Ny fanambadiana sy ny Didy faha-4 & 5
1. simplex
(
26/04/2007 22:10)
# Didy faha-5: manaja ny RAD-nao mba ho ela velona enao
izany hoe ra tsy manaja RAD enao d mandika ny didin'A/tra ary koa tsy ho ela velona.
Io no didy voalohany tsy mikasika an'A/tra.
# Didy faha-6: aza mamono olona.
Izany hoe aza manafohy ny andro iainan'olona iray.
=> fahotana faran'ze tsy ankatoavin'A/tra (ankoatry ny fandavana/fampirafesana/tsy fanompoana azy) ny tsy fanjana RAD.
Ndeha ary hodinihana kely ny fifandraisan'zany eo @ fanambadiana. Cas vitsivitsy, mpitranga matetika:
1. Vady atolotra: ra mbola zanako kou indry tsy maintsy hanambady an'i xxx
2. Tsy fitoviana saranga/firazanana/finoana/firehan-kevitra/fahaizana:
* Ireny ve no mba hidirana?
* Ra mbola te hiditra fasan-drazana ela d adinoy ny momba azy.
* Tovovavy feno ny fiangonana kou any @ secta no milingilingy.
* Tsy mila opposant ity fianakaviana ity
* CEPE aza tsy hananany, efa mitapina ve ny masonao e...
Dinika:
* Tokony tsy hanaja RAD ve @ ireo cas ireo? :P Ny fitiavana no lehibe indrindra ony...
* Ra mamono tena le zanaka avy eo, diso izy mazava hoazy, fa tsy tokony ho azo imputer-na @ le RAD kou ve le izy?
Mahazo mifandromatra doly ;-)

répondu par prime le 24/05/2007 10:05
2. xxx
(
26/04/2007 22:30)
Fanitsiana kely fotsiny : didy faha-4 ilay hoe manaja ny ray aman-dreninao mba ho ela velona ianao.
Dinika 1 :
Iza moa ny ray aman-dreny eo anatrehan'ny zanaka ? Ray aman-dreny NORMAL ary manao ny adidiny angamba no resahiko.
* Amin'ny olona rehetra eto an-tany dia izy ireo no nahafantatra ny fisiantsika voalohany.
* Rehefa tonga tety an-tany kosa indray isika dia izy no nampianatra antsika ny "madinika" indrindra amin'ny fiainana. Izy koa matetika (raha tsara ny fifandraisan'ny ray aman-dreny sy ny zanaka) no mampianatra ny zava-dehibe indrindra amin'ny fiainana !
* Amin'ny fahazazana sy ny hatanorana dia ireo no mahafantatra izay mahazo antsika, mahafantatra ny reaction-ntsika manoloana ny zavatra iray (averiko indray, rehefa mandeha tsara ny fifandraisan'ny ray aman-dreny sy ny zanaka).
* Tia antsika ireo (Io ilay maha-NORMAL azy ireo )!
Izany hoe sady mahafantatra antsika tsara izy ireo, no tia antsika. Amiko raha miteny izy hoe i ranona no vadinao ... dia tsy hanao non befahatany aho fa asiako consideration lalina ny teniny.
Ny fitiavana hono no lehibe indrindra : Aiza ho aiza ny fitiavana ny ray aman-dreny ao amin'io resaka fitiavana ambony io ? Aloha sa aorinan'ny fitiavan-tena ? Aloha sa aorian'ny fitiavana ilay sipa ? Tandremo fa "Andriamanitra" tsy niteny hoe ny fitiavan'ny "Mpisipa hisakara atsy ho atsy" no ambony indrindra an ! :wink:
Dinika 1 :
Tokony tsy hanaja RAD ve @ ireo cas ireo? Ny fitiavana no lehibe indrindra ony...

