Ny xxx manevateva namana dia haseho
22. fasaly
(
29/04/2007 22:08)
bilakarenjy! ekena ! zà kou tena lasa kamo miditra am lay xxx atsy xxx arokatra amzay manao zé daninin'ny kibony :cry: am salle gueule:-P
23. tslem
(
30/04/2007 07:23)
efa mba mitaraina zao fiffi d tokony mba avoaka tokoa io fa ts rariny marina an
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m463216ed41840#m463508b365156

24. kelly13
(
30/04/2007 11:06)
ny tena mandreraka ahy mamaly "xxx" d otran'ny oe manana sensation za miresaka ds le vide
25. soanja
(
30/04/2007 15:48)
Ny tena mahavariana ahy dia ny fitiavan'olona miditra xxx nefa tsy resaka hoe aretina na olana any an-tokatrano manokana na olana ny vatatena manokana.
Inona no mitarika anao hanao xxx?
tsy mahatoky tena angaha sa matahotra sao halan'ny olona nefa manana toe-tsaina tsy mitovy amin'ny hafa , izay tsy manahy tokoa sa fitiavana manatsatokantsy any ivoho sa ahoana? Raha mpiditra xxx matetika ianao dia mba mandiniha teny ihany an.
Marina fa tsy mora ny mampiseho ny mahaizy ianao fa olonafaka kokoa ianao raha mahavita izany satria ny fahasalamana ara-tsaina dia manomboka amin'ny fahatsapana fa afapo amin'ny mahaizy anao sy nanamboaran'Andriamanitra anao.
Raha tena manana olana moa dia zah vonona hanampy amin'izany tsy andovam-bola tompoko.
Misaotra indrindra namaky. Ary misy fanombohany ny zavadrehetra fa aza manahy. Fianarana ny fiainana ary ezaka no tena zavadehibe.

26. marindra
(
30/04/2007 15:54)
Noho izany izay hafatra alefan'ny xxx misy fanaratsiana toa izany dia haseho ny mpandefa azy.
Manin raha tonga de fafana ze hafatra misy an'zany toy zay mbola haseho ho an'le mpandefa azy. Manjary mitombo indray ny fahasorenana azon'le oul @ zany.
27. fasaly
(
30/04/2007 16:24)
aleo aseho ka! amzay afabaràka eo! manatevateva oul am tsy antony ireny mila ho fantatra hoe iza amzay mintadrina tsara enao aminy! am maha tena izy azy no tiko lazaina:°)
28. sakaizakely
(
30/04/2007 17:15)
Hery>
Raikitra e ! Alefaso eo daholo
nena le mpihatsaravelagony reny no tena manamerda ahy; mody miresaka aminao eo nefa mamelaka xxx ao ambadika ao. Aza mba tratrako ihany ny tsisy hazondamosina toa io :evil:

29. marindra
(
30/04/2007 17:18)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 30-04-2007 18:24:17
Lohateny : Re : Ny xxx manevateva namana dia haseho
aleo aseho ka! amzay afabaràka eo! manatevateva oul am tsy antony ireny mila ho fantatra hoe iza amzay mintadrina tsara enao aminy! am maha tena izy azy no tiko lazaina
mitandrina ahona fa tsy azoko tsara.
30. karinah
(
01/05/2007 22:40)
marindra::-D:-D:-D:-D:-D voany nataony iany izy koa! :-D:-D
Noho izany izay hafatra alefan'ny xxx misy fanaratsiana toa izany dia haseho ny mpandefa azy.
Manin raha tonga de fafana ze hafatra misy an'zany toy zay mbola haseho ho an'le mpandefa azy. Manjary mitombo indray ny fahasorenana azon'le oul @ zany.
31. karinah
(
01/05/2007 22:51)
tslem:tslem> koa ve mamaky tsara ny ery alohan'ireo aloha vao mi-défendre an'i Fiffi?:lol:; misy hoe nahitsy ilay izy ary navôka ny psn'ilay oul :lol::P:wink:
efa mba mitaraina zao fiffi d tokony mba avoaka tokoa io fa ts rariny marina an
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m463216ed41840#m463508b365156
32. tslem
(
02/05/2007 11:12)
tslem> koa ve mamaky tsara ny ery alohan'ireo aloha vao mi-défendre an'i Fiffi?; misy hoe nahitsy ilay izy ary navôka ny psn'ilay oul
ka taorian'ny nanoratako ngamba no nanitsin'i hery anazy koh :roll: fa ps vao² be zany blogy zany an :evil:
33. vale
(
02/05/2007 13:10)
asa é! jereo fa misy daty sy ora dol anie izay voasotra! ...ol vaovao izany izy e! :x, pffffff!
:-* ndry, hih!:-*
:-* ndry, hih!:-*
34. fasaly
(
02/05/2007 18:34)
marindra:
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 30-04-2007 18:24:17
Lohateny : Re : Ny xxx manevateva namana dia haseho
aleo aseho ka! amzay afabaràka eo! manatevateva oul am tsy antony ireny mila ho fantatra hoe iza amzay mintadrina tsara enao aminy! am maha tena izy azy no tiko lazaina
mitandrina ahona fa tsy azoko tsara.
ny mitandrina lazaiko eto dia mitandrina fa mahavita mamadika anao ilay namana satria refa miseho am ps ny izy miresaka tsara nefa ambadiky ny xxx mamely am angiba:roll::roll::roll::roll:
mpetsara velatsihy izany tsy tsara hatao namana:-P
35. xxx
(
30/05/2007 11:26)
Soso-kevitra :
- satria tsy ary ho araky ny mpiandraikitra ny dinika ny hanaraka hoe iza ndray no xxx nanondrana androany, dia tsy pratique kokoa ve raha asiana hoe "alerter" mifanila @ ilay "miverina ery ambony" ?
-mahazo alerte kounkou ilay mpiandraikitra any @ boatiny any hoe misy raha tsy milamina any @ tel(s) dinika.
- ny mpikambana ihany no afaka mi-clic ilay izy
- Eo @ ilay "alerter" asiana choix manazava ny antony : fanaratsiana oul, lainga be (ohatra ireo)
- tsy sahirana tsony ny mpiandraikitra lay dinika hanara-maso an'izao bla bla bla aby aby zao dia ho lany andro hanivana...
:°)

36. xxx
(
10/08/2007 10:47)
Tsy mety ny hevitr'i xxx hoe asiana (Alerte)mifanila @ ilay "miverina ery ambony" Tsy mety satria raha ny zavatra ny tranga taminam-pikamabana iray teto @ity site ity dia tena mampalahelo, tena namako io zazavavy io dia izao no tena fandehan'ny raharaha
Izy moa irony hoe mitady namana irony dia nisy namana tato@ serasera ny fanao foatoana taminy mbola tsy ny fankafantatra ry zareo fa ny fampiantso tamina finday avieo dia ny fankahita ny tondra ny finday ary io zazavavy io efa niresaka hono ry zareo fanao presentation teo izany eh !avieo no raisin'ilay tovolahy ilay finday dia fantany angamba fa tena tsara ilay izy dia tonga izy dia tsy hita tampoka reo, very ny hevitr'ilay zazavavy.Ary ny tena ratsy de tay an'io zazavavy io ilay finday fa an zokony,hatramin'izao d tezitra @ilay zazavavy ny zkony,koa aza d atao fitaovana re eto fa manala-baraka ny Site Malagasy izany fihetsika izany,sady mampalahelo be.