Marina ve izany?Tsy dia hoe fahazaran-dratsy ilay izy fa ..
1. niryna
(
28/04/2007 03:13)
Misy milaza fa tsy dia hoe fahazaran-dratsy ny fisotroana toaka aty amintsika fa mba mampiseho fotsiny ny tovolahy hoe mahatakatra izahay fa sao heverin'ilay hoe tsy misy atokona?
répondu par niryna le 30/04/2007 04:20
2. salmo1
(
28/04/2007 03:19)
Raha isan'andro lay izy, tsy ahafahana mampidy bola, mampijaly fianakaviana sy manakorotana ny tanàna. De aleo tsy mamo ihany.
Raha indray mande isan'andro na mamo kely fa isan'andro, na @ fety, na @ fivoahana sy @ fifaliana, tsy entina hanakorotanana ny hafa, tsy hanimbana zavatra @ fionenana, de tsara zany ny mamo fa mampangetaheta tokoa ny labiera sns...(oh: THB)
;-)

3. dongadonga
(
28/04/2007 04:30)
tsy mampijaly fianakaviana izany io ri salmo rehefa ainao ny mandanjalanja azy na isan'andro ary manapi foana ampilaminana ,sady fidiana ny olona hiarahana:@
5. fasaly
(
28/04/2007 05:52)
niryna: dray dray dray ! diso be lay fandraisana azy izany knou! misy fomba hafa azo haseho fa mba misy atokona enao fa tsy mandratra ny fitsotroana toaka, ny fitotongana am varolavo no hatahorana anie e!:°):-P
7. niryna
(
28/04/2007 13:08)
salmo1:
Raha isan'andro lay izy, tsy ahafahana mampidy bola, mampijaly fianakaviana sy manakorotana ny tanàna. De aleo tsy mamo ihany.
Marina tanteraka ny teninao,sady mahafoy ny andro hiainan'ireo vady aman-janany.Ny ankizy no miferinaina lava sady manome soketa ny tenana fa noho ny ditrany no nahatonga an'i dada ho mamo lava:cry:Sarotra be ny hanala izany soketa eo amin'ny ankizy izany raha tsy manazava azy tanteraka ilay reny.
Raha indray mande isan'andro na mamo kely fa isan'andro, na @ fety, na @ fivoahana sy @ fifaliana, tsy entina hanakorotanana ny hafa, tsy hanimbana zavatra @ fionenana, de tsara zany ny mamo fa mampangetaheta tokoa ny labiera sns...(oh: THB)
;-)
8O:lol::lol:
8. niryna
(
28/04/2007 13:10)
dongadonga:
tsy mampijaly fianakaviana izany io ri salmo rehefa ainao ny mandanjalanja azy na isan'andro ary manapi foana ampilaminana ,sady fidiana ny olona hiarahana:@
Ka raha ohatra hono ka mamomamo kely anie.Misy tena mandry an-tatatra amin'ny andro antoandro.Marina ve izany fa ireny olona zatra misotra ireny raha vao mitanin'andro fotsiny dia lasa mamo ho azy?
9. niryna
(
28/04/2007 13:25)
fasaly:
niryna: dray dray dray ! diso be lay fandraisana azy izany knou! misy fomba hafa azo haseho fa mba misy atokona enao fa tsy mandratra ny fitsotroana toaka, ny fitotongana am varolavo no hatahorana anie e!:°):-P
Fasaly a>izaho aky nahita olona ka toy izao ny zavatra nitranga: miboredika ilay olona ary tsy afaka miteny sy milaza ny ao am-pony izy raha tsy misotro kely hono a.
Ho an'ny rehetra izay mahalala ity a.
Ny tsy fantatro fotsiny rehefa afaka ve ny fahamamony mety mahatadidy ve izy hoe niresaka sa mody adala sa tsy tafavoakany ny ao am-pony noho ny fahamenarana na asa tsy aiko?Tsy mamo aho hoy izy kanefa miraikitra be ny lelany:cry:
.Nisy indray iray niteny hoe mifona aho fa tsy hanao intsony kanefa izaho tsy niteny na inona na inona taminy ary avy eo izy dia niteny fa ny namany hono no nampisotro azy.Io aloha dia fialana pas fotsiny e.Hoy aho hoe raha tena tsy tianao izany ny omeny dia lazao fa tsy zakanao intsony ny mandray anio.Asa aloha raha mahavaha olana izany e.
Rehefa nanao fanontaniana adaladala aho dia nisy nilaza hoe ka raha tsy misotro kely ny bandy toa tsy hoe tsy mikarama kou.
