tiana tsy tiana
1. meva2
(
29/04/2007 20:07)
inona no zavatra tsy tantinareo indrindra @ vadinareo ary inona no mahafinaritra anareo indrindra aminy, ilay mampisy frisson kely hoe heeee, tiako ty vadiko ity eeee !! hi,hi,hi!
Ny ahy ny tsy tantiko dia ilay wawawa na diso aza ary ny mahafinaritra ahy indrindra dia rehefa izy manolotra voninkazo na dia singany iray fotsiny aza.
Ary ny anareo?

répondu par arialy le 07/06/2007 11:17
2. xxx
(
29/04/2007 20:25)
euh! ny sigara angamba no halako aminy dia
ny itiavako azy, hatsarampanahiny , kalm-ny:-P

3. diamondra27
(
29/04/2007 20:41)
ny idealy amiko izao dia ny vady mamela ahy @ zavatra tiako hatao fa dia anjarako no mahalala hoe: 'ty tsy mahasoa dia tokony tsy ataoko.
Raha tsy manana fahatokisana zany le vady de tsy tiako e!
Ny zavatra tsy tantiko dia be de be:
mpifoka sigara
mpisotro toaka
mpanitsakitsaka
mpanao trosa
mikasi-tanana
mpiloka
manambany vhv
tsy manaja
be teny ratsy
manao teny mahery manindrona rehefa miteny...
Ny tiako indray dia ny lhl manana passion @
mozika(mihaino ilay mozika tendreny ianao tena mahita tory tsra mihintsy)
fiara
voninkazo
mahandro sakafo
mpanao sport
mpilalao jeux vidéo
....
ankoatran'ny fiainana ara-panahy ireo raha mbola misy toerana

4. Fiffi
(
29/04/2007 21:26)
heu....nefa ange tena faran'zay mora io an ! matoa ny mpivady mbola miara-miaina ao an-tokatrano ao de mbola mifankatia tsara zany ...de tiany ny zavatra hataon'vadiny aminy raha tsy zany......:)
6. fasaly
(
30/04/2007 06:02)
donga: somary marina io fa avec moderation kosa an!:wink:
otran'ny hoe raha sipa tia mandihy oahatra dia alefa mandihy foana zany izy ny week end satria zay ny flemaboly tiny:?

7. andrea
(
30/04/2007 07:37)
diamondra27:
ny idealy amiko izao dia ny vady mamela ahy @ zavatra tiako hatao fa dia anjarako no mahalala hoe: 'ty tsy mahasoa dia tokony tsy ataoko.
Raha tsy manana fahatokisana zany le vady de tsy tiako e!
Ny zavatra tsy tantiko dia be de be:
mpifoka sigara
mpisotro toaka
mpanitsakitsaka
mpanao trosa
mikasi-tanana
mpiloka
manambany vhv
tsy manaja
be teny ratsy
manao teny mahery manindrona rehefa miteny...
Ny tiako indray dia ny lhl manana passion @
mozika(mihaino ilay mozika tendreny ianao tena mahita tory tsra mihintsy)
fiara
voninkazo
mahandro sakafo
mpanao sport
mpilalao jeux vidéo
....
ankoatran'ny fiainana ara-panahy ireo raha mbola misy toerana
Hmmmm, mitovitovy afatsy ilay jeux video....
8. sakaizakely
(
30/04/2007 08:24)
tsy tiako :
* tsy mahay manao sakafo sady tsy mety mianatra
* tsy mety mitandrina @ sakafo
* tsy tia milalao (jeux de société) satria tsy tia resy
* tsy mety manapakevitra irery (de ataon'ny olona fa za foana no manimba ambiansy, nefa izy no tsy sahy miteny hoe tsy te)
* misaina be loatra dia tsy manana spontanéité fa dinihiny antsakany sy andavany daholo izay atao rehetra = trop prévisible
* bedabe...
tiako :
* mahay mandrangitra (taquin)
* misaina (cartésien) mampianatra ahy tsy hinohino foana
* mitsinjo foana ny mahafinaritra ahy dia tsy manakana ny passion-ko na ara-potoana na ara-bola
* mahay mandefitra sy mahazaka tsilandimilahy :-P
* tony foana
* mazoto mikarakara sy milalao @ zanakay
* mahita azy ao @ trano fandroana ;-)

9. booboo
(
30/04/2007 14:09)
tsy tiako:
-rehefa tezitra/sorena dia volcan mipoaka be mihitsy
-tsy mamafa tongotra vao miditry ny trano
-tsy mitady tsara rehefa misy raha tsy hitany
-am-potomoty vao manoman-draha zay hataony
-sns
tiako :
-sariaka sy tena tia mifandray @ oul hafa
-tsy tia trano mikorontana
-"olon'ny saina" tsy tahaka anà "olon'ny fo" :°)

10. Rasiligaoma
(
30/04/2007 18:06)
tsy tiako:
ilay izy sarotra atoro
tiako:
rehefa voa avy any dia aty aminao ihany no mitady secours

11. kelly13
(
30/04/2007 21:10)
tsy tiko:
-refa avy mandro lery d lasa piscine ny salle de bain
-b menomenona
-mifidifidy sakafo
-refa mande manao courses (tena halako mihintsiny ny miaraka aminy)
misy hafa kou fa lany lera eto za
tiko:
-za mbola matory d izy ande hiasa d mibitsibitsika oe "je t'aime" (rava mihintsiny za, hihihi)
-milalao @ ankizy
-tsy mba b question oe taiza ianao, ôtrinn ny laninao, inn no novidinao etc...
-za no tiny plus que sa famille (hihihi)
misy hafa kou fa lany lera eto za :°)

12. xxx
(
01/05/2007 09:45)
raha mbola tsy vady ve fa sipa dia tsy mahazo mamaly sa mahazo ihany ? :cry::cry::cry:
16. arialy
(
07/06/2007 11:17)
ka inona aza no lazaina e, tsy ho parfait mitsy ange ny olona e , tsy maitsy misy oe:
-zao no tiko
-zao no tsy tiko
fa refa zaka le tsy tina de mety sa aona ozy nareo?