3. cutie
(
26/04/2007 23:39)
Ny fitiavana hono no lehibe indrindra : Aiza ho aiza ny fitiavana ny ray aman-dreny ao amin'io resaka fitiavana ambony io ? Aloha sa aorinan'ny fitiavan-tena ? Aloha sa aorian'ny fitiavana ilay sipa ? Tandremo fa "Andriamanitra" tsy niteny hoe ny fitiavan'ny "Mpisipa hisakara atsy ho atsy" no ambony indrindra an !
fifampiresahana sy fitadiavana marimaritra iraisana ihany ny vahaolana @ zany.:lol:
4. xxx
(
26/04/2007 23:45)
Fanitsiana kely fotsiny : didy faha-4 ilay hoe manaja ny ray aman-dreninao mba ho ela velona ianao.
Diso be didy faha 5 io fa tsy didy faha-4.. ndana jereo ny baiboly aloha e
5. cutie
(
26/04/2007 23:53)
de manin nefa raha didy faha 4 io na faha 5 na faha 6 :roll:
refa ao anatin'ny didy 10 , sy manajaa azy enao de zay ny tanjona, na mifamadibadika aza ny filaharany
tsy haiko alou e e
Za tsy mahay didy folo :oops:
refa ao anatin'ny didy 10 , sy manajaa azy enao de zay ny tanjona, na mifamadibadika aza ny filaharany
tsy haiko alou e e
Za tsy mahay didy folo :oops:
6. niryna
(
27/04/2007 06:10)
cutie>mampihomehy ary marina izany rehefa tafiditra ao anaty didy folo dia izay .
Manahirana tokoa raha resaka fanambadiana no resahina ka ampidirina amin'ny hoe manaja ny ray sy ny reninao mba ho lava andro hiainana ianao.Fanajana,fanomezana azy ho avo kanefa Atra no tena atao ambonin'ny zavatra rehetra dia manaraka ny rar,sns.Lalam-piainana io ka aleo ho an'izay olona tratran'io olana io no mety mahita vaha-olana sy teny tiana hambara.Raha rar nahitanao masoandro kosa anefa no ataonao ho tsinotsinona dia ho very maina fotsiny ny fanantonana an'Atra izay lazaina ho tiana sy hinoana.Ahoana moa no ahafahana mitia an'Atra izay tsy hitan'ny masonao kanef a ny rar nahitanao masoandro aza tsy ho tianao na tsy omenao voninahitra fa vingavingaina na tsy hajaina?

8. Fiffi
(
27/04/2007 07:27)
Izany hoe sady mahafantatra antsika tsara izy ireo, no tia antsika. Amiko raha miteny izy hoe i ranona no vadinao ... dia tsy hanao non befahatany aho fa asiako consideration lalina ny teniny.heu.....satria ve ny RAD mahafantatra ny tsara sy ny ratsy ho an'zanany ? tsy hoe handaha befahatany aho fa hasiko considération lalina marina ny zavatra ho lazainy anaha saingy......le izy toa ohatran'lasa interêt an'RAD koh ! sa ve lasa ohatran'le lova tsy mifindra ?
9. pimaso
(
27/04/2007 07:41)
Lalina be izany anaka,
Izay Tianao ihany vadiana , fa tatazo ny vokany na tsara na ratsy;
;-)
;-)
;-)
Izay Tianao ihany vadiana , fa tatazo ny vokany na tsara na ratsy;
;-)
;-)
;-)
10. Rasiligaoma
(
27/04/2007 08:15)
Ny fitiavana hono no lehibe indrindra : Aiza ho aiza ny fitiavana ny ray aman-dreny ao amin'io resaka fitiavana ambony io ? Aloha sa aorinan'ny fitiavan-tena ? Aloha sa aorian'ny fitiavana ilay sipa ? Tandremo fa "Andriamanitra" tsy niteny hoe ny fitiavan'ny "Mpisipa hisakara atsy ho atsy" no ambony indrindra an !
samy fitiavana ireo fa iza no atao ambony?
