Reo efa niady mahalala ny resy fa ny mpijery be resaka
1. Jeankely (
07/05/2007 05:07)
Raha mba nanao fanatanjahatena i Bazylou dia mahalala fa zavatra maro no mahatonga ny faharesena. Izaho miteny dia tena nandray anjara ary tsy mbola tafavoaka alavitra na izany aza mba fantatra ihany nefa tsy makaiza ka tsy afa-miteny betsaka. Fantatro tsara fa mbola maivana ary tsy tafavoaka aho fa mihevitra kosa fa mety ho tafavoaka ny tanora manaraka. Ny faharesena mifanesy manome lesona fa tsy tsara ny kivy raha mbola hanao ihany. Rehefa tsy hanao dia hajanona mihintsy ny taranja ary tsara ny mijery taranja izay afaka hiakarana avoavo eo amin'ny sehatry ny firenena.