Asa aloha fa samy manana ny adim-piainany daholo ny olona e.Atsidika fotsiny izy ity sao mba misy manampy ny hafa.
Nisy zavatra nitranga toy izao koa hoe taraiky izahay vao tonga tany an-trano fa mbola nanatitra an'i lery tany an-tranony fa tena mamo tampona teny an-dalana hono ilay olom-patany ka nampalahelo azy.
Zavatra mampalahelo kanefa asa izay vahaolona amin'izany.Izany koa no mahatonga ahy hanontany hoe raha misotra tampona ve ireny olona ireny dia adinony tokoa ny olana misy eo aminy sa kosa temporaire fotsiny?:roll:
10. mikeh
(
28/04/2007 15:37)
zarako aza ianao katrikatry io ,manalanala azy manalanala azy, fa rehefa tsy mamo ianao mataho-behivavy.
11. karinah
(
28/04/2007 16:30)
nyrina> za efa nahita rangah izay, izy tena misotso toka be isan'andro, ka raha vao voan'ny masoandro ftsn izy de mamo na dia tsy misotro aza:wink::-D:-D:-D:-D
12. xxx
(
28/04/2007 18:23)
karinah:misy ol d mirediredy mits!
ka raha vao voan'ny masoandro ftsn izy de mamo na dia tsy misotro aza:wink::-D:-D:-D:-D
13. karinah
(
28/04/2007 19:12)
:o marina izany e, maty mintsy le rangah refavieo:!: :x i Rusht inray zao io manarakarakio; hum!
14. niryna
(
29/04/2007 12:46)
xxx:
karinah:misy ol d mirediredy mits!
ka raha vao voan'ny masoandro ftsn izy de mamo na dia tsy misotro aza:wink::-D:-D:-D:-D
Io indray i xxx fa manatsatso olona foana8O.mirediredy maninona izy.:oops:Ianao ve tsy mba te-ho faly mihitsy :P:roll:8)fa hitsikera foana e:?::idea:.Mifaly amin'izay 8O:Dfa lany amin'ny tsy misy dikany eto:roll:8O fotsiny ny fiainana kely mandalonao iny!: raha hatezerana foana no ataonao ato:roll::cry:
Ny olona tezidava hono misy zavatra mankarary azy amin'ny fiainany dia any amin'ny hafa izy no manala vokona kanefa ilay izy tsy mety ho afaka mihitsy raha tsy izy tenany irery ihany no manala ilay izy fa tsy ahilika amin'ny olona.
Niresaka namana mpiara-miasa amiko aho fa nisy fivoriana tampoka izahay dia tonga nisafoaka izy fa tsy ho any hono,rehefa nanontaniako ny antony satria samy manana fotoana hafa ny olona hialany sasatra dia tsy ho tonga amin'izay hieritreretan'ny olona tiany mihitsy ilay fivoriana raha tsy manampakevitra ny mpitondra.Avy eo izy nibaradaka fa tsy ilay fivoriana no tsy tiany fa izy andeha hodidiana no mahasosotra sy mampatahotra azy ka izay zavatra kely hitany no hanalany vokona,vao nomeko safosafo tanana fotsiny ny lamosiny dia latsaka niboiboika ny ranomasony.Ny tiako ho tenenina dia izao,indraindray isika misy zavatra manirikiry amin'ny fiainana ka any amin'ny hafa no manala vokona.Miala tsiny ry xxx :*fa fampianarana ho antsika tsirairay no faniriana eto.
15. Rasiligaoma
(
29/04/2007 13:16)
xxx: marina ka.. izaho mahita olona ilay mpisotro toaka be ireny dia mitanin'andro rabainina dia dozy tanteraka
ny zavatra rehetra mihitsy no rehefa trop sy tafahoatra loatra dia tsy mety daholo ry nyrina a, na ny fivavahana aza (maha borne), ny sexe, toaka, sigara, kafe, paraky, rongony, fianarana (maha surmenE), fitiavana,ny vehivavy (lasa mampivaha ohatran'i salmo1) eny fa na ny fanaovana serasera aza.:^)
mahalala ny antonony no tena zava dehibe

16. niryna
(
30/04/2007 04:20)
Marina izany ry rasily a.Ilay rongony no tena dange kou mihodikodina mihitsy ny lohany sady lasa mipitsoka ary rehefa mifoka ilay izy amin'ny orona ilay olona dia mihamanify hono ny ao anaty orona sady miakatrakatra hafahafa izany foana ny lohany:roll: