ndeha hanao kajy kely...

1. diamondra27 ( 28/04/2007 10:28)
1+1=1
1+2=1
1+3=0
1+0=0

ahoana koa aza io ? Mbola mandinika sy eo am-pikarohana ny valiny ny tenako.
répondu par diamondra27 le 01/05/2007 18:58
2. Fiffi ( 28/04/2007 12:07)
diamondra27:
1+1=1
1+2=1
1+3=0
1+0=0
1+1=1
possible ve io ?:roll:


3. rakaroka ( 28/04/2007 13:40)
Ié possible , raha ao @ "Algèbre de Boole" niandohan'ny fikarohana "éléctronique"...
4. Fiffi ( 28/04/2007 14:09)
tsy misy probabilité......
5. sitlo ( 28/04/2007 15:13)
:-D
tsy algebre de boule io,
fa afaka mamorona algebre ange eh.
Na koa mety hoe commande amin'ny programmation io
6. pissoa ( 28/04/2007 17:08)
tsy voafehin'ny tontolo "realy" izao tontolo izao ! afaka mamorona tontolo tsy realy hafa foana ! :-D:-D:-D
7. karinah ( 28/04/2007 20:56)
diam> resaka lojika io ? :roll:
8. xxx ( 28/04/2007 21:09)
karinah:
diam> resaka lojika io ? :roll:
inona izao no maha lojika an'io?aza donto hiany e!

Hoy rush
Rehefa manambany na manaratsy olona dia misehoa.


Nahitsin'i hery
répondu par xxx le 28/04/2007 21:43
9. diamondra27 ( 28/04/2007 21:40)
algèbre d'amour hono io e!
karinah: tohizo hatr@ farany le izy fa tsy lavitra le valiny
10. Zina ( 29/04/2007 04:08)
loza ty marina misy mihitsy ny ratsy ka.

diams a tsy mazava aky a...
algèbre d'amour hono io e!
11. diamondra27 ( 29/04/2007 06:18)
Zina:

loza ty marina misy mihitsy ny ratsy ka.

diams a tsy mazava aky a...
algèbre d'amour hono io e!



ratsy @inona aloha izany e!

le algèbre d'amour ve?
Sendra nihaona t@ afrikana vavy 'zay aho dia io ny mmotif hita eny @ akanjony de nandeha ny saiko fa hay zany le izy ny fanazavana dia izao:
1+1=1: satria ianao sy ny vadinao dia iray ihany
1+2=1: rehefa miteraka ianao dia mbola iray ihany ianareo satria fianakaviana iray
1+3=0: satria raha misy lahy manambady Vhv 2 de échéc 'zay
1+0= 0: échec koa hono io satria raha tokatena ianao dia ratsy imason'ny olona

alefaso @zay aza ny koms

zany hoe: au lieu de miteny hoe: zahay contre ny polygamie sy ny fampirafesana dia io no abaribary...

12. niryna ( 29/04/2007 12:04)
diamondra27:

1+1=1
1+2=1
1+3=0
1+0=0

ahoana koa aza io ? Mbola mandinika sy eo am-pikarohana ny valiny ny tenako.


diamondra a Izao no logikanjavatra hitako aloha hatramin'izao.
1=3
Ray +Zanaka+Fanahy Masina = Andriamanitra
na koa hoe 1= 3
na koa hoe ray+reny+zanaka(na firy na firy)= fianakaviana iray 1+1+1+=3

1=4
Ny zaza=1 rehefa kely izy dia mandeha tongotra efatra
tanana roa + tongotra roa = iray ihany izy fa efatra koasa raha kaontina

1=0
Izay nakamban'Andriamanitra aoka tsy ho sarahan' olombelona

1+1=1
Ary dia iray ihany izy ireo
ny lahy +vavy eo amin'ny fanambadiana.

