Ny xxx manevateva namana dia haseho
1. hery
(
28/04/2007 22:07)
Ohatry manomboka ampiasain'ny sasany hanaratsiana olona ilay xxx eto. Ho an'izay mbola tsy maharaka dia natao io xxx io mba hahafahan'ny tsirairay manafina ny mombamomba azy noho ny antony samihafa. Tsy ekena kosa anefa ny fampiasana ny xxx mba ho fanaratsiana sy ho fanevatevana ny hafa. Raha te hanaratsy na te hanevateva dia mampisehoa anarana.
Noho izany izay hafatra alefan'ny xxx misy fanaratsiana toa izany dia haseho ny mpandefa azy.
Noho izany izay hafatra alefan'ny xxx misy fanaratsiana toa izany dia haseho ny mpandefa azy.
répondu par xxx le 10/08/2007 10:47
2. simplex
(
28/04/2007 22:29)
:D:D:D:D
mety mahatsara zavatra ra asiana andinindininy manazava ny atao hoe "manevateva" hampiharana ny fampisehoana ny xxx ao @ fitsipika momba ny forum. ^:^:P
merci
mety mahatsara zavatra ra asiana andinindininy manazava ny atao hoe "manevateva" hampiharana ny fampisehoana ny xxx ao @ fitsipika momba ny forum. ^:^:P
merci
8. xxx
(
29/04/2007 11:27)
ny tena mety ho olana manko ra mamaky haingana an'ity dinik'i hery ity d mety hifamadika le "t" sy "v" eo @ le hoe tevateva :-P:-D:-D
9. fasaly
(
29/04/2007 11:41)
hevitra tena tsara io! fa manomboka mibahan-toerana ny filam-baniny sy ny fanaovana tsinontsinona ny hafa:-P ka aleo aseho masoandro refa tsy mahay mandefa hafatra manokana any am hafatra any dia any zareo no mifanazava fa tsy eto am forum;-)
ndraindray mankaleo be ny comportement ny ry xxx:-P
ndraindray mankaleo be ny comportement ny ry xxx:-P
12. sitlo
(
29/04/2007 15:33)
marina izany marina izany.
Ohatra ny nedala foana teo aloha teo no voakiakiana. Ny saka no manao ny ataony ka ny saka no voatapa-drambo.
Ohatra ny nedala foana teo aloha teo no voakiakiana. Ny saka no manao ny ataony ka ny saka no voatapa-drambo.
15. soanja
(
29/04/2007 16:41)
Mankasitraka izany tokoa ny tenako.
Rehefa omena fahalalahana mantsy ny olona indraindray dia manararaotra tokoa tsy amin'ny fanakianana ny hafa fa tena manambany ny tenany tokoa amin'ny hevitra atolony, izay fanevatevana ny hafa. Mampalahelo tokoa.
Mino aho fa hisy fiovana ny fomba fifandraisana eto noho io fepetra io. Misaotra sy mankasitraka tompoko!

17. karinah
(
29/04/2007 17:20)
xxx:simplex; 70 be zao k'ty :-P:-D:-P;-)
vale,
odoie, na d ny taonako fotsiny aza v d tsy mba hita hoe lehilahy lehibe :roll::°):-P
20. bilakarenjy
(
29/04/2007 20:55)
masaka be io hevitrao io ry hery .Hamafiso tsara fotsiny ny fepetra de milamina ny tantara .Tsy mampi-te-hiditra mihitsy eto rehafa ilay misy manevateva iny .Ao tsara ry hery .