Rafozambavy manao dimbaza

21. fasaly ( 28/04/2007 10:12)
tselm::-D:-Dmamaivay ny tongotray , raha marary asina fanafody aok'zay!!!:-D:-D:-D:-D
22. fasaly ( 28/04/2007 10:13)
tslem-pissoa: misy iraka mbola speed be mitsy sady mandoro kalorie tsara lay hoe :"une deux trois ...maaaaaa bouuuuuuuule":wink::-D:-D:-D
23. Fiffi ( 29/04/2007 21:05)
xxx:
enao io angamba ry fiffi le rafozana masosotay reny matoa tsy tinao hisy kilema ny rafozana ko
io koh avohay tao io xxx fa tsy rariny kosa zao eh ! :x


24. andrea ( 30/04/2007 08:05)
hello fiffi..
Tsy misy olona izany seriaan, tsara ny andro androany.. 8) 8)
25. karinah ( 30/04/2007 08:28)
kelly13:

tsy azoko antsaina ny rafozako manao dimbaza kle, efa mahazo taona mantsy izy

eritreritra mandalo, fa maninn tokou no oe dimbazà e, fa tsy dingasy na autre? :-D
:-D:-D:-D:-D kelly13


26. karinah ( 30/04/2007 08:48)
Fiffi:

xxx:
enao io angamba ry fiffi le rafozana masosotay reny matoa tsy tinao hisy kilema ny rafozana ko
io koh avohay tao io xxx fa tsy rariny kosa zao eh ! :x



i Fiffi ve tsy mijery tsara? :lol:; io koh, io efa nahitsy io reh!:-D


27. ratonga ( 30/04/2007 21:04)
fasaly:

tslem-pissoa: misy iraka mbola speed be mitsy sady mandoro kalorie tsara lay hoe :"une deux trois ...maaaaaa bouuuuuuuule":wink::-D:-D:-D

:-D:-Dary le wé: sematin dom-masambrêttteeee, masambrête du laô......

28. ratonga ( 30/04/2007 21:09)
fiffi efa naseon'i hery io ambony io ngé ny ps-n' xxx
xxx:

enao io angamba ry fiffi le rafozana masosotay reny matoa tsy tinao hisy kilema ny rafozana ko


Hoy blogy

Nahitsin'i hery


29. fasaly ( 30/04/2007 21:55)
ratonga: mbola meda be iny se matin de ma sombrety iny hihihihi!

lay ma boule double triple tena hummmmm:-D:-D
30. Fiffi ( 01/05/2007 07:21)
hummm.....misy manao blagy zany ...:-D:-D

ratonga , fasaly: ka zay vao hitako le izy koh !:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.04