-D
4. kelly13 ( 13/05/2007 14:01)
:-D:-D
5. sympa ( 14/05/2007 00:42)
=))=))=))=))=))=))=))=))=)) tapaka tsinay ao marina :!: :-D:-D:-D:-D milay ka :!: :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7473