Poopy ao Antsahamanitra

1. Mimifali ( 27/04/2007 11:48)
Ao Antsahamanitra ndray Poopy @ dimanche 06 mai ka andé ve nareo? Sipa voadona hono no mankafy azy oz lé namako iray zay, za zan sipa voadona fa mba ts za irery kosa ngamba e? :D:D:D:D:D:D
répondu par Mimifali le 15/05/2007 10:56
2. mimisou ( 27/04/2007 12:49)
Aiza kosa no hoe sipa voadona e? za zao mankafy poopy nefa aho tsy voadona izany, sa inona ilay voadona tianao lazaina?
3. karinah ( 27/04/2007 14:29)
hihi! mahagaga,..Oh izany fitia voarara de vodona izy t@ iny;:lol:
4. Mimifali ( 27/04/2007 14:45)
N tin lé ankiz lazaina zan oé sipa voadonam pitiavana hono no tia Poopy e! eny oà! ts voatery e? Za lou efa voadona ian fa efa tia Poopy a nefa talohan naha voadona a!:-D :-D :-D :-D :-D
5. karinah ( 27/04/2007 15:14)
hihihi!:wink:
6. watafon ( 27/04/2007 15:29)
Mimifali: :-D:-* za kou alou hijery e! aiza ny fotoana ary e ? :-D
7. mbaliana ( 30/04/2007 10:00)
dia maninona nefa rehefa voadona e? fandehan'ny fiainana io... ny important dia ny manarina ny tenany dia mitohy foana ny fiainana ...bravo =D=D=D ho an'i poopy fa mahay mijery ny fiainana amin'ny fomba positif na dia nisy aza ny nahavoadona azy... ary vao maika zay no itiavako azy... indrisy fa tsy any mba hijery :?:lol:
8. Mimifali ( 02/05/2007 11:35)
watafon>ka andé kanôto zan ho any Antsahamanitra sa? :lol::lol::lol::lol::lol:
mbaliana>sady Poopy ts dé mandé any ampitan dranomasina ka ts maints mi patienter zan ndry! ts iz ngé lé voadona akory fa lé mpankafy az e! ny hirany mants sady mitantara alahelo no mitantara espoir koa.
9. Samoana ( 02/05/2007 16:38)
Mimifali:

...Sipa voadona hono no mankafy azy ...


za tsy sipa fa bandy voadonan'ny fitiavana ny hirany sy ny fahatsoram-pony:wink:


10. fijo ( 02/05/2007 21:43)
z ahifidy amin'io kooooo
11. Mimifali ( 03/05/2007 11:29)
Samoana>OK be mits lé bandy mankafy Poopy an! faly be za!:D:D:D
fijo>Maraina mifidy dé mandehàna jet mankany Antsàma e!:):):)
12. mbaliana ( 03/05/2007 14:05)
mimifali> dia vao maika zany tsara
fijo> anga mba hifidy?
samoana> zany moa izy io ?
13. Mimifali ( 04/05/2007 11:16)
Dé any Antsàma zan n fotoana fa za ngamba dé anor mponenana ao mits e! vô t@ alaady no av nijery Tovo J'hay dé raikitra sahady ndray ty n Poopy!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. sonwin ( 04/05/2007 11:33)
Ié any ny fotoana sady hafotaka indray ny fanjonoana amin'io :P
15. watafon ( 06/05/2007 17:46)
mimi: :-D:-D:-D f'angah za any belo/tsiribihina no hijery amindry ?
16. mbaliana ( 08/05/2007 20:35)
=))=))=))
17. watafon ( 11/05/2007 06:42)
:-D:-D:-D
18. Mimifali ( 11/05/2007 07:33)
watafon>ka kanôto tsin n moyen de transport malaza any @ nareo ko za ve nahalala e?:-D:-D:-D
sonwin>Fa nanjono in taiza ianao fa ts azoko?f'angà nis trondro nijery spectacle tany Antsàma t@ alahady moa?:-D:-D:-D sa karazan trondro hafa kosa ngamba zany!:lol::lol::lol:
19. watafon ( 11/05/2007 16:17)
sonwin ::-D:-D
mimifali: k le spectacle anie tao morondava e ! ary toa tsy nolazainao akory le izy ? :-D:-D
20. fijo ( 11/05/2007 21:12)
mbaliana ,za mifidy foana aty ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7993