Reo efa niady mahalala ny resy fa ny mpijery be resaka

1. Jeankely ( 07/05/2007 05:07)
Raha mba nanao fanatanjahatena i Bazylou dia mahalala fa zavatra maro no mahatonga ny faharesena. Izaho miteny dia tena nandray anjara ary tsy mbola tafavoaka alavitra na izany aza mba fantatra ihany nefa tsy makaiza ka tsy afa-miteny betsaka. Fantatro tsara fa mbola maivana ary tsy tafavoaka aho fa mihevitra kosa fa mety ho tafavoaka ny tanora manaraka. Ny faharesena mifanesy manome lesona fa tsy tsara ny kivy raha mbola hanao ihany. Rehefa tsy hanao dia hajanona mihintsy ny taranja ary tsara ny mijery taranja izay afaka hiakarana avoavo eo amin'ny sehatry ny firenena.
répondu par Jeankely le 15/05/2007 03:36
2. Jeankely ( 13/05/2007 05:06)
Ny "Foot-ball" mihintsy no tokony hajanona kely rehefa sarotra ary miofana amin'ireo taranja mahalasa alavitra ny Malagasy.
3. Jeankely ( 15/05/2007 03:36)
Raha mandresy ianao amin'ny sehatra hataonao rehetra dia marina saingy tsy misy mahafantatra anao akory ary ianao no tena ataon'ny vazaha mandeha havia sy havanana satria "Personnes les Moins Avancées".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6249