mitady ny tononkiran'i jeneraly
1. fa65no
(
27/04/2007 13:44)
raha mba misy namana manana ny tononkiran'ny hiran'i jeneraly dia mba handefaso izahay ,mba te hihira nefa tsy manana tonony dia sahirana e!(ohatra : ny toaka re , isika roa mpifankatia efa hatry ny ela ,izao hira izao no entiko hanambara etoana sy ny sisa e!
répondu par Stretch le 01/05/2007 18:42
2. pissoa
(
27/04/2007 14:22)
efa misy tononkirany maromaro ao amin'ny tononkira ( http://serasera.org/tononkira ) ao !
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=175
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=175
11. Stretch
(
01/05/2007 18:42)
:-D
fa lery ve tsy efa gly e ?
kay mbola mihira ihany klé. . . .
jeneraly malala ô ô ,
efa razana enao fa tsy ol
ra sanatria re enao miverina aty
de tsy anisany reo fokonol ô ô
fa lery ve tsy efa gly e ?
kay mbola mihira ihany klé. . . .
jeneraly malala ô ô ,
efa razana enao fa tsy ol
ra sanatria re enao miverina aty
de tsy anisany reo fokonol ô ô