amiko raha tsy manaja Ray amandreny dia tsy fitia sitrak'andriamanitra sady tsy mba lava andro iainana aloha e
11. simplex
(
27/04/2007 09:38)
xxx:fa le didy faha-5 na -4 tsy nilaza hoe manaja ny RAD-nao ra NORMAL ireo an :P
* Tia antsika ireo (Io ilay maha-NORMAL azy ireo )!
xxx:ary ra jerena @ lafiny 1 ndray hoe ra asiana fitiavana RAD, d aiza ho aiza ilay fitiavana an'le ho vady na sipa @ io resaka fitiavana io. Io faha-2 io anefa no tena miredareda be surtt refa resaka fanambadiana izany no resahina.:-w
Ny fitiavana hono no lehibe indrindra : Aiza ho aiza ny fitiavana ny ray aman-dreny ao amin'io resaka fitiavana ambony io ?
xxx:mety tsy fantatry i xxx fa ny ankamaroan'le ol manao di-doha ireny d tena manambady an'le ol norarana iny le zanaka avy eo. Fanambadiana ny dinika fa tsy hoe mpisipa norarana akory an :°)
andremo fa "Andriamanitra" tsy niteny hoe ny fitiavan'ny "Mpisipa hisakara atsy ho atsy" no ambony indrindra an !
Ary le scenario Rabeniomby sy Ravolahanta ahoana ?
12. xxx
(
27/04/2007 10:54)
simplex:
fa le didy faha-5 na -4 tsy nilaza hoe manaja ny RAD-nao ra NORMAL ireo an
marina ny teninao, fa izaho anie tsy niteny hoe aza hajaina izy raha tsy normal e. Ny zavatra mety misy eo amin'ny ray aman-dreny normal sy tia zanaka fotsiny no notanisaiko.
simplex:
ary ra jerena @ lafiny 1 ndray hoe ra asiana fitiavana RAD, d aiza ho aiza ilay fitiavana an'le ho vady na sipa @ io resaka fitiavana io. Io faha-2 io anefa no tena miredareda be surtt refa resaka fanambadiana izany no resahina.
toy ny miteny sahady hoe ilay fitiavan'olon-droa no "ambony". Izaho tsy niteny hoe iza no ambony amin'ireo. Fisintomana ny saina amin'ity fitiavana lazaina lava fa ambony ity no tiako natao teo. Sao mantsy tsy ilay eritreretintsika akory no tiany nambara tamin'io.
Izaho rehefa miresaka hoe fitiavana ambony dia tsy hoe fitiavana an-drakoto sa an-drabe no matetika ao an-tsaiko, fa hoe ataovy am-pitiavana izay ataonao sinon aza atao. Hanaiky ny tenin'ny RAD ianao ? Ataovy am-pitiavana fa tsy hoe sady mody manaraka ny teniny no manompa azy an'eritreritra ihany oe ny an-drabain sy rabofy koa :evil: Fihatsaram-belatsihy no fiantsoana izany. Rehefa manaiky dia manaiky :) dia izay ilay fahambonian'ny fitiavana amiko manokana.
simplex:
mety tsy fantatry i xxx fa ny ankamaroan'le ol manao di-doha ireny d tena manambady an'le ol norarana iny le zanaka avy eo. Fanambadiana ny dinika fa tsy hoe mpisipa norarana akory an
ny manaja ray aman-dreny tsy hoe manaraka bontolo izay teneniny akory, raha izay dia mety hanohitra an'Andriamanitra indray isika any ho any. Samy nomena saina handanjalanja ny ray aman-dreny sy ny zanaka.
Mpivady ou mpisipa ... toa mitovitovy ihany ny fandraisan'ny maro an'ireo amin'izao. Efa lamaody ny misaraka. Ny manao contrat mariage aza moa efa asiana kajikajy hitsinjovana ny ampitso hoe raha misaraka dia toy izao :(
13. prime
(
27/04/2007 12:42)
xxx:... Tsara ihany ny manitsy fa mba izay tena izy ambara... didy fahadimy io r\'ise a, manajà ny andro sabata no didy fahaefatra...
