Rafozambavy manao dimbaza

1. nikopol ( 27/04/2007 15:29)
Asa ianareo raha mba tratran'izany fa za isaky ny mieritreritra ny rafozabaviko manao dimbaza dia lokin'ny hehy foana ?
répondu par Fiffi le 01/05/2007 07:21
2. Fiffi ( 27/04/2007 15:32)
fa maninona hono no lokon'ny hehy foana enao ? fa nga misy zavatra hitanao sa.....?
3. pissoa ( 27/04/2007 15:59)
tampohan'ny mandrafozana koa nga raniko zany ? :-D:-D:-D
4. kally ( 27/04/2007 16:05)
Fa maninona? Mihotsankotsana be angaha ry Niko?:-D:-D
Ianao ary izany efa mahita vao lokin'ny hehy fa izaho raha vao maheno ny rafozan'i Niko hoe manao dihim-bazaha dia loky.
5. Fiffi ( 27/04/2007 16:08)
ka tena manaodimbazaha kosa ve aloha le rafozana ?
6. Fiffi ( 27/04/2007 16:08)
en fait .....zao ve no hanaovanareo an'le rafozana de avy eo nareo be taraina hoe zao sy zao le rafozana ......
7. xxx ( 27/04/2007 17:54)
enao io angamba ry fiffi le rafozana masosotay reny matoa tsy tinao hisy kilema ny rafozana ko


Hoy blogy

Nahitsin'i hery
répondu par xxx le 30/04/2007 07:59
8. salmo1 ( 27/04/2007 17:56)
=))=))=))=))
Tsy izaho io ah ^:^^:^
;-)
9. kally ( 27/04/2007 18:11)
Nisy nitaraina rafozana angaha taminay ireto ry Fiffi?:-D
10. fasaly ( 27/04/2007 18:36)
nikopol:

Asa ianareo raha mba tratran'izany fa za isaky ny mieritreritra ny rafozabaviko manao dimbaza dia lokin'ny hehy foana ?


anjay kosa ry niko......sport anie ny dihimabazaha e! hummmmm sady mitàna fomre be io an!:wink:


11. tynah ( 27/04/2007 19:06)
Mba maka forme kosa izy eh!d mahatsiaro ny fahiny koa, d miara milalao am zafiny koa. Ny ahy aloha tiko be zany eh!:-* Raha miara milalao zany tena mifandray am po be zany koh!!!(l)
12. kelly13 ( 27/04/2007 19:37)
tsy azoko antsaina ny rafozako manao dimbaza kle, efa mahazo taona mantsy izy

eritreritra mandalo, fa maninn tokou no oe dimbazà e, fa tsy dingasy na autre? :-D
13. niryna ( 27/04/2007 21:50)
Tsy hitako izay maharatsy izany fanaovana dimbaza izany:lol:Mety hoe matavy dia mihevotrevotra ny kibon'ilay olona no mety mampihomehy azy.Anisany iray tena tsara io raha mbola afaka mitsambikina ny tena.Mihitsana daholo ny tavy sy ny menaka kou:P
14. ikaretsaka ( 28/04/2007 00:43)
za efa nahita sady tsy nime.. somary lehibebe ara batana ilay ramatoa dia nila nikotrana hampihena azy.. dia manao dihim-bazaha tokoa..
ko naninona ko naninona?
15. zandikely ( 28/04/2007 04:18)
Fa inona moa zany Dimbaza zany ?
16. fasaly ( 28/04/2007 05:54)
i&-é! zà kalou tia dimbazà e! kotrana tena efikasy io kan! hummmmmm tonik dool ny vatana après:P
17. Fiffi ( 28/04/2007 06:28)
xxx:
enao io angamba ry fiffi le rafozana masosotay reny matoa tsy tinao hisy kilema ny rafozana ko
primo: xxx , mivoaha kalou tao raha te hilaza zavatra ! aza manao an'io lacheté io !

secondo: lazaiko anao hiany rehefa tonga ny fotoanan'ny maha-tonga anaha ho rafozana .....

tertio: alohan'ny hanaovana vava ratsy aman'olona de mba misaina aloha .....de masahy mivoaka miseho masoandro tahaka anaha.....ary tadidio fa olombelona tahaka anao ireny olona lasa rafozana ireny .....
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m462b1d5a86adb


18. Fiffi ( 28/04/2007 06:30)
ary koboko io xxx io an !
19. tslem ( 28/04/2007 06:42)
zah ndray zao mieritreritra an lé dinika d mimé rery klé, ny aza hitako aza mahita ah ny mivanitika rery eny @ arabe :-D:-D:-D

zandikely:

Fa inona moa zany Dimbaza zany ?



sématain zany :-D:-D:-D na lé oe mamaivay ny tongotray ra marary asina fanafody ôk zay

20. pissoa ( 28/04/2007 10:04)
le peti lapin s'en ale danse !
o milie de looooooo

:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0522