Izao tontolo izao zavatra iray =1 dia ho foana avokoa
amin'ny andro farany =0
1+0=0

1=2
olombelona iray (1) ihany fa mandeha amin'ny tongotra roa izy(2) 1=2

1=3
antitra (1) rehefa antitra mitondra tehina (1) ka lasa telo ny tongony (2) 1=3
eritreritra ny ahy io a

1=4
Tontolo misy zoro efatra na misy atsimo ,andrefana ,atsinana, avaratra 1=4
niryna
13. niryna ( 29/04/2007 12:10)
diamondra a tsy hitako ny valin'ny anao8O fa tonga aho dia namaly fotsiny nisy iray tafiditra ny hevitro t@ ilay fanambadiana:P:lol: sa tsy izy io:?::idea:
14. diamondra27 ( 29/04/2007 15:40)
niryna: :-D:-D
tena lasa marina le feeling de misy suite lojika be de be le égalité
15. karinah ( 29/04/2007 17:26)
hi hi hi hi..
16. Fiffi ( 29/04/2007 21:02)
tsy azo...:roll: tena tsy arako le izy klé ! :oops:
17. niryna ( 01/05/2007 11:26)
Ity indray ampiarina amin'ny fiainana andavanandro:roll:
Azo am-pianarina ny zanakareo koa ka mora ho azy ny hanao fitadidiana:idea::lol:

+ = namana - = fahavalo x no kajy atao eto

+ x + = + :arrow: nanaman'ny namanao dia namanao

+ x - = - :arrow: namanan'ny fahavalonao dia fahavalonao

- x - = + :arrow: fahavalon'ny fahavalonao dia fahavalonao

- x + = - :arrow: fahavalon'ny namanao dia fahavalonao

niryna
18. niryna ( 01/05/2007 11:45)
Raha sarotra ho tadidiana ihany koa ny table 9 tonga dia ataovy + daholo izay miaraka aminy hanome marika 9 rehefa tsy mahatadidy ilay table 9 iny .:idea::roll: ka izay marika eo alohany no ampio iray dia ho hitanao hoe an'iza io

9 x 0 :arrow: 9 + 0 = 9 1 + 0 = 1 , 9x1=9 izany io.

9 x 1 :arrow: 1 + 8 = 18
9 x 2 :arrow: 2 + 7 = 27

ataovy amin'izay aza ny 9 , 6 . 4 , sns tsy manoratra intsony :roll: 9+0=90 :P:P 6+3= 63 inona no mifanakaiky ny 6 ? na hoe + 1 ? 7 9x7=63 izany io sns
Tsy mila mitady intsony izany fa tonga dia mandeha ho azy.Andramo ange e :D
niryna
19. diamondra27 ( 01/05/2007 18:58)
niryna:

Raha sarotra ho tadidiana ihany koa ny table 9 tonga dia ataovy + daholo izay miaraka aminy hanome marika 9 rehefa tsy mahatadidy ilay table 9 iny .:idea::roll: ka izay marika eo alohany no ampio iray dia ho hitanao hoe an'iza io

9 x 0 :arrow: 9 + 0 = 9 1 + 0 = 1 , 9x1=9 izany io.

9 x 1 :arrow: 1 + 8 = 18
9 x 2 :arrow: 2 + 7 = 27

ataovy amin'izay aza ny 9 , 6 . 4 , sns tsy manoratra intsony :roll: 9+0=90 :P:P 6+3= 63 inona no mifanakaiky ny 6 ? na hoe + 1 ? 7 9x7=63 izany io sns
Tsy mila mitady intsony izany fa tonga dia mandeha ho azy.Andramo ange e :D
niryna



ny anay ndray ny nampianarina anay de we
refa hanao table 9 de soratana aloha le 0
de atao lanja miakatra zany we
0
1
2
3
4
5
6
7
8
9
de aveo ndray sens inverse avy aty ambany miakatra any ambony de: 0 à 9 eo @ le dizaine
de manome
09
18
27
36
45
54
63
72
81
90
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0894