lhl misy volokelika
1. xxx
(
11/05/2007 17:20)
Nijery ito aho http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/sary&asa=tsikera&saryid=s463a0fe5e8e89 dia gaga hoe angaha koa ny lhl mila manala volokelika?
répondu par Jeankely le 05/06/2007 03:57
3. tynah
(
11/05/2007 19:00)
zah tsy tia lhl misy volon kelika, d zah mintsy no mirotsaka manongotra azy. Raha ol tiako an!!!
4. xxx
(
11/05/2007 19:15)
dryyy !ka ny lehilahy anie ka olona e! misy testostérone toy ny lehilahy rehetra. Normal io! Raha tiany halana koa maninona kay????
5. simplex
(
11/05/2007 19:38)
samy manana ny reviny kosa ngambany e.
Zany hoe mety vitsivitsy ny lelah manala volon-kelika zany. Nena alou sady tsy matevina be no tsy masiso d tsy esoriko e. :oops::):-P
6. fasaly
(
11/05/2007 19:54)
zà kou alou raha mifidy tsary tia misy volokelika fa ny bandy tsy tia anzany manàla volo zany de try manin zany:?
8. simplex
(
11/05/2007 20:31)
cialaurie:sola ve no tianao tenenina? :)
ny ahy alo dia tiako mihintsy ny lhl tsy misy volo e
9. sympa
(
11/05/2007 22:06)
fasaly:
zà kou alou raha mifidy tsary tia misy volokelika fa ny bandy tsy tia anzany manàla volo zany de try manin zany:?
Le tsy manàla voly aiza moa izany klo :?: 8O8O8O8O:oops::oops::oops::oops::oops::oops::oops:
10. fasaly
(
12/05/2007 06:47)
na ambany na am elika ry sympa a! fa zà tsy tia bandy be volotratra sy volokibo fa misiska anaty nify refa mba manao bizou kely eny rehetra eny:?
11. xxx
(
12/05/2007 14:52)
mmhh fasaly ary ny volo ambany nga tsy misisika anaty nify koa rehefa ohatra² izany hhhhi:-P
12. fasaly
(
12/05/2007 15:05)
ka any aza efa tsy fidiny :roll::{:{mbola ampina ny volotsatsa sy volokibo ary volokatoka indray ve!:-P
13. sympa
(
14/05/2007 00:04)
fasaly:
ka any aza efa tsy fidiny :roll::{:{mbola ampina ny volotsatsa sy volokibo ary volokatoka indray ve!:-P
=))=))=))=))=)) Enao zany aloany mijery sipa de manao inspection aloa vao hoe ito no mihady @ko fa tsisy volon....... :!: :-D:-D:-D Raha² koa izany marina =))=))=))=))=))=))
14. fasaly
(
14/05/2007 06:24)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D euhhhhh! jerena mitry kalou ry sympa a! somary tsapaina am tanana ny atoka ny tratra sy ny kibo de raha marokoroko be de be volo zay=))=))=))=)) de tsy tafa aho amzay e!:-D:-D
15. Jeankely
(
14/05/2007 06:54)
Tandremo koa fa tsy tian'ny lehilahy raha vehivavy tsy misy volo any ambany any. Ny fiteny Malagasy mikasika izany dia ohariny amin'ny "VATOLAMPY" ary tsisy mpitia ny vehivavy tahaka izany. Ny srimbazaha miboridana koa aza misy volo kano=))
16. fasaly
(
14/05/2007 12:21)
jenakely: ountssssss! zany angah tsy ny volo mitsy no ts hitiavana azy hono fa hafa mitsy:-P
17. sakaizakely
(
14/05/2007 16:21)
misy fiangarana le fiainana shhhh :twisted:
lhl na misy na tsy misy de mande wouazy
fa nen'ny vhv tsy maintsy esorina fôna partout...
taiza ra Jeankla nahita mannequin vhv misy volonkelika sy volondranjo ? na volontanana aza esorina
ra lhl manequin indray dia azo ekena ihany ny volo fa jerevo tsara ange fa tsy betsaka mankaiza e ! Manao épilation isankerinandro mits ireny !!!
Ra Jeankla izany tia anle midoroboka be ireny :{:{:{:{:{:{
brrrrrrrrrrrrrrr

18. sitlo
(
14/05/2007 16:34)
:-D:-D:-D
Ny ahy ndray raha vao hitako hoe "so long" ny volokelika tonga dia wazako ny tendeuse indray mande sady arahako am kozy hoe "so long volokelika" :-D. Fa indrepa na indroa isan-taona ihany izany an. :wink:

19. fasaly
(
14/05/2007 17:13)
sady ieny lava vokelika ireny ange maimbo manamaimbo elika be e!
ary iny eo ihany fa lay volotsofina lava be mivoaka kosa alou tena tsy izy kosa e! de lay volomaso matevina mitsorapaka be!:{:{:{
ary iny eo ihany fa lay volotsofina lava be mivoaka kosa alou tena tsy izy kosa e! de lay volomaso matevina mitsorapaka be!:{:{:{
20. sitlo
(
14/05/2007 17:56)
arakaraka ihany io kah, raha vao zatra tsy misy volokelika dia mora mamofona rehefa misy. Dia raha zatra misy indray dia mora mamofona koa rehefa tsy misy. Tsy misy radiatera :-D