Fanitsiana kely fotsiny : didy faha-4 ilay hoe manaja ny ray aman-dreninao mba ho ela velona ianao.
Tena fitiavana tokoa no fototry ny didy ka ny fanajàna RAD dia tena endrika fanehoam-pitiavana mihitsy saingy tsy mandeha ila tokoa io fa raha RAD tena tia ny zanany koa dia mihaino azy ary manoro azy ny tsara hatrany araka ny sitrapon\'Andriamanitra... tsy vitan\'ny hoe io no tiako ho vady koa izany fa mila mihaino ny RAD...
14. majakely
(
27/04/2007 13:43)
azonao koa nge ny manda ny ray amndreninao refa hitanao hoe fanambadiana ts ho zakanao ilay izy ee ,mila miresaka tsara fotsiny,,manda ianao fa manda amim-panajana sy ampitiavana anireo nahitanao masoandro , de tsitako ze olana amizay zaoo ?' sa rah vao manda ve de midika hoe tsy manaja izay ?? hazavao ??????
15. xxx
(
27/04/2007 15:12)
prime:
... Tsara ihany ny manitsy fa mba izay tena izy ambara... didy fahadimy io r'ise a, manajà ny andro sabata no didy fahaefatra...
toa samy manana ny tena iziny izany raha azoko tsara. Haiko aloha hoe Didy 5 : Aza Mamono Olona, Didy 3 : Mankamasina ny andron'ny Tompo :oops:
16. Zina
(
27/04/2007 16:53)
oy i cutie
oy i nirina
zao fotsiny angamba no tsara ho fantatra raha momban'io.
ny didy 1 ka hatramin'ny didy faha 4 dia didy izay momban'Andriamanitra fanajana Azy
ary ny 5 - 10 dia didy entre isika olombelona ny fahaizana manaja ny namana.
Fair enough! :wink:
de manin nefa raha didy faha 4 io na faha 5 na faha 6
oy i nirina
cutie>mampihomehy ary marina izany rehefa tafiditra ao anaty didy folo dia izay .
zao fotsiny angamba no tsara ho fantatra raha momban'io.
ny didy 1 ka hatramin'ny didy faha 4 dia didy izay momban'Andriamanitra fanajana Azy
ary ny 5 - 10 dia didy entre isika olombelona ny fahaizana manaja ny namana.
Fair enough! :wink:
17. fijo
(
27/04/2007 21:59)
tiako ary hajaiko tokoa ny RARko,saingy raha ity resaka fanambadiana ity fotsiny,dia ny fiainako no resahana sy jerena eto fa tsy ny azy,ka hialako tsiny,fa na tia tiany aza i sahondra,nefa ny ahy ravao no laniko dia azafady sahondra fa tsy tafa e
19. johnnyandri
(
28/04/2007 10:27)
Aza ny ataoko no atao fa izay lazaiko no tanterao. Tsy tonga lafatra ny ray amandreny fa mendrika ny hohajaina mandrakariva. Nobeaziny ny zanany ary nalefany tany an-tsekoly mba handranto fianarana, izany hoe:tsy voatery izay rehetra natoron ny ray aman-dreny no ao anaty lohany ao fa misy fahalalana hafa azony teo amin ny fiarahamonina koa. Anjaran ilay zaza avy eo rehefa matotra sy afaka ny hisafidy izy no mandidy ny fiainany. Resaka fiankinana lava amin ny ray aman-dreny no mahatonga ny zanaka hisavily amin io resaka io. Miankina amin ny fianakaviana ka tsy afaka ny mampiseho ny mahaizy azy sy ny heviny.
20. Fiffi
(
28/04/2007 16:19)
Rasiligaoma:ekena.....
amiko raha tsy manaja Ray amandreny dia tsy fitia sitrak'andriamanitra sady tsy mba lava andro iainana aloha e