namana ve io?

1. salmo1 ( 04/05/2007 10:32)
bazylou.

Tao manambany ny gasy fôna ledala kou, knefa gasy petaka be.

Izaho alou mba niova ihany fa ledala ôtrany nifindrany ny aretiko rehetra:-D
;-)

répondu par sympa le 09/05/2007 23:35
2. tslem ( 04/05/2007 10:42)
salmo1:

Izaho alou mba niova ihany fa ledala ôtrany nifindrany ny aretiko rehetra:-D
;-)

:-D:-D:-D

3. rakaroka ( 04/05/2007 11:05)
Izaho dia manamafy hoe: "mety mihitsy ilay "système" fampiasa eto hoe rehefa misy namana mi-"contact" dia
andefasan'ny adminserasera "mail" kalou isika!ary izay no manahirana ny manome adresse na mail tél sns ny olona tsy fantratra loatra!
4. tynah ( 04/05/2007 11:09)
m'lay refa mba tonga saina ry Salmo1 ah !:-*
5. salmo1 ( 04/05/2007 11:26)
tynah:D:{ Efa ela aho no tonga saina fa tsy androany akory.

Marihina, fa izaho tsy dac mihintsy @ fitondrana ankehitriny, fa diso mihamahantra lay firenena.
knefa tsy misy hidirako intsony zany rehetra zany, na izaho aza efa tsy mahazo mifidy intsony, sady tsy manana zoam-pirenena malgasy ihany koa. De mety kokoa raha tsy asiana fanambaniana olona, na fanavakavahana ny aty atoerana fa ôtrany hararaotindry zalahy hafa lay hevitra.

mazava ve?
;-)
6. dadie ( 04/05/2007 12:27)
niova v zany sujet zany sa za no tsy maharaka ry salmo?
7. xxx ( 04/05/2007 14:08)
salmo =D=D
8. xxx ( 04/05/2007 14:13)
salmo1:
Marihina, fa izaho tsy dac mihintsy @ fitondrana ankehitriny, fa diso mihamahantra lay firenena.
knefa tsy misy hidirako intsony zany rehetra zany, na izaho aza efa tsy mahazo mifidy intsony, sady tsy manana zoam-pirenena malgasy ihany koa. De mety kokoa raha tsy asiana fanambaniana olona, na fanavakavahana ny aty atoerana fa ôtrany hararaotindry zalahy hafa lay hevitra.
HS be le izy.....tena tsy nahazo resaka salmo !


9. salmo1 ( 04/05/2007 14:28)
inn no dikany lay oe: ¿HS?
10. mandrak ( 04/05/2007 18:06)
salmo1>arabahina lesé salmo ha, fa ina no tena nampihova any lah tao. Bienmo1 =D
11. dadie ( 04/05/2007 18:45)
ary za anie tena tsy novalin'i salmo na niova lé sujet na za no tsy maharaka eh
12. diamondra27 ( 04/05/2007 20:59)
HS= hors sujet leisy a!:lol:

xxx: enao koa tsy maharaka
za zao maharaka an'le izy tsara

bazylou zany le mpanenjika fitondrana re e , de zay no mahatonga an'i salmo miresaka an'io ambony io , fa tsy HS izy fa surdoué :wink::wink:

salmo: za wa efa nahalala anao hatry ny ela fa :-$:-$
mody manao zaza saina nefa tena hummmm
13. dadie ( 05/05/2007 14:06)
hay?8O :?: :?:
14. Zina ( 06/05/2007 21:41)
8O8O8O8O
15. vale ( 06/05/2007 22:48)
salmo1:

bazylou.

Tao manambany ny gasy fôna ledala kou, knefa gasy petaka be.

Izaho alou mba niova ihany fa ledala ôtrany nifindrany ny aretiko rehetra:-D
;-)


tsara izany! :-D:-D:-D=D:-*:-*


16. sympa ( 09/05/2007 23:35)
8O8O8O8O8-)8-)8-)8-)8-):-/:-/:-/:-/ manambany ny gasy :?::?::?: fitondrana :?::?::?::?: tsy afaka mifidy :?::?::?: :roll:8-):-/ inon le zvtr tena tokony ho resahana kay fa izay tsy maharaka kle :!::!::(:?:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3684