lhl misy volokelika
21. fasaly
(
14/05/2007 18:11)
:roll::roll::roll::roll: aizaaaaaaa!
ny ahy lay volokelika milatsaka wazy mitsorpaka lava be akaiky ny sakafo no :{:{:{:{:{
ny ahy lay volokelika milatsaka wazy mitsorpaka lava be akaiky ny sakafo no :{:{:{:{:{
22. sitlo
(
14/05/2007 18:20)
iiiiii,
ratsy be izany, misy karazany koa ny olona fa ny ahy tsy mety lava be fa mistans 2sm eo rehefa afaka 6 volana. Sady sasana foana rehefa mandro dia tsy milatsaka.
Fa ny vhv tsy mahazo manao izany an. Soa ihany a fa lhl. :°)

23. fasaly
(
14/05/2007 18:23)
:-D raha vevavy zany efa azo lazaina voretra
fa zany 2 cm zany kosa ange raha lehilahy azo lazaina hoe tsy misy volokelika e!
fa ny sasany vao maniga bras de ndreo mitsorapaka be sady refa tratran'ny hafanana somary petsapetsa zay ....:{:{:{:{:{
fa zany 2 cm zany kosa ange raha lehilahy azo lazaina hoe tsy misy volokelika e!
fa ny sasany vao maniga bras de ndreo mitsorapaka be sady refa tratran'ny hafanana somary petsapetsa zay ....:{:{:{:{:{
25. voara
(
14/05/2007 19:59)
slt daholo ! za mitovy @ i fasaly tsy tia volo afa tsy ny volondoha sy le moustache kely iny ,de ny volotongotra ,ny sisa tavela de esorina daholo fa manelingelina ,jeankely: ngamba kosa sady tsy VATOLAMPY no tsy TAFOBOZAKA e
26. fasaly
(
14/05/2007 22:40)
sitlo: misy anzany misolifatra tampoka zany lay ratsatanana de mandalo tampoka ambany elika beurkkkkkk ilay mande taxi brousse any fenarantsoa na tamatave fa feno anreny manao debardeur fohy tanana kely fa :{:{:{:{
iza moa lay efa tafahoroka elika midonaka sy tsemboka be:-D:-D:-D
voara: peho kely aza klou ny dimy;-)
iza moa lay efa tafahoroka elika midonaka sy tsemboka be:-D:-D:-D
voara: peho kely aza klou ny dimy;-)
27. Jeankely
(
15/05/2007 02:30)
Ny resaka volokelika kosa tsy nidirako e, fa nisy nanitatra niresaka volotratra miditra amin'ny elenelen'ny nify sy volo ary ambany dia iny no noresahiko hoe sahala izao ny fomba filazan'ny Ntaolo Malagasy izany resaka izany. Ny volokelika moa dia asa na sampona koa aho fa tsy maniry ny ahy fa ny ary nefa misy ary esorina matetika satria miroborobo be. Mahita Vazaha betsaka be volokelika koa aloha aho fa ilay hoe tsy mahavah tena amin'ny fisasana resaka hafa koa.
28. fasaly
(
15/05/2007 06:28)
jenakely: ka efa miresaka volo ihany de somary mitatra ny resaka:-D:-D:-D tena miditra anelanelan'ny nify marné hihihihi
sambatra zany ra zankl tsy misy volokelika nosorandreninao menakosy zay enao tam mbola kely:-P
ny volokelika maha maimbo elika raha tsy mahavatra misasa isan'andro raha mora misy fofona aza de aleo ampandalovina rano matetika fa manimba ny manodidina ny fofona:-D

29. Jeankely
(
15/05/2007 06:43)
Rehefa tsy misasa sahirana sy manimba akanjo foana io fa tsy dia ny resaka volo loatra. Raha resaka volo no tsy mety dia mety diso koa izany ilay nahary nanisy volo. Misy asany ireo ary mampihomehy fa izaho aza mahita Dokotera milaza hoe tsy tokony tena diovina be ny sofina fa misy dikany ny tai-tsofina dia nivanaka aho kano=))
30. salmo1
(
16/05/2007 09:48)
Ny ahy tsy asoriko.. d amzay ny sipa, tamana tsara milalao an-le volo manimanitra.
:-p
:-p
31. fasaly
(
16/05/2007 11:02)
ountsss:! sao heverin'i salmo fa anisan'ny manitona ny sipa aza ,ny volokelika:-D:-D:-D diso be toi mazany an!:-D:-D:-D
33. wooda
(
18/05/2007 00:24)
:lol: mahita resahina tssssss
soa ihany koa fa tsy vehivavy marina! hanao épilation ranjo, volonkelika, tanana, volomaso sns sns isan'andro!
soa ihany koa fa tsy vehivavy marina! hanao épilation ranjo, volonkelika, tanana, volomaso sns sns isan'andro!
34. fasaly
(
18/05/2007 15:29)
voara:
fasaly: tsisy fantatry salmo raha resaka sipa zany :-D
:-D:-D:-D:-Dna sipa efa eo ampelatanany eo aza dia tsy hainy lotra ny mtàna azy fa lasan'ny oul waz lay sipa:-D:-D:-D
35. malalatinasoa
(
22/05/2007 00:02)
wooda:
:lol: mahita resahina tssssss
soa ihany koa fa tsy vehivavy marina! hanao épilation ranjo, volonkelika, tanana, volomaso sns sns isan'andro!
Na dia misy zezika aza tsy ho isan'andro kosa e ;-);-)
36. princesseN
(
22/05/2007 14:06)
hehehe!za lo tsy tia lhl misy volon-kelika e!nena ary ny volom-bava masosotra ana de alako minntsy ra sipako, madio nge reto ny lhl tsy de bebe volo e!
37. Jeankely
(
23/05/2007 10:18)
Diso izany dia ahoana izany ireo karazan'olona be volo. Io no ahalalana ny lehilahy matanjaka ry vehivavy ity a. Tsy mahavita ny vitan'ilay belvolo ny sarimbavinao
38. fasaly
(
23/05/2007 11:10)
aiza kosa e! lazaina fa viril ny lehilahy be volo fa tsy de marina lotra:-P
zà alou raha tsy maintsy mifidy de lay tsy be volo ireny fa raha tojo ny bevolo akory atao fa somary kivy ihany:-D:-D:-D
zà alou raha tsy maintsy mifidy de lay tsy be volo ireny fa raha tojo ny bevolo akory atao fa somary kivy ihany:-D:-